Raitra Mdg
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Raitra Mdg, Ambohibao, Antananarivo.
☘️ Vente des articles friperies 1er choix 🌷
❤️Mivarotra en balle / details ❤️
❤️Mivarotra entana vaovao ihany koa♥️
Ary indrindra fifampizarana mahasoa sy mahafinaritra ny ato🥰🥰
08/07/2025
Bonsoir daoly😍
Raha ny arrivages aloha dia tsy lany ato amtsika 🥰
Suédines sy Moumoutes manja be nefa prix atao tsika abordable be foana ‼️
Jereo ary zay mety fa efa reo ny sary sy ny tailles😊
Livraison à partir de 3.000ar:Tana-Provinces ✅
06/07/2025
Bonjour😍
Arrivages bombe be sady manja be 😍
Robe pulls sy robes suédines
Efa misy détails ny sary…mp pour les prix ‼️
Livraisons à partir de 3.000ar : Tana-Provinces 😊
26/06/2025
Bonjour Daoly ooh🥰
Asinay suédines fona aloha fa tena tianareo be ilay izy sady mety Tsara amzao andro mangatsika zao☺️
Arrivages tsika bombe be ‼️
Jereo ny sary fa efa misy taille daoly ah.
Qualité au top sans défaut ny entatsika fa aza mataotra 🥰
Livraison à partir de 3.000ar:Tana-Provinces📦
11/06/2025
Satria isika Efa Tena mangatsika be mitsy❤️🥰
Dia amoaka arrivage vaovao be indray 🥰🥰
Pegnoir ❤️❤️Tena oe whaouuuuuh
Rapitso ny fotona ary ooo❤️
07/06/2025
Arrivage les filles❤️🥰troppppp cute
29/05/2025
Coucou❤️🥰 mbola betsaka arrivage manteaux tsika an♥️♥️
17/05/2025
Tena efa mangatsika be ilay andro 🥶
Reto ndray ary ny arrivages couvertures tsika ‼️‼️
Efa misy détails sy prix ny sary ka jerevo ary zay mety amnareo 🥰
10/05/2025
Encore nos magnifiques Manteaux 😍
Nareo sisa endrasana fa efa misy prix sy tailles daoly ny sary 🥰… Prix tena efa abordable be ‼️‼️
08/05/2025
Lingerie lingerie 🥰🥹
Averitsika ireto ry manja an❤️🥰 Prix unique 30 000ar fotsiny🎁❤️Tena oe cadeaux ,mp aingana ary
08/05/2025
Ireto ndray ary ny Jeans skinny antsika 😍😍
Alefanay ao amny commentaire ny sary sy ny détails rehetra ‼️
Varier be ny tailles antsika amnio aza tara oooh🥰
Click here to claim your Sponsored Listing.
Website
Address
Antananarivo
101
