EFA NIOVA AHO

EFA NIOVA AHO

Share

resaka momba ny fiainana andavanandro

26/05/2022

METY AHASOA ANAO
Inao ve misy fotoana mba tahaka ana?
Rehefa misy mahasorena any ivelany any dia na tonga ao atrano arany de mbola tezitezitra foanašŸ˜’ ,,miavonavona😱
Niova enefa aho satria haiko fa tsy mety zany
Vao tonga ao trano ndray za 😊tantaraiko fotsiny ilay zavatra nahasorena ana dia miezaka manadino aniny aho,,ary mizara tsiky sy hafaliana indray
Mety zavatra heverina ho tsotra fa zava-dehibe
Hafaka miova ihanikoa ianao
MaherezašŸ™

26/05/2022

Adinoiko ny omaly
Atrehiko ny anio
Homaniko ny ampitso

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Telephone

Website

Address

Ambatolampy
Antananarivo
DINAFITIA