Éclat Intérieur
💕Prendre soin de sa peau en douceur
💕Diagnostic & accompagnement visage , beauté et bien être des femmes
15/06/2026
✨ Tafaverina soa aman-tsara indray ee 😍
Taorian’ny fotoana nanginana kely, dia faly izahay miverina mizara sy miresaka aminao indray. 💛
Nandritra izay fotoana izay dia mbola nanohy nianatra sy nikaroka momba ny fikarakarana hoditra aho, indrindra ireo olana sedrain’ny vehivavy maro isan’andro.
Mandritra ity volana Jona ity dia hifantoka amin’ny lohahevitra iray tena mahakasika antsika maro isika :
🌿 Tasy mainty sy mélasma (na “panda” araka ny fiantso azy amin’ny teny malagasy 😜).
Hiara-hahafantatra isika :
✔ Inona no mahatonga azy ireo ?
✔ Inona ireo fahazarana mety hampitombo azy ?
✔ Inona avy ireo akora manampy amin’ny fanalefahana azy ?
✔ Ary ahoana no hiarovana ny hoditra isan’andro ?
Fa alohan’izay dia te hahafantatra bebe kokoa ny zavatra mahaliana anao aho. 😊
👉Inona no tena olana mahakasika ny hoditrao amin’izao fotoana izao ?👉
🔘 Tasy mainty
🔘 Mélasma (Panda)
🔘 Ketrona sy fahaverezan’ny hamafin’ny hoditra
🔘 Mony sy pentina
🔘 Hoditra manjavozavo sy tsy mamirapiratra
💬 Soraty ao anaty commentaire ny valinteninao.
Ny valinteninao dia hanampy anay hamorona sy hikaroka ny vaha-olana tena ilainao sy mahasoa anao.
Mankasitraka anao hatrany noho ny fitokisanao. 🌸
🌸Éclat Intérieur🌸
“Ny fikarakarana ny hoditra dia endrika iray amin’ny fikarakarana Sy fanehoana Fitiavana ny tena.”😍😍😍
15/06/2026
Nous sommes de retour ! ✨
Après quelques semaines de silence, Éclat Intérieur reprend doucement la parole. 💛
Ces derniers mois, j’ai continué à apprendre, à observer et à mieux comprendre les préoccupations qui touchent de nombreuses femmes : les taches brunes, le mélasma, le vieillissement cutané et la perte d’éclat de la peau.
Pour ce mois de juin, nous allons nous concentrer sur un sujet qui concerne beaucoup d’entre nous :
👉👉Les taches brunes et le mélasma.
Au programme :
✔ Comprendre pourquoi ils apparaissent
✔ Les erreurs qui les aggravent
✔ Les actifs qui peuvent aider
✔ Les habitudes qui protègent la peau au quotidien
Mais avant de commencer, j’aimerais mieux vous connaître. 😊
📊 SONDAGE
Quelle est votre principale préoccupation concernant votre peau ?
🔘 Les taches brunes
🔘 Le mélasma
🔘 Les rides et le manque de fermeté
🔘 Les imperfections et boutons
🔘 Le teint terne et le manque d’éclat
💬 Dites-moi votre réponse en commentaire.
Votre participation m’aidera à créer du contenu qui répond réellement à vos besoins.
Avec affection,
🌸 Éclat Intérieur
“Prendre soin de sa peau, c’est aussi prendre soin de soi.”
23/02/2026
Votre réponse en commentaire ⬇️
Et je vous montrerai votre routine de soin quotidien adapté à votre type de peau 👌🌸
06/02/2026
✨ ZOMA Mahafinaritra 🥳🥳
👉👉Ny hatsaran-tarehy dia manomboka amin’ny eritreritra ao am-po 💖💖
📖 “Fa tahaka ny hevitra ao am-pony ihany no maha izy azy .” — Ohabolana 23:7
👉Izay kolokolointsika ao anatintsika ihany no miseho ety ivelany. 🥰
-Fiadanana, fitokisana, fitiavana ny tena… ireo rehetra ireo dia hita eo amin’ny tarehintsika avokoa.
💖💖Amin’ity zoma ity, mifidiana eritreritra manandratra sy mihabo , dia ho avy ho azy ny famirapiratan’ny endrikao 🥰😍💖
Mirary farany herinandro feno fiandanam-po sy famirapiratan’ny endrika ho an-tsika rehetra ary izahay eto amin’ny pejy Éclat intérieur
06/02/2026
✨ En fin VENDREDI 🥳🥳🥳
Parlons le secret de la beauté 🥰😍
🌸 La beauté commence dans les pensées du cœur 🌸
📖 « Car il est comme les pensées de son âme. » — Proverbes 23:7
👉Ce que nous nourrissons à l’intérieur influence ce que nous reflétons à l’extérieur.
- Paix,
- confiance,
- Amour de soi… tout cela se lit sur le visage.
👉👉En ce vendredi, choisis des pensées qui t’élèvent.
💖Ton éclat suivra naturellement.💖
05/02/2026
Anio isika dia hiresaka ny :
🌸🌸Hatsaran-tarehy misy fahatsiarovan-tena🌸🌸
👉👉Mianara mihaino ny hoditrao🧘♀️
👉Miteny aminao ny hoditrao.
👉Maneho izy rehefa misy tsy mety :
-havizanana,
-adin-tsaina,
-na vokatra tsy mifanaraka aminy
✨ Torohevitra androany ary :
👉Diniho am-pitiavana ny hoditrao.
👉Henoy izy alohan’ny hanosorona zavatra azy.
🌸Ny tena hatsaran-tarehy dia avy amin’ny fanajana ny tena.🌸
05/02/2026
🌷 JEUDI
💖Parlons Beauté consciente 💖
🌸 Apprendre à écouter sa peau🧘♀️
👉Ta peau te parle.
Elle réagit quand quelque chose ne lui convient pas :
-fatigue,
-stress,
-produits inadaptés…
✨ Conseil du jour :
👉Observe ta peau sans jugement.
👉Apprends à comprendre ses besoins avant de vouloir la corriger.
🌸La vraie beauté commence par l’écoute et le respect de soi.🌸
04/02/2026
👉Androany isika dia hiresaka ny :
🌸🌸🌸FAHASALAMA ANATY🌸🌸🌸
✨ Izay tsapanao ao anatinao dia hita ety ivelany ✨
👉Ny hoditra dia fitaratra mampiseho izay iainantsika ao anatitsika ao .
👉Rehefa vesaran’ny adin-tsaina ny fo, dia maloka ny tarehy.
👉Rehefa milamina ny saina, dia mamiratra ny endrika. 💖🥰
🌿 Torohevitra androany :
Makà fotoana kely ho anao :
👉fahanginana 🧘♀️
👉vavaka🧎♀️➡️
👉fisaintsainana 🧘♀️
👉fankasitrahana.🙏
🌸 Ny fikolokoloana ny ao anaty, no manatsara ny ety ivelany. 🥰
04/02/2026
🤍 MERCREDI
🌸🌸🌸Parlons Bien-être intérieur🌸🌸🌸
✨ Ce que tu ressens se voit ✨
👉La peau est le miroir de ce que nous vivons intérieurement.
👉Quand le cœur est chargé, le visage s’éteint.
👉Quand l’esprit est apaisé, le visage s’illumine.🤩🥰
🌿 Conseil bien-être du jour :
👉Prends quelques minutes aujourd’hui pour toi :
- silence🧘♀️
- prière🧎♀️➡️
- respiration🧘♀️
- gratitude…🙏🙏
🌸 Nourrir l’intérieur, c’est embellir l’extérieur.
Bien-être et Beauté
03/02/2026
🌸 Torohevitra momban’ny fikarakarana tarehy indray ary ny anohizantsika azy androany eee😍
🌿 Fikarakarana tsotra no mahomby🥰
Tsy voatery ho sarotra ny fikarakarana hoditra.
👉Indraindray aza, ny vokatra diso marobe loatra ampiasaintsika no manelingelina azy.
✨ Torohevitra sy tsiambaratelon’ny hatsaran-tarehy :
👉Diovy moramora ny tarehy ( maraina sy hariva alohan’ny hatory)
👉Omeo rano tsy tapaka izy
👉Hajao ny filan’ny hoditrao
👉Ary farany , diovy hatrany ny Fo ❤️
🌸 Rehefa hajaina ny hoditra , dia mamaly amin’ny hatsarany izy 😍
Click here to claim your Sponsored Listing.
