Tarehy Madio Mg

Tarehy Madio Mg

Share

Soin du visage et équilibre votre peau

19/05/2026

Salama daholo …
Fadio manasa tarehy am savony manitra fa Manimba tarehy 🌸♥️ Mirary soa

28/04/2026

Salama tompoko *Raha tsy milaza 💚 ianao dia omeko ny an’ny MATAVY* satria io no be olana indrindra
ROUTINE MARAINA - 2 MIN*
1. *Sasao @ rano matimaty* - tsy mafana be
2. *Asio savony mainty kely* - kosohy 30 segondra, AZA KIKISANA
3. *Kobanina tsara* - maina amin’ny serviette MANOKANA, AZA KOSENA
4. *Asio tantely 1 goutte* - apetaho @ faritra misy mony 5min dia kobanina
5. *ASIO MASOANDRO* - Tsy maintsy! Raha tsy misy dia mihamafy ny menaka

# # # # *ROUTINE HARIVA - 5 MIN*
1. *Sasao @ savony mainty* indray
2. *MASQUE ALOE VERA*:
- Tapaho ny aloe, alao ny gel fotsy ao anatiny
- Asio @ tarehy manontolo 15min
- Kobanina @ rano matimaty
- *Nahoana?* Manala menaka + manasitrana mony + tsy mampamaina
3. *Aza asiana na inona na inona* - Matory tsy misy crème

# # # # *FADY 7 ANDRO:*
❌ Tsy mikasika tarehy @ tanana maloto
❌ Tsy manindry mony - hametaka takaitra
❌ Tsy misotro zava-pisotro misy siramamy: coca, jus boaty
❌ Tsy mihinana menaka be: menakena, saosisy, chips
✅ Misotro rano 8 vera/andro
✅ Matory 7 ora

---

# # # *INONA NO HITRANGA?*

*Andro 1-2:* Toa maina kely - NORMAL. Mi-adjust ny hoditra
*Andro 3-4:* Mihena ny famirapiratana. Mony vaovao tsy mipoitra
*Andro 5-7:* Mihamalemy ny mony taloha. Tarehy tsy mangirana intsony @ 12h

*MAKA SARY:* Andro 1 anio maraina, Andro 7 rahampitso herinandro. Eo @ varavarankely, tsy misy filtre. Io no PREUVE-nao ho avy.

---

# # # *RAHA MAINA NY HODITRAO KOSA:*

*Ovay kely:*
1. *Aza asiana savony mainty isan’andro* - 1 @ 2 andro ihany
2. *Asio tantely + ronono 1 sotro* afangaro atao masque 20min isan-kariva
3. *Aloe vera + menaka oliva 2 goutte* alohan’ny hatory

---

# # # *TENA ZAVA-DEHIBE:*
*Tsy misy traitement mahagaga 1 andro.* Raha misy mivarotra “crème manala mony @ 24h” dia *LAINGA BE* izany.

23/04/2026

Salama daholo
Fantaro hoditrao anatin’ny 5 segondra 🥺👀
Maraina Vao mifoha, ahoana handrianao?
A) Mangirana Menaka ?🤩
B)Maina misintona ?😫
C) Menaka afovoany, maina sisiny?😞

Commentaire A, B, sa C? 👇

Valiako daholo MAIMAIM-POANA hoe:
1. Karazan-koditrao
2. Akora 1 mety aminao

👉 J’aime-o aloha ny page mba tsy ho diso ny valiny.

👉 Araho ny page Tarehy Madio Mg🍀raha te ho vavolombelona.

Vonona ve ianao? Commentaire "VONONA «

06/02/2023

😊😊

09/09/2022

🎧🎧🎧

Photos from RTS Art's post 09/09/2022

😍😍 j'adorais 🥰🥰

07/09/2022

Piou!piou!piou!....😅😅

Iza indray ary o🥳🥳🥳🥳

Dia mba abonneo moa reto ny pageko fa tss mpanaraka mints a🤧🤧 zany a☺☺

Amizay ane nareo mahita sary vao2 fona dia izay tena super fan ako ato a! dia anavaoko sary gartuit tsara be mints dia alefa ato @ page ihany koa 😜😜

Asian'areo jeime mo ny page ko oo!!!!!!!😂😂

06/09/2022

Sarotra be ny nanamboatra ilay sariny 🤧🤧

Iza mo izay mahay 😁😁

05/09/2022

Quelle est votre chanson préférée dans Tarzan ? 🐒🎶

Artiste : patriziacocco94

05/09/2022

J'adore 😍😍😍

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Morondava?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Telephone

Website

Address


Rn7
Morondava
101