Kiala SOA - SOA Natoraly
� Beauté & Bien-être des cheveux au naturel
� Conseils, recettes DIY, tests produits capillaire
� Témoignage et Motivation pour tous types de cheveux
Pejy hifampizarana "produit, astuce, méthode ary routine" natoraly 🌿 Izay hanampy anao ho tonga @tanjona kasain'ny vehivavy rehetra :
❤️Volo Salama, tsy vakivaky intsony
🧡Volo Matevina, tsy mihintsana foana
🤍Volo Lava ary mora mihalava
28/05/2026
‼️PROMO ‼️ CADEAU HO AN’NENY 🎁
Satria tsy reraka nareo manotany promo dia tsy reraka koa Kiala Soa manome fahafampo 😅🥰
PROMO indray ny gamme de produit anaovana routine amin’ny farany herinandro ity 🥰
Inona olan’ny volo neny ao? Sa inona tanjonao?
Misafidy pack amreto hafahanao mitsabo sy mikarakara ny volonao @ fomba natoraly 🌸
✅ROUTINE POUSSE ET FORTIFIANT🌿 : 42.000ar au lieu de 52000ar ‼️
Raha te hanalava volo, hiady amin’ny mihintsana sy hanamafy taombolo tapatapaka
✅ROUTINE BOUCLE ET HYDRATANT 🌺 : 42.000ar au lieu de 54000ar ‼️
Ho an’ny maman manana volo ondulé, bouclé, frisé ka te hanatsara izany sady tiany tsy ho maina intsony 😍
✅ ROUTINE PURIFIANT ET ANTIPELLICULAIRE ✨ 42.000ar au lieu de 52.000ar ‼️
Ho an’ny maman manana olana @ angadrano, hodi doha tsetsina , mangidhidy na mora gras
Azo hanombohana routine kely mihintsy manko izy ireo satria sady misy soin avant shampooing, soin lavant, soin profond ary soin sans rincage 😍 tena TOP !
Natao ho an’ny karazambolo rehetra fa anareo safidy 🌸
Offre dispo ce vendredi et samedi uniquement 🌺
Livraison et recuperation possible
Tiako ny voloko natoraly, karakaraiko ho salama
‼️❌NY SOIN TSY MAHA CURLY ❌‼️
7.000 ar ny manao Soin ety Salon Ampasampito Gamo , 🩷 betsaka ianareo no liana taminio tolotra io 🥰
TANDREMO ❌ ny SOIN dia FITSABOHINA VOLO fa tsy HOE AVADIKA CURLY ❌‼️
Tsy mamadika curly izahay, fa mitsabo ny volonao @ fomba natoraly !
✅Mandray sy mikarakara karazambolo rehetra na malama , na olioly , na ngita , na ankizy , na lehilahy .
✅Ninoninona olana volonao : tapatapaka, vakivaky, simba fer sy loko ,tsy mety lava sns …
Tsara ho fantatra fa efa tolotra misy ato aminay foana nandritra 4 taona izay io fa tsy hoe promo 🩷 ary efa tena betsaka volo voatsabo sy niverina natoraly anisany izany ny an’i Kiala Soa 🌸
Ny styling boucle dia fanampiny fotsiny ho ireo izay manana izay texture , satria oui : ny fivokany boucle dia miankina volonao sy fahasalamany 🥰
A partir de 7.000ar a 35.000ar ny tarif satria miankina halavany sy hateviny 🩷
Fa izay dia mampirisika foana ny hanaovana soin satria iny tena sakafombolo 🩷
Mandrapiona indray eny Salon Ampasampito ary 🥰
Raha tena mila fitsaboina manokana volonao dia ety Showroom Mahazo no misy ilay machine professionnelle mitsabo izay 😍
Tiako ny voloko Natoraly , karakaraiko ho salama
21/05/2026
📣‼️ PROMO LEAVE IN REHETRA ‼️ 📣
🎁 10.000ar et pas plus de 20.000ar 🎁
🎉Week end mifety indray satria dia promo daholo ireo leave in crème sy gelée ato @ Soa Natoraly ‼️
‼️ 10.000Ar dia efa mahazo leave in hanatsarana volo @ fety ho avy 😱‼️
Inona moa asany leave in? 🌸
Soin sans rincage tsy afa miala @ volo mba tsy ampibofoka azy, hiaro azy, ampamandina azy
Samy mila azy daholo na cheveux lisse , indrindra moa fa cheveux bouclés 🌸
Raha hitondra ny volonao natoraly ianao @ ity fety ity dia andramo vokatra Soa natoraly fa efa maro no afapo 🥰 100% naturel hatrany
Jerevo ao commentaire leave in mety sy mifanaraka volonao 😍 22 sy 23 mai ihany sao tara indray ah!
Livraison 0383927849
Recuperation Mahazo tsena et Ampasampito Gamo
🌸CADEAU HO AN’NENY : SOIN PRIVE SPA NATUREL🌸 A PARTIR DE 15.000ar!
Kelikely budget ve ianao nefa te hanome cadeau miavaka sy tsara ho an’neny 🥹🩷
Omeo fotoana fialan-tsasatra kely izy hikarakara sy hitsabo volo @ fomba natoraly ety Showroom Mahazo 🩷🥹
Vidiny tena mirary hatrany nefa machine professionnelle sy vokatra 100 % naturel no ampesaina🩷
Sur rendez vous de 5.000ar foana rehefa manao soin ety :
✅Diagnostic capillaire 5.000ar
✅Scalp thérapie 10.000ar: fitsaboina hodi doha
✅Hair therapie 10.000ar : fitsaboina taombolo
✅ Styling boucle : a partir 7.000ar
Raiso aloha rendez vous anareo 🩷
Tiako ny volono natoraly, tiako koa i Neny .. dia karakaraiko ho salama
18/05/2026
🌿🌸RECETTE DE LA SEMAINE 🥣
🥕HUILE CAROTTE MAISON 🥕HUILE VITAMINÉ ho an’ny VOLO SY NY TAREHY 🌿
Huile vitaminé indray no zaraiko aminareo @ ity herinandro ity 😍 betsaka ireo mpanaraka ny pejy any faritra sy ambanivohitra nefa te hikarakara volo ka andramo ary ito fa sady tena tsotra no mora atao nefa tena ahitana vokatsoa na ho an’ny volo 😍 na ho an’ny tarehy 🌿
Akora roa fotsiny no ilaina nefa dia volo mantajaka , mangirana no azo 😱🥕
Araho page raha mahaliana anao ny tontolo ny volo 😍zarao @ namana raha nahasoa
Kelikely budget ve ianao nefa te hitsabo volo?
🌸Fantatrao ve fa ny vokatra Soa Natoraly dia a apartir 7.000ar ka tsy mihoatra ny 30.000Ar
🌸Afaka tonga manandrana manao soin ihany koa 7.000ar
🌸raha tena misy olana be ny volo dia tsaboinay miaraka machine professionnelle ary a partir 15.000ar manao azy
Volo salama sy sitrana amizay no tanjontsika !
Fiadanana 🙏
😱7.000 Ar dia efa mitsabo volo‼️
MISOKATRA FOANA IZAHAY ARY TSY MILA RENDEZ VOUS ny soin sy styling ety Salon Ampasampito Gamo ny Lundi au samedi de 08h a 17h 🌸
Tongava raha te hikarakara volo @ fomba 100 % natoraly 😍
NB : Stylinh boucle a partir de 7.000ar
11/05/2026
🌸RECETTE DE LA SEMAINE 🥣
🍀NY RAVINA PAPAYE SY NY VOLO 🌿🍀
Mazoto manao recette ao atrano ianao hitsabohina volo? 😍 Ity tena be vokatsoa be fa tena andramo 😱🍀
Fantatrao ve fa ny papaye dia azo hatao @ volo tsara , somary lafo moa izy amin’zao fa alao hoanina ihany 😅
Ny raviny indray no hoetiko anareo anaty ity recette ity satria dia tena be vokatsoa be mitovy ireny ravin-goavy, tongolo , sy sakamalao ireny fiasany ho an’ny volo 😱😍
Force + pousse + anti chute + anti pellicule ao aminy daholo ‼️
Andramo anie e 😉
Io recette ary dia zarao @ hafa sao mahasoa azy koa 😍
Mila fitsaboina manokana ve ianao @ resaka Volo ?
Midira mp fa mirary dia Mirary fitsabohina ary mandaitra tsraa satria sady natoraly no miaraka machine professionnelle 🍀
Vokatra Soa natoraly koa dia natao ho an’ny sokajim-bolo rehetra 🩷
Tiako ny voloko natoraly, karakaraiko ho salama 🩷
Fiadanana 🙏
🎉‼️JEU CONCOURS 10K TIK TOK‼️🎉 SEANCE HEAD SPA GRATUIT 😱
Iza no te hitsabo volo GRATUIT ety Showroom Mahazo 😍🎉‼️
Misy jeu ao compte tik tok anay ao sao hitsapa vitana ianareo 👇🏻 (ito ambany ito ny lien )
https://vt.tiktok.com/ZS9sjVLuj/
Inona moa no hita eny showroom Mahazo?
✅fitsaboina volo miaraka machine matihanana kokoa hahitanao vokatra aingana toy : cryotherapie, luminotherapie, scalp therapie
✅ soin naturel ary adapté a chaque problème capillaire anao
✅ vidiny mirary tsy fahita naiza naiza satria 10.000at ny soin iray
✅ anao irery salon satria rendez vous ihany no raisinay (5.000ar)
Mendrika an’izany ve volonao? OUI 😍🥹
Tiako ny voloko Natoraly, karakaraiko ho salama
04/05/2026
⚠️ RAPPEL SOIN CAPILLAIRE ⚠️
🥑 MASQUE AVOCAT 🥑: AZA ATAO MATETIKA LOATRA ❎
Salama e ! manao ahoana ny fikarakarana volo ao ?🩷
I
Efa vokatra izao ny avocat a! 🥑
Betsaka ny astuce sy recette mety zarazaraina etsy sy eroa ✅
Tena soin tsara dia tsara aloha izy satria manamafy ny taom-bolo ary mitsabo volo simba ! Manatevina ary mitazona ny halavan'ny volo (rétention de longueur)🌿
❌Mila tandremana tsara anefa fa raha mihoatra loatra dia mety hanimba volo indray ‼️❌
Ny avocat dia tsy soin hydratant akory fa soin NOURISSANT be noho izany raha vao atao matetika dia lasa manamaina ny volo indray !⭕️
✅Tokony in-1 na in-2 isam-bolana ianao no manao azy ( en masque , en huile izy afaka atao bain avant shampoing selon porosite foana) !
✅Alao equilibrena foana ny soin mba ho feno tsara ny ilainy na besoin ny volo!
Averina hoe ireto avy ny tokony soin atao mandritra ny volana :
💦Hydratant
🥑Nourissant
🥚 Proteine (reparateur)
📣Clarification et gommage
Efa hainao ve manavaka ireo ? 😉
🌸Araho hatrany ny pejy fa manampy anao Kiala Soa amin'ny fikarakaranaa volo amin'ny fomba natoraly !🌸
Inona tanjonao @ ity volana ity?
Manana salon 2 izahay afaka mitsabo tsara volonao ary manaraka tsara ny equilibre capilllaire mba ho sitrana aigana ny volonao. 7.000ar dia efa manao soin ary 15.000ar raha miaraka machine professionnelle ety Mahazo 🌿
Ny vokatra Soa Natoraly koa dia manaraka sy manaja tsara ny equilibre capillaire , midira Mp raha misy mahaliana anao
Tiako ny voloko Natoraly, karakaraiko ho salama
❌TAOMBOLO SIMBA ❌ NDAO TSABOINA ‼️ SOIN REVITALISATION 20.000Ar ‼️
Nandoko volo ve ianao dia lasa simba ilay izy ? tapatapaka be, mora misaringotra , lasa vakivaky , very ny boucle ❌
Natao ho anao ireto soin professionel ireto satria tena mitsabo ifotony ny fibre capillaire anao ary manamafy azy tanteraka !
Luminotherapie, cryothérapie, soin Ozone miaraka vokatra Natoraly hatrany mba ahahita vokatra aingana ianao 🌸
Sur Rendez-vous de 5.000ar ihany ety Mahazo a 🌸
27/04/2026
‼️❌RAHA MBOLA TAPATAPAKA SY VAKIVAKY NY VOLONAO DIA TSY HITA IZANY HOE MIHALAVA‼️❌
Tsy hoe tsy mihalava ny volonao…🥺
Fa tapaka haingana kokoa noho ny fitombony. 💔 Dia eo ihany eo, tsy mahita vokatra ianao😭
🌿NY ANTONY ?
Malemy loatra ilay taombolo na fibre capillaire noho ny agression natao taminy matetika (brushing fer, produit chimique , tsy miaro volo) na koa tsy ampy soin fortifiant mihintsy izy ka marefo dia
❌Mora vakivaky ka izay halavana azonao dia tapaka avokoa!
✨VAHAOLANA :
✅Tapaho ny pointe de cheveux simba, tsy miverina sitrana izany iny fa vao may miakatra ka manapaka azy‼️
Vao may mihafoy izany volonao raha tsy foinao ny manapaka ❌
Manomboka eo dia manaova routine capillaire @ izay ,aza atao ambany zavatra sakafom-bolo omena volonaoa ary arovy tsara ‼️
Mila fanampiana manokana ianao @ fitsaboina volo sy fanalavana azy?
Manampy anao izahay hanatratraranao tanjonao ❤️
Ny faniriny volo dia avy any hodi-doha , voajanahary iny ary afaka stimulena mba ho aingana kokoa indeindra raha somary tsetsina ny hodi dohanao .. fa manandaja be ihany koa ny fahasalaman’ny taombolo ka izany no hanomezana sakafo sahaza azy!
Manao ireo soin ireo izahay ety Salon Ampasampito sy salon Mahazo Tsena miaraka machine professionnelle.
7.000ar sy 10.000ar manao azy 🌿
Raha tsy afaka manatona ihany koa dia manana vokatra Soa Natoraly izahay hitsabonao azy any atrano
💬midira Mp raha misy hanampiana anao 🩷
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Contact the business
Telephone
Website
Address
Opening Hours
| Monday | 08:00 - 17:00 |
| Tuesday | 08:00 - 17:00 |
| Wednesday | 08:00 - 17:00 |
| Thursday | 08:00 - 17:00 |
| Friday | 08:00 - 17:00 |
| Saturday | 08:00 - 17:00 |
