Kinga Shopping

Kinga Shopping

Share

Vente de divers Articles
En gros et en détails

Andrekakioooo za aloha tena mandihy mintsy, tsy aiko nareo 🫣  😂

Ary ianao, inona ny zavatra tena mahafaly anao ny mividy azy ? 
 
 #fypシ #memes #vente #Malagasy #money #pourtoi 20/06/2025

Tsy aiko aloha nareo fa izaho tena mandihy mintsy rehefa mahazo zavatra vaovao 😂🫣

Ary ianao, inona ny zavatra tena mahafaly anao indrindra ny mividy azy 😊?

Andrekakioooo za aloha tena mandihy mintsy, tsy aiko nareo 🫣 😂 Ary ianao, inona ny zavatra tena mahafaly anao ny mividy azy ? #fypシ #memes #vente #Malagasy #money #pourtoi

20/06/2025

Raha mahazo 40 000 Ar gratuitement ianao dia inona no mba hampiasanao azy? 😉

Ny ahy hividianako fanampina bidon fa tapaka foana ny ranonay nefa tsy vitako ilay tsy misasa 😩🤪 mba marina eeeeeee 🫣

Fa tena omena ilay 40 000Ar anie ☺️🎁 Raha ianao no mahazo io vola io dia ataonao inona ?

Omentsika an’izay commentaire mahafinaritra indrindra ato ⬇️

Misy dingana tsy maintsy arahina nefa ireo an, fa tena tsotra kely kosa aloha e ☺️ Ataontsika amin’ny alatsinainy mandritra ny live ny fisarihana🕞

Alefa ary e !

Photos from Kinga Shopping's post 06/05/2025

🔥NEW PRODUCTS 🔥
"Le combo parfait pour votre cuisine! Des couteaux ultra tranchants + une machine à café élégante = un duo gagnant à ne pas manquer!"

🔲Détails sous chaque photo

03/05/2025

Bonne journée daholo 😊

02/05/2025

Dia tena hoe izao mintsy 🫣😅

👉Identifieo ilay namanao mpijery live alina be iny mba ho hitany hoe tena sarotra anie vao mahavita an'ireny isan andro e!🥴

Tena hoe mifamadika mintsy ny andro sy ny alina😂

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Telephone

Website

Address

Antananarivo

Opening Hours

Monday 09:00 - 17:00
Tuesday 09:00 - 17:00
Wednesday 09:00 - 17:00
Thursday 09:00 - 15:00
Friday 09:00 - 17:00
Saturday 09:00 - 17:00