DECO en Pack

DECO en Pack

Share

Décoration à base de ballons
Tout événement sera décoré avec notre superbe ballons et des ballons Millar gonflable. Installation assuré
Commande sur mp

Photos from DECO en Pack's post 15/12/2024

👉Ho tsenaintsika amin'ny alalan'ny ireto "décoration à base de ballons" mafatifaty kely ireto ny andro nahaterahan'ilay Jesosy Kristy Tompo.
👉Afaka atao ao antrano, any ampiangonana, eny anjaridaina....
✅Prix et détail sur chaque photo en commentaire.
✅Installation discutable
☎️034 92 235 30
🚛Livraison Antananarivo et Province

Photos from DECO en Pack's post 16/11/2024

👉Ireto indray ny modely vaovao ho fankalazana ny andro nahaterahatsika izay tena mandanja tokoa❤️
👉Vidiny : 40 000ar monja👈
✅Afaka manao "surprise" ho an'lay olona akaiky anao ianao ary izahay dia afaka manao ny "installation" tsara amin'ny vidiny mirary ho an'rehetra😉🎁
☎️ 034 92 235 30
🚚Livraison Antananarivo et Province
✅Détails sur chaque photo🎊🎁

Photos from DECO en Pack's post 01/08/2024

👉Tsara kokoa ny manomana "surprise" kely ho an'ny ireo olona akaiky anao ny "sexe" ny zanakao amin'ny alalan'ireto décoration mafatifaty kely ireto🥳🎊🎈🎁 ho anareo reny rehetra izay mitondra vohoka. Fanomanana sahady ny fahatongavan'zazakely sy manala ny fintaintananao ihany koa🎊🎁🎈
☎️034 92 235 30
🚛Livraison Antananarivo et Province
➡️Détails et prix sur les commentaires de chaque photo.

Photos from DECO en Pack's post 12/05/2024

Ireto indray ny modely vaovao ny p**y "happy birthday masqué" amin'ny vidiny mirary izay 33000ar fotsiny :
➡️13 lettre happy birthday
➡️10 ballons au choix
➡️ 2 minies étoile ou 2 ballons ronde disco ou 2 ballons GM à motif make-up.
➡️1 masque brillant
➡️1 bombe confettis
➡️1 bougie fontaine
☎️034 92 235 30
🚛Livraison Antananarivo et Province

Photos from DECO en Pack's post 16/01/2024

Déco en Pack dia faly miarahaba antsika rehetra ato amin'ny Pejy nahatratra ity taona vaovao ity😘
Vaovao ny Taona dia tolotra vaovao ihany koa no atolotra ho anareo mpanjifa hajaina🤗
👉"Pack happy birthday en thème sport":
-13 lettre bannière happy birthday
-10 ballons couleur au choix
-1 rideaux métalliques
-1 ballons gonflable Gm métalliques sous forme sport.
-1 ruban
Vidiny: 30000ar
☎️0349223530
🚚Antananarivo et Province

Photos from DECO en Pack's post 09/12/2023

👉Ireto ary fa tonga ny modely "PACK NOËL" ho anareo miandry fatratra.
Araraoty fa voafetra ihany izy ireto
👉Vidiny: 28000ar sy 50000ar
☎️034 92 235 30
🚚 Livraison Antananarivo et Province
Prix d'installation apart et discutable

Photos from DECO en Pack's post 19/11/2023

Ireto indray ny tolotra momban'ny "Pack décoration Baptême" na ho an'ny zazakely na ho an'ny olon-dehibe. Surprizy ho an'lay olona akaiky anao izay afaka atao tsara amin'io andro iray io.
Prix: 58000ar avokoa
Prix d'installation apart et discutable
🚚 Livraison à Antananarivo et Province.
☎️034 92 235 30

Photos from DECO en Pack's post 19/10/2023

👉Omena fahafam-po ihany koa ny zatovo vavy kely amin'ny alalan'ireto pack anniversaire modely vaovao horonantsara izay fantadaza ankehitriny manerantany dia i Barbie.
✅Aza tara ary fa voafetra ihany izy ireto anh
👉Vidiny :
📞034 92 235 30
Livraison Antananarivo et Province

Photos from DECO en Pack's post 17/10/2023

Ho fanomezana fahafam-po ny zanaka amin'ny Tsingerin-taona nahaterahany, ande hanao surprise azy ireo amin'ny "Pack décoration Dessin Animé Enfant" vaovao ireto isika:
Prix: 38000ar avokoa amin'ny modely rehetra.
👉Garçon:
✅Babyboss, Patte Patrouille, Naruto
,Sonic.
👉Fille:
✅Moana, Licorne, Winie.P, Sirène
, Princesse Disney, Reine de neige.
👉Offre limité👈
Détails eo ambanin'ny sary tsirairay ao amin'ny commentaire
📞034 92 235 30
Livraison Antananarivo et Province

Photos from DECO en Pack's post 09/10/2023

👉Ato indray ny modely décorations "Maintso ny fanantenana"!! Loko izay mampifandray ny Malagasy tsivakivolo. Mety atao amin'izay lanonana isakarazany na Tsingerin-taona, na mariazy, Batisa, Batemy...etc
👉034 92 235 30
Livraison Antananarivo et Province

Photos from DECO en Pack's post 24/09/2023

Modely P**y Tsingerin-taona vaovao miaraka amin'ny "Bougie magique" mirehitra ho azy rehefa vonoina:
👉49pieces 28000Ar👈
✅13 lettres happy birthday bannière
✅25 ballons latex
✅10 bougie tige gâteaux magique
✅1 champagne gonflable GM
☎️034 92 235 30
🚚Livraison Antananarivo et Province

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Telephone

Website

Address

Andravoahangy Mahavoky Près Station Shell
Antananarivo
101