Danie Jejo Beauty

Danie Jejo Beauty

Share

"La coiffure est l'ultime indice pour savoir si une femme se connait vraiment."

Photos from Danie Jejo Beauty's post 16/12/2025

Misokatra fona ny salon
5/7jours :8h à 18h
Andro tsy fiasana : Talata sy alahady

Lieu: Tout près terminus bus 135 Ampatsy Soamanandrariny Route Mahazo vers Ambohibe

Photos from Danie Jejo Beauty's post 18/10/2025

Betsaka ny manontany, betsaka no liana hoe mbola misokatra ve ny salon de beauté-ko ???
Eny ny valiny, mbola misokatra soamatsara, ary hisokatra fona tsy ihidy mihintsy raha ny sitrapoko satria asa tena tiako lotra io ary mamiko! Tsy Mbola natakaloko asa hafa aloha hatreto fa laharapahamehana hoahy fona! Ny asako hafa voadingana indraindray fa ity! Tena hoe mamiko lotra eee!

Mety hoe tsy mpub matetika fa ny asa ato mandeha fona😊

Pack Mariage
Pack Fiançailles
Relooking
Mise en beauté complet 😉

Au Top fona ny antsika anh!

Lieu: Terminus 135 Ampatsy Soamanandrariny Route Mahazo vers Ambohibe

Contact : 0388657852

Photos from Danie Jejo Beauty's post 10/10/2025

Les clientes sont toujours satisfaite❤️🙏

Ouverture :
8h à 17:30h
Lundi au vendredi

Chez Danie Jejo Beauty

Adresse: Terminus 135 Ampatsy Soamanandrariny
Contact : 0388657852

Photos from Danie Jejo Beauty's post 05/10/2025

Faly miarahaba antsika rehetra!

Misy karazany 02 ny vehivavy:

1- Ny vehivavy tia miketrika

Misy ny vehivavy tsy miandry vola avy amin'ny lehilahy fa zatra miketrika foana. Rehefa misy business ahazoana vola dia ataony daholo. Izy ireo ilay mazoto mianatra zava-baovao foana, manaraka fiofanana ary mifanerasera amin'ireo olona mahomby. Tsy mora kivy izy ireo na dia tojo ny sarotra aza indraindray. Tsy tia mandanilany vola amin'ny zavatra tsisy dikany ihany koa izy ireo ary miezaka hatrany hampitombo ny fidirambolany. Tia manampy olona ihany koa izy ireo ary mandany ny fotoany amin'ny fanasoavana ny hoaviny.

2- Vehivavy miandry tolorana

Ato indray ireo vehivavy tsy te hisahirana hitady vola mihitsy fa miandry tolorana foana. Miandry vola avy amin'ny lehilahy hatrany izy ireo fa tsy mba mihetsika mihitsy. Izy ireo ilay mody atao hoe "princesse" nefa na ny gouté aza angatahiny. Tsy tia manovo fahalalàna izy ireo fa zatra miala voly foana isanandro. Rehefa mba asaina manao business izy dia mahita excuse foana. Na koa mora kivy rehefa ampanaovina zavatra.

Mahita vehivavy otrizany ihany koa ve ianao ?
Iza amin'ireo ary no misy anao? Ilay voalohany sa ilay faharoa?

Fantaro tsara fa ho lasa lavitra ilay voalohany ary hahatsangana zavatra goavana raha tohizany foana ny zavatra ataony.
Fa ilay faharoa kosa dia mbola hijanona amin'ny fiainana izay misy azy hatrany raha tsy miova.

Mirary soa hoantsika rehetra !

Indrana : Miroso Amin'ny Fahombiazana

02/10/2025

🎉 J’ai obtenu le badge de nouveau talent cette semaine, en reconnaissance du contenu captivant que je crée et qui suscite l’intérêt de mes fans !

02/10/2025

Bonsoir mes followers 😍!

Arrivage vaovao bé no hoentiko antsika rehetra !
Produits Authentiques fanadiovana tarehy: Mony , tâche, point noir...

Manadio, mampalefaka, manazava hoditra, avy mampiasa dia efa mahita vokatra ianao! vita avy amin'ny vary ny produits antsika!

Miditra mp ianareo rehetra izay Liana!
Prix tsara (misy prix de Gros hoan'ny paka mari izay mbola hivarotra ihany kia) , vokatra azo antoka tsara, amin'ilay nantenainao hatramin'izay!!!

Vo mahita anah nareo hatramin'izay dia hoe omeo an'ilay secret mampadio tarehy! Dia Tonga ary IZY tyh Sady maro2 mihintsy ny arrivage tsika ato!

Mp na miantso mivantana raha tena Maika bé!

Contact : 0388657852
Lieu de récupération : salon de beauté Danie Jejo Beauty ,tout près Terminus bus 135 Ampatsy Soamanandrariny ,Route Mahazo Rn2 vers Ambohibe ou Ankadrina !

Merci 🙂🙏❤️

11/09/2025

Coucou mes chérie anh!

Tongava ety amin’ny salon de beauté Danie Jejo Beauty izay te ho karakaraina atao manja be!

Sarany mirary fona!!!

Lieu: Terminus 135 Ampatsy Soamanandrariny route Mahazo vers Ambohibe

Contact : 0388657852

Photos from Danie Jejo Beauty's post 08/09/2025

Pack fiançailles chez Danie Jejo Beauty
Vonona ny hikarakara sy hanome fahafapo hoanao amin’ny fikarakarana ny fahamanjana hoan’ny andro iray toa zato!

Felicitation hoan’ireto famille izay nanome fahatokisana anay ireto ary tena hoe afapo tanteraka izy ireo!

Adress: Terminus 135 Ampatsy Soamanandrariny route Mahazo vers Ambohibe

Contact : 0388657852

Photos from Danie Jejo Beauty's post 07/09/2025

Akory aby eeee!
Ela2 tsa nifankahita???
Androany aloha aho iresaka an’tyh namako sady rahavaviko iray ity! Tanaty fikambanana sy filalaovana horonantsary mihetsika no tena nifakafantaranay maharitra! Tanaty film mitondra lohanteny hoe *AINA MIRAY* : izy mpiasako , zah patronne: nopepoako, nambaniako, nataoko tsindrio fa lavo, teny maharary, opa, tsiny lava, iraboto, fanambaniana rehetra iny eee! Mila manao ze tiko! Hah, fa aiza wa izany zoky aaa! Anaty film iany zany no vitako sy azoko atao! Ndray2 ary zay 2 tena mitomany mintsy anaty tournage 😅😂 satria izay ilay rôle nampetraka! « Personnage » mafy satria tsy vitako manao azy an’zany rehetra zany raha tsy anaty film ihany! Amin’ny tena fiainany! Sarotra ny hanao azy toy izany satria izy dia olona mendrika, miezaka, tsotra, tia manampy, tia manohana, cool, tia firaisankina, bdb… fitaratra izy amin’ny fitondratena sy fanajana RAD, bdb ny tiako abara eee! Fa ho fitiniko anaty fehezanteny iray hoe : « Olona tsara izy, tsy mitovy ny anaty film mihintsy ny tena fiainany fa aza izay no hitsarana azy! » hafa ny film de hafa ny tena fiainany! Tsotra izy, mahay mandefitra, manana fahalemem-panahy, tia mihaino, manetri tena , fa tsy mahantra toin’ny anaty film hoe mpiasa tranon’olona sns… manana ny toerany sahaza azy tsara izy! Porofo amin’izany ny fahavitan’izy mivady an’ity trano tsara tarehy ity! Faha3 ny tranon’zareo 😍 ! Nasahy, niezaka, ary nanana an’Andriamanitra no nahavitan’izy ireo antyh trano tsara tarehy be ity! Nisy fikirizana tao dia nisy tanjona! Ny tiako ampita amin’zany dia hoe na manana ny Toerana tsara sahaza anao ary ianao dia aza adino ny toem-panahy fototra!!!

Ny tena mahagaga ahy koa dia ity! Ny akamaroany « public » nijery ilay film nolalaovinay tamzany dia nitsara anay toy ny tena le tao anaty film mihintsy ny toetranay, zah « ratsy toetra be fadiranovana, Izy mahantra velona mpiasa ´olona lava » personnage nolalaovina ireny tompoko ka hoe tafita ny hafatra matoa tena misy olona tezitra aminay mihintsy rehefa mahita anay! Fa izao kosa ny famille an’i Bea actrice anefa dia tena tia ahy , indrindra moa fa ny vady aman’janany satria hain’dry zareo iny hoe film!

Fa izao eee! FELICITATION hoan’anareo mivady nahavita trano tsara tarehy, Misaotra betsaka tamin’ny fanasana, Misaotra betsaka ihany koa t@ tso-drano 🙏hoe manaraha ny dianay eee! 🙏 Misaotra betsaka tamin’ny rehetra! Tsara kokoa mantsy ny hoe « Herim-po fa tsy lova, na hoe lova avy amin’i Jesosy » 😊
Hoambinin’Andriamanitra mandrakariva ianareo sy ny tokantrano-nareo!!!

FAHASOAVANA JIABY MITÉTE NENY AAA!
Oroka mamy! Afaliana tsy mety lany mahita namana misondrotra miakatra toy izao!!!!

😊❤️💋😘

Photos from Danie Jejo Beauty's post 23/07/2025

Coucou daholo!!!

Hanao sondage kely hoanareo rehetra izay liana te hianatra coiffure et esthétique kely budget ! Ataoko tsy lafo ny fampianarana satria tiako ilay izy, anefa tena hampianariko tsara daholo nareo izay maniry ny hianatra sy te ahay, na mbola débutant(e) be ary na efa mahay2 fa tsy mbola matoky tena tsara na efa mahay fa hanampy traikefa dia afaka manampy anareo aho!

Ny Toerana: terminus 135 Ampatsy Soamanandrariny route Mahazo vers Ambohibe

Ataovy ao amin’ny commentaire raha liana ianao na mentionneo ny namanao liana na ny havanao liana!

Photos from Danie Jejo Beauty's post 21/07/2025

Bonjour daholo ndray !🥰😎
Mbola tsy tapitra anie ny promo antsika ato eh 💗👌
Tout à 10000Ar finition Steam pod

Lieu Ampatsy soamanandrariny terminus 135route mahazo
0388058750
0388657852

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Telephone

Website

Address

Antananarivo