Tantely TSARA TSIRO
TANTELY
20/11/2025
TANTELY KINININA 20 000 AR/L
MIEL POLYFLORAL 18 000 AR/L
TSIRO IRAISANA FA NY HANITRA SAMY MANANA NY AZY
TOERANA : MANDROSEZA
ANTSAKAVIRO
AMBOHIBAO
Tel: 038 15 058 70
034 48 061 60
=>Manao livraison aminy toerana rehetra.
26/09/2023
tantely kininina tsara tsiro natao ho antsika rehetra.
tantely pur sy azo antoka ary madio tsara ny toerana misy azy,
mandefa antsinjarany ary misy ko ny prix de gros ho anireo izay mbola hivarotra
vidiny mirary natao ho sahazany rehetra
prix: 18000ariary/litre
tel: 034 48 061 60
033 40 978 16
032 18 867 26
manao livraison aminy toerana rehetra, koa manasa antsika ary hiatso ireo laharana eo ambony raha misy mahaliana misaotra tompoko
28/11/2022
TANTELY TSARA TSIRO dia efa misy karazany roa
TANTELY KINININA SY
TANTELY ALA manitra be
Fanamarihana kely ilay tantely ala dia tantely remby fa tsy nompiana
Ny vidiny natao mirary dia mirary sahazany rehetra
TANTELY KINININA :17000ariary/litre
TANTELY ALA: 15000ariary / litre
Toerana : 67ha. Mandroseza. Itaosy. Ambohimanarina
Koa aza misalasala manantona ireo toerana ireo raha misy mahaliana anao na miantso ny laharana
Tel: 033 40 978 16
034 48 061 60
Fa manao livraison ihany ko izahay ho anizay tsy afaka mandalo
17/10/2022
TANTELY KINININA TSARA TSIRO MADIO SY AZO ANTOKA ARY MAHASALAMA
VIDINY NATAO MIRARY DIA MIRARY
-17000ariary/litre
-9000ariary 0.5litre
Toerana : MANDROSEZA AKAIKINY EKARA / ARY 67ha VATO BE
Manao livraison ko izahay raha tsy afaka mandalo tompoko dia ampetrao mazava ao aminy mp ny toerana anaterana azy sy ny numèro téléphone ary ny fatrany TANTELY ho alaina na tonga dia miantso ny
Tel :034 48 061 60
033 40 978 16
" fihavanana tsy tiako ho rava no tsy hanaovako ratsy aminao "
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Telephone
Website
Address
Antananarivo
10
