ILO ILO
Menaka natao ho an'ny rehetra . Mitsabo . Mampaniry . Miaro
30/03/2026
Bonne année 2026 ❤️
Tena ela be tena ela tsy tato intsony dia niato kely koa ny ILO ILO .
Fa efa niverina izy izao , azonareo jifaina eny amin’ny boutique IDEALY Ankadifotsy sy IDEALY Andrefan’Ambohijanahary amin’ny vidiny 10.000 Ariary .
ILO ILO , ilay menaka natao ho an’ny volo rehetra , mety be ho an-tsika mandoko volo ihany koa na en phase de décoloration satria miaro sy mitsabo.
Manena ny volo mihitsana ary mi booster ny fanalavana ny volo 👩🦳👩🦰👩🦱
Azo atao ny mi-commande en ligne fa misy frais de livraison ( à partir de 4.000 Ariary )
Bonjour daholo ❤️
Iza daholo ilay maman mbola mampinono ohatra ahy ato dia nanapaka volo fa hoe miongotra be 💇🤱?
👉👉👉Menaka ILO ILO ny solution 🥰 dia tsy mihitsana sady mora lava no salama tsara ny volo.👈👈👈
Mety ho an'ny volo rehetra ary 10.000 Ariary monja ny vidiny 50ml nefa maharitra ela , eny amin'ny BOUTIQUE IDEALY ANKADIFOTSY SY IDEALY ANDREFANAMBOHIJANAHARY no hahitanareo azy .
( Mbola miato ny livraison )
Ny fampiasana azy :
🫶 Gouttes vitsivitsy fotsiny dia hahosotra amin'ny odi-doha isaky ny alohan'ny atory , arahana massage kely .
ILO ILO
Menaka natao ho an'ny rehetra .
Mitsabo . Mampaniry . Miaro
Bonjour daholo ❤️
Tena efa ela tsy tato e ??
=.> ENY @ IDEALY ANKADIFOTSY/ IDEALY ANDREFANAMBOHIJANAHARY ihany aloha no misy ILO ILO dispo fa miato ny livraison .
Efa tena lava ilay izy ato nefa za mihezaka mamarana kely foana ihany isaky ny 3 mois eo .
Raha mijery anao dia mbola ireo ilay notapahana fohy tamin'iny dia bizarre be mahita an'ilay izy 😂
Efa ho eny amin'ny valahana sahady ilay notapahana fohy kely .
Menaka ILO ILO foana ihany bo ampiasaiko , dia rehefa manasa loha dia manosotro Gel d'aloe amin'ilay volo vao avy sasana 🥰 .
ILO ILO
Menaka natao ho an'ny rehetra .
Mitsabo . Mampaniry . Miaro
26/12/2024
Joyeux noël taraiky kely ry zareo an ♥️
Mbola tsy misy dispo mihitsy ny menaka sur commande amin'izao fa manasa anareo hanantona ny boutique IDEALY ANDREFANAM-BOHIJANAHARY na IDEALY ANKADIFOTSY mivantana .
Mirary tontolo andro mahafinaritra ho an-tsika rehetra 🥰 .
05/11/2024
Iza koa ny mpitaiza kely tsy mibango volo ato mihitsy raha tsy indray isam-bolana ? 😂
=> Za ☝️
Nandoko volo dia tsy adino ny nanosotro ILO ILO rehefa alina na dia tsy mibango volo ary
🫶Aza adino fa raha te hi-commande ianao dia manantona ny revendeurs an-tsika : IDEALY ANKADIFOTSY sy IDEALY ANDREFANAM-BOHIJANAHARY (Prix : 10.000 Ar )
🫶Raha sur commande ka ho livrer-na diia mandefa coordonnées amin'ny 034 41 659 26
21/10/2024
Efa lava ilay volo e ? 🥺
Alefa amin'ny 034 41 659 26 ny coordonées raha hakaterana, livraison à partir de 3.000 Ariary .
Na ihany koa manantona ny boutique IDEALY ANKADIFOTSY/ IDEALY ANDREFANAM-BOHIJANAHARY.
P.S : Mety hahasika ity teniko ity fa mialatsiny " Mba miheritreritra ry reto alohan'ny hiray aman'olona , rehefa tsy hay ilay manisa andro dia ndana misy kapoty na manantona CSBII fa mijaly ny zaza raha hoarina ohatran'izao .
Ie , izy ilay zazakely nisy nanary teny ambadiky ny Carlton tamin'ny maraina teo dia izahay no nahita azy 🥺 hieritrerito anie hoe tsy nisy nahita tanaty kiriatra tao ilay zaza na matin'ny atsiaka tao ee ?? Ny akanjo teny akodiny mando be daholo ,
16/08/2024
Bonjour daholo 😊 naika tsy hiiteny ihany za fa hiteny ihany satria mbola betsaka kay no tsy maharaka ity voloko ity . Dia tsy tiako fotsiny ilay lazain'ny sasany hoe misoloky sy mampiresaka .
Fohy ny voloko eto aloha, nalefako sary tato izy ilay notapahako 😊
04/08/2024
Avant & Après kely an'ilay volo notapahana 🤭 tsy tadidiko hoe firy mois ny elan'elany .
Iza koa no nanapaka volo tamin'ny 1 er Août ? Ny ahy izao nanalana 5cm kely nohezahina nampitoviana , tsara foana ny mamarana volo isaky ny 3 mois eo mba hialan'ilay tahony vakivaky sy simba kely iny satria mia mikatra iny dia lasa manimba ny hafa .
Dia ho anareo mitady ILO ILO maikamaika dia tsara kokoa ny manantona boutique ry zareo an !, na mandefa ny coordonnées anareo amin'ny numéro 034 41 659 26 raha mila maika .
26/06/2024
Arahabaina nahatratra ny Asarahamanitra daholo ôh 🇲🇬❤️
03/06/2024
Mankasitraka be dia be anareo fa dia maro tokoa ianareo no liana amin'ny menaka ILO ILO 🥰
Efa mihezaka mamaly ny messagenareo tsirairay izahay fa aza mahatahotra .
Ireto avy ny ankora anisany hitanao ao anatiny
❤️ Ny amande douce : manampy @ fitsaboana ny volo maina sy vakivaky
❤️ Olive : manampy @ fanirian'ny volo , manalefaka ny volo , mitsabo ny hodi-doha
❤️ Avocat : Sady manalefaka no mampangirana ny volo :) , miaro ny volo tsy ho maina be
❤️ Ricin moutarde : manampy be amin'ny fanirian'ny volo ( mety amin'ny volo rehetra na ireo tsy mazaka ricin ary )
❤️ Gingembre & Romarin & Vitamine E & Fenugrec : Mampaniry volo , manatsahatra ny fihitsanan'ny volo , manamafy ny hodi-doha mba tsy ho mora hiongotra ny volo :)
🫴🫴 Ny fampiasana azy dia tsotra ary raha te hahazo vokatra vetivety dia ity arahana :
🫴Isaky ny alina alohan'ny atory no manosotra azy
🫴Ny odidoha no hosoran sady arahana massage, tsy atao be dia be fa gouttes kely fotsiny ,
🫴Bangoina moramora ny volo avy eo , avy any ambany no bangoina aloha dia mia miakatra
Contact : 034 41 659 26
30/05/2024
Nanomboka teto amin'ity sary voalohany ity no nanapakevitra ny hanamboatra ny menaka ILO ILO satria sady lasa nia nanify no maina kely ny volo sady simban'ny loko
ILO ILO hita eny amin'ny IDEALY ANDREFANAM-BOHIJANAHARY sy IDEALY ANKADIFOTSY
Click here to claim your Sponsored Listing.
Contact the business
Telephone
Website
Address
Opening Hours
| Monday | 10:00 - 17:00 |
| Tuesday | 10:00 - 17:00 |
| Wednesday | 10:00 - 17:00 |
| Thursday | 10:00 - 17:00 |
| Friday | 10:00 - 17:00 |
