MiMa SHOP
� TONGASOA�
12/05/2026
🥰Hainga manao JP amin'ity maman an🥰
✅ Vilia 6 pièces 19.000 ar
🚛Manao livraison partout tana
🚙 Mandefa faritra rehetra
11/05/2026
🎁🎀 OFFRE CADEAU FÊTE DE MÈRE 🎁
✅ PROMOTION DAHOLO
💰 Bol 5 série : 19.000 ar
💰 Rap : 32.000 ar
💰 Verre en plastique 6 PCS : 10.000 ar
💰 zinga 6pieces : 18.000 ar
💰 carafe 7 PCS : 25.000 ar
1carafe 6 verres
🚲🚙 Manao livraison partout TANA
🚛 Mandefa faritra rehetra
☎️ 0387330754
☎️ 0388231355
Manaova commande dieny izao Ary eh 👍
efa tsy hoe ELA an
Midira Mp Na miantso avy hatrany🥰
11/05/2026
🥛 VERRE EN PLASTIQUE MANAMBAKA TENA IZY 🥛
💥 Aza maika hiala fa vakio hatramin'ny farany 💥😍
✅ tsara kalitao
✅ Maivana
✅ Afaka hoetina mitsangatsangana
💰 Vidiny : 6 pièces 10.000 ar
😁 Tsy misy mahafantatra mihintsy ao anaty vaisselier hoe plastique ireo😁
👍 Jifao dieny izao Ary eh ato Amin'ny MIMA SHOP
💰 Live kojakojan_dakozia
Décoration ao antrano
✅ prix de lancement prix tsy mampino fa aza tara
🌟TAPIS MASSAGE INTELLIGENT 🌟
😁 Na tapis mahagaga😁
💰 Vidiny : 18.000 ar
✅ Manala havizanana, stresse
✅ Mampikorina tsara ny ra
✅ Manala crampé sy ireo manakotsako amin' ny tongotra
✅ Mampihena ireo fivontososana amin' ny tongotra
👉 Maro be ireo vokatso azo avy aminy
➡️ Mora ampesaina no sady mora etina
Koa aza avela hijaly intsony ny tongotrao manomboka izao
💌 Afaka manao commandé
📞038 82 313 55 /038 73 307 54
✅Afaka manao livraison iany ko izahay🚲🚙
08/05/2026
🔥 PRIX DE LANCEMENT 🔥 jéreo hatramin'ny farany👍
🍀✨ Décoration adhésif ✨🍀
Te hanova ny tranonao ho moderne sy
classe kokoa ve ianao ? 😍
🌟 Misy goaka Tiana ho tapenana ve ??
🌟 Mora apetaka tsy mandany fotoana
👉 Manova endrika tanteraka ny ao antrano
💰 vidiny : 3 pièces 15.000 ar 🫠🫠
✔️ Mety amin’ny mur, meuble, comptoir, boutique, salon, chambres
⚡ Stock limité ⚡
🚚 Livraison possible et partout 🛵🚲🚙
💎 Tsy voatery mividy lafo beuh vao manana ny tsara sy mateza 🎖🎖??
⚡ MINI CASSEROLE ÉLECTRIQUE PORTABLE
💰 𝗣𝗥𝗜𝗫 40.000𝗔𝗥 💰
✅Mora ampiasana 🍜✨
✅ Mora vitæ n'y sakafo
🔥 PRATIQUE & COMPACTE :
📌 Préparez vos nouilles instantanées en quelques minutes ⏱️
☎️ Contact : 0387330754. / 0388231355
🚚 Livraison disponible à Tana et en province !
✨ Mangez chaud, rapide et partout , simplifiez votre quotidien dès maintenant !
07/05/2026
⚡ MINI CASSEROLE ÉLECTRIQUE PORTABLE
💰 𝗣𝗥𝗜𝗫 40.000𝗔𝗥 💰
✅Mora ampiasana 🍜✨
✅ Mora vitæ n'y sakafo
🔥 PRATIQUE & COMPACTE :
📌 Préparez vos nouilles instantanées en quelques minutes ⏱️
☎️ Contact : 0387330754. / 0388231355
🚚 Livraison disponible à Tana et en province !
✨ Mangez chaud, rapide et partout , simplifiez votre quotidien dès maintenant !
06/05/2026
🔥 EH NATAO HO ANAO ITY PINCE ITY! 🔥
🧺 Corde à linge avec pince intégré
➡️ Mora ampiasaina
➡️ Tsy mila pince misaraka intsony
➡️ Tsy manidina ny akanjo na dia rivotra aza
➡️ Azo entina eny rehetra eny (voyage, trano kely, terrasse…)
🎁 OFFRE SPÉCIALE : 3 pièces = 20.000 Ar
⚠️ Stock tena voafetra!
📲 Manaova commande dieny izao:
📩 MP (message privé)
📞 038 73 307 54
💡 Pratique – Gain de temps – Gain de place
🚀 Aza tara fa lany haingana!
04/05/2026
🔥 PROMOTION 18.000 ar🔥
❤️Te hiaino Mozilka ve ianao??
❤️Te icharge phone ihany Koa??
❤️Power bank ihany koa anie ee
✅ Porte telephone speaker 3 en 1
➡️Manao livraison partout tana
➡️ Mandefa faritra rehetra ihany koa
☎ 0387330754
☎ 0388231355
✅ BROSSE DE DOUCHE✅
💰 Prix : 20.000 ar
🛑 Manala fasahiranana
🛑 tsy mitady olona hikosoka n'y aoriana intsony
🛑 Jifao dieny izao Ary eh
➡️ Manao livraison izahay
➡️ Mandefa faritra rehetra ihany koa
Click here to claim your Sponsored Listing.
