Dazzle
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Dazzle, Makeup artist, Antananarivo.
Euphoria makeup ✨️
Dazzle 💄
゚
White to Black | MakeUp 💄
゚
Tsy Saint Valentin ihany fa ho feno fitiavana be hatrany anie ny androntsika rehetra 💐❤️
Ankoatra ny fizarana ataoko eto amin'ny page dia manasa anareo koa hanaraka ahy ao amin'ny amin'ito lien ito 🥰 : https://www.tiktok.com/?_r=1&_t=ZS-93xhcqvWzjg
Mankasitraka hatrany dia mirary soa be dia be 😘❤️
゚
09/02/2026
👁 NY MASO 👁
Ny maso mijery ? -Fitaratra vita:
Ny hevitra antin'ny fo, eo no hita;
Vinaky eo daholo na ratsy na tsara,
Fa maso mijery mahay mitantara.
Ny mason'ny tsara dia feno hafaliana,
Madio sy malefaka tsisy haratsiana;
Ny mason'ny ratsy tsy mety mazava,
Fa matroka foana, manjombona lava!
Tandremo, ry zandry, ny maso mijery,
Fa maro izy ireny no tena mamery,
Mahay manangoly kanefa mifono
Tangena sy poizina tena mamono!....
P. Paul-Henri Randranto
Dazzle 💄
17/01/2026
SKIN CARE 💆🏻♀️
Ilaina be ny fahafantarana ny filan'ny hoditra mba ahafahana mikarakara azy tsara.
Ny karazana hoditra rehetra dia samy manana ny olany sy ny filàny tsirairay avy. Mila haintsika arak'izany ny misafidy ny produit sy ny akora ao anatiny hifanaraka amin'ny hoditsika mba hampandaitra tsara ny asany sy hanaja ilay "equilibre cutané".
Ireto misy toromarika vitsivitsy afaka hanampy anao hisafidy ny produit :
🌿 Hoditra miha-antitra ( Peau vieillissante ) :
- Peptides
‐ Vitamine C
- Rétinol
💧 Hoditra mitera-menaka ( Peau gras et huileuse )
- Acide salicylique
- Rétinol
- Acide glycolique
🔥 Hoditra feno mony ( Peau acnéique )
- Rétinol
- Acide salicylique
- Peroxyde de benzoyle
🥥 Hoditra mainamaina ( Peau sèche )
- Acide hyaluronique
- Céramides
- Niacinamide
🌸 Toek'oditra mifangaro ( Peau mixte )
- Niacinamide
- Acide glycolique
- Rétinol
- Acide mandélique
🌼 Hoditra tsotra tsy dia misy olana ( Peau normale )
- Rétinol
- Vitamine C
- Acide glycolique
15/01/2026
🥰💄❤️
Dazzle 💌
05/01/2026
Mirary 2026 feno fahombiazana ho antsika rehetra 😘❤️
28/12/2025
Feno fankasitrahana ny amin'ny fiarahana nandritra ny 2025 🥰
Isaoranay manokana ianareo rehetra nahatoky sy nanohana hatrany an'ny Dazzle ❤️
Ny tsara indrindra hatrany anie no hifampizarantsika amin'ny ho avy rehetra, koa dia mirary soa sy fety sambatra ho antsika rehetra 😘❤️
Mbola afaka mandray rdv maquillage ihany koa izahay ho an'ny faran'ny taona sy taombaovao raha mbola misy mitady ianareo. Efa misokatra ihany koa ny réservation ho an'ny 2026.
Aza misalasala miditra MP 💌
26/12/2025
❤️❤️❤️
Coucou 🥰
Elaela kely tsy nanao publication fa nefa mandray rdv hatrany aho ho an'izay hanao maquillage 🥰 , na mise en beauté izany na artistique ❤️
Aza misalasala miditra MP 💌
Mirary fety sambatra ho antsika rehetra sahady o 😘😘❤️❤️❤️
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Contact the business
Telephone
Website
Address
Opening Hours
| Monday | 08:00 - 18:00 |
| Tuesday | 08:00 - 18:00 |
| Wednesday | 08:00 - 18:00 |
| Thursday | 08:00 - 18:00 |
| Friday | 08:00 - 18:00 |
| Saturday | 08:00 - 18:00 |
