Miranah longrich
Santé, beauté, conseil, a la recherche des nouveaux membres
10/03/2025
05/05/2023
Miarahaba tompoko
Hiditra ririnina isika izao
Handao hiaro ny vatana sy ny volo:
🍀 Shampoing 2 en 1
Miaro ny Volo tsy hihitsana
Manalava Volo haingana
Mampijanona ny mihongotra
🍀 Sérum snake oil 120 ml
🍀 Après shampooing gr***de
🍀 Calcium fer+zinc
Natao ho any rehetra
Mampitombo sy mapangeza haingana
Mapahita torimaso tsara
Miaro aminy aretinify
Manampy ny hery fiarovana
Mety ho any olona avy narary
Mety ho any olona mikotrana
Tsy mety oany vehivavy bevoka, fa mety oany mampinono sy Zaza 4 taona no miakatra
Tsy misy effet secondaire
Mandefa 20 comprimés ho any ankizy, 40 et plus ho any lehibe
Izay maka 50 et plus mahazo boîte
🍀 vitamine C
Ho anao voany grippe matetika
Ho anao marefo
Mapatanjaka,manampy ny hery fiarovana
Koa raha Liana ary ianao dia manasa anao handefa mp avy hatrany tompoko
Mankasitraka anao hatrany
13/02/2023
Miarahaba tompoko
Amin'izao semaine St Valentin Zao dia manao promotion kely aho amin ity herinandro ity
Misy an'ireto produit longrich ireto ato amiko , ka izay micommande amin'ity herinandro ity ihany no mahazo fienambidy :
🍀 parfum homme , sérum 120ml, après Shampoing artemesia
🍀 shampoing 2 en 1 sy Shampoing anti pelliculaire
🍀 crème sod milk, crème main
🍀 savon vert (sous carton, sans carton) sy savon noir
🍀 déodorant , rafraîchisseur de bouche
🍀 savon de lessive liquide (1 litre ), vovon-tsavony en poudre (1 kg 300)
🍀vitamine C ( mandefa 15 mihoatra, sy iray boîte de 60 comprimés) sy calcium (fer + zinc) : ( mandefa 20 comprimes mihoatra na iray boîte de 100 comprimés ) mapatanjaka , mapangeza
🍀 Koa manasa anao ary handefa mp raha Liana ianao , afaka micommande produit hafa fona anefa ianao
Mankasitraka anao sahady tompoko
26/01/2023
Miarahaba tompoko,
Te hiditra membre longrich ve ianao
Misy karazany ny fidirana membre , fa ireto 3 ireto no conseillé.ko anao
Na ilay 140000 ar (4pv) , 220000 ar (30pv) Ary produit izay safidinao eo aminy 300000 ar eo 60 PV ( Io ndray Amin ity semaine ity ihany miditra Amin Io ianao Dia mahazo cadeau valeur 140000 ar eo )
Afaka mandefa mp ianao raha Liana na mila fanazavana fanampiny tompoko, mankasitraka anao sahady
🍀 Longrich lova ho anao sy ny taranakao 🍀
17/01/2023
Miarahaba tompoko
Mitovy ihany ito sy ilay page iray
Misy an'ireto produit longrich ireto ato amiko sao dia mila ianao
🍀 Parfum homme ( afaka mi-commande femme ihany ko ianao )
🍀 Rafraîchisseur de bouche
🍀 Crème main
🍀 Dentifrice 100g sy 200g
🍀 Gobelet pi cup alcaline 400 ml
🍀 Calcium misy fer sy zinc / vitamine C ( mandefa 20, 40 comprimés ary une boîte )
🍀 Savon noir / savon vert
🍀 Crème sod milk
🍀 Détergent / vovon-tsavony 1kg300
🍀 Shampoing au thé blanc anti pelliculaire
🍀 Après shampooing grenadine
Misy hatrany ireo gamme manalava volo haingana, manadio vatana sy tarehy , protège slip sy serviette hygenique ...
➡️ Afaka micommande produit hafa fona ianao tompoko
➡️ Natao aminy vidiny mirary hatrany
➡️ Koa manasa anao ary hiditra MP raha hicommande na mila fanazavana fanampiny ianao
🍀 Prix: manomboka 10000 ar , arakaraky ny produit vidinao tompoko ( vaovao daholo ny produit rehetra)
🍀 Mankasitraka anao sahady tompoko 🍀
12/01/2023
Miarahaba tompoko, misy problème ito page ito, tsy afaka manao pub fa raha Mila publicité ianareo Dia ito ny page.ko vaovao
Mankasitraka an ireo efa nanjifa sy mbola hanjifa tompoko
02/01/2023
Miarahaba tompoko,
Misy produit longrich maromaro ato amiko:
🍀 Savon noir
🍀 Crème sod milk
🍀 Lotion rajeunissante
🍀Spray anti moustique
🍀 Rafraîchisseur de bouche
🍀 Snake oil 120 ml et 80 ml
🍀 Protège slip, serviette jour et nuit
🍀 Shampoing au thé blanc
🍀 Crème main
🍀 Déodorant
🍀 Vitamine C sy Calcium afaka mande atsinjarany
🍀 Dentifrice 200g et 100 g
🍀 Détergent, vovon-tsavony en poudre 1kg300 g
🍀 Parfum homme et parfum femme
Natao aminy vidiny mirary hatrany
Afaka micommande ianao tompoko
Mankasitraka anao sahady
02/01/2023
Miarahaba tompoko,
Niova an ito ny page ko fa misy problème ity page ko ty, tsy afaka manao pub tsony a.
Ho anareo izay efa nanjifa sy mbola hanjifa afaka micommande ato na ato Amin ity page ko iray ity
Mankasitraka tompoko
26/12/2022
Miarahaba tompoko,
🍀Promotion Noël et fin d'année 🍀
Araraoty fa promotion ny produit longrich rehetra
🍀 Ny 26 décembre hatraminy 1 er janvier ( 30 décembre ny farany fandraisana commande)
🍀 Mividy 3 mitovy mahazo kadoa 1
▶️ Ohatra hoe: mividy déodorant 3 Dia mahazo iray gratuit
▶️ Dentrifrice 3 Dia mahazo iray gratuit
Afaka misafidy produit izay tianao fa Mila 3 mitovy fotsiny Dia mahazo iray gratuit 🙂
Ko aza tara ary tompoko ,
Mankasitraka anao sahady
19/12/2022
Miarahaba tompoko,
Mbola misy tsy nahazo produit longrich ve?
🍀 Misy karazany maro hatrany ato amiko , afaka mi-commande hafa ihany ko anefa ianao
🍀gel do**he au bambou : tsara fofona, malefaka tsara
🍀 Savon noir / savon vert
🍀 Gamme manadio tarehy ( crème sod milk + savon noir )
🍀 Gamme anti-vergeture ( crème main : manalefaka tanana, manafotsy tanana , manalava hoho ... + Crème sod milk+ savon noir)
🍀 Gamme manalava Volo haingana : sérum snake oil 120 ml +shampoing au thé blanc, anti pelliculaire, après Shampoing sad masque gr***de
🍀 Gobelet pi cup 400 ml, manasitrana aretina maro, mampitombo ny hery fiarovana
🍀 Déodorant
🍀 Vitamine C sy calcium
🍀 Protège slip , serviette jour et nuit
🍀 Dentifrice 100g sy 200g
Afaka mandefa MP avy hatrany raha toa ka Liana ianao tompoko
🎁 Mankasitraka anao sahady tompoko 🎁
19/12/2022
Miarahaba tompoko
Amin'izao akaiky fety izao dia mitohy hatrany ny fanomezana 🎁 ato aminy longrich. Izay ahitana parfum homme na parfum femme anaty pack 140000 ar
🍀 Te hiditra membre ve ianao? Aza miandry ela fa natao ho anao ity tolotra ity voafetra hatraminy farany taona 31 décembre anefa ny tolotra
🍀 Araraoty ary fa niova ny pack 140000 ar, misy parfum homme na parfum femme ao anaty pack , afaka misafidy tsara ny pack mety aminao ianao
🍀 Natao ho anao mitady asa, na vadin'asa na mpianatra ity tolotra ity
🍀 tsy natao ho any miandry tolorana kosa anefa fa tena lasa alavitra ianao raha tena miasa
🍀 Raha te hanova ny fiainanao ary ianao
🍀 Dia vonona ny hiara hiasa aminao, sy hanoro anao ny tokony atao aho
🍀 Hatsarao dieny izao ny hoavinao raha te hahazo ny anjaranao ianao
🍀 Raha liana ary ianao tompoko dia manasa anao hiditra mp . Fa vonona ny hanoro anao aho
🍀 Mankasitraka anao sahady tompoko
16/12/2022
Miarahaba tompoko
Oavy ny fety handao hizara cadeau 🎁💝🎅
🍀 Mividy parfum 2 dia mahazo cadeau misafidy na savon noir iray na vitamine C 10 comprimés ( afaka misafidy na parfum homme na femme )
🍀 Mividy gobelet pi cup iray Dia mahazo cadeau savon noir iray na vitamine C , 10
🍀 Mividy calcium iray boîte Dia mahazo cadeau vitamine C , 10
🍀 Mividy sod milk 2 Dia mahazo savon noir iray
Manasa anao ary handefa MP raha liana ianao tompoko
🍀Mankasitraka anao sahady 🍀
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Website
Address
Antananarivo
