Outillage Nakah

Outillage Nakah

Share

vente en gros et détails
�0340467089

Photos from Outillage Nakah's post 14/05/2026

⚡️💯 GROUPE ÉLECTROGÈNE DIESEL HONESTPRO 5KVA 💯⚡️
🔰 Mila courant matanjaka sy azo antoka ve ianao?
Na ho an’ny 🏠 an-trano, 🛠 atelier, 🏪 magasin, 🧰 chantier na asa andavanandro dia natao hanome fahafaham-po anao ity Groupe électrogène Diesel HONESTPRO ity!
🔥 Matanjaka • Mitsitsy • Professionnel 🔥
✅ Puissance : 5KVA
✅ Moteur Diesel mitsitsy carburant
✅ Marche stable & silencieux
✅ Mahazaka fampiasana maharitra
✅ Idéal amin’ny coupure JIRAMA
✅ Marque originale HONESTPRO 💯
💪 Tsy vitan’ny hoe manome herinaratra fotsiny, fa manome fiadanam-po sy fahatokisana ihany koa!
📌 Prix : 5 350 000Ar
📍 Behoririka Sirène Box B09
📞 0340467089
🚚 Livraison partout à Madagascar 🇲🇬
⚠️ Stock limité — Aza tara fa entana tena tadiavin’olona!

13/05/2026

🔥 Nettoyeur Haute Pression à Essence 7HP 🔥
Puissant • Robuste • Usage professionnel 🚿⛽

✅ Fonctionne à l’essence
✅ Moteur puissant 7HP
✅ Pression maximale : 3250 PSI
✅ Débit : 13L/min
✅ Avec roues pour déplacement facile

💦 Parfait pour :
🚗 Lavage voiture & moto
🏠 Nettoyage terrasse, jardin, mur
🛠️ Chantier, garage, matériel industriel

⚡ Haute pression mahery vaika
⚡ Tsy mila courant électrique
⚡ Mateza ary mora ampiasaina

💰 Prix : 1.950.000Ar

📞 Contact : 034 04 670 89
🚚 Livraison Tana & province disponible

11/05/2026

💧 Pompe à Eau QB70 & QB80

🔹 QB70
⚙️ Puissance : 0.55KW / 0.75HP
⚡ Tension : 220V / 50Hz
📏 Hauteur max : 25m
🚿 Débit max : 35L/min
🔩 Entrée/Sortie : 1” x 1”
💰 Prix : 320.000Ar

🔹 QB80
⚙️ Puissance : 0.75KW / 1HP
⚡ Tension : 220V / 50Hz
📏 Hauteur max : 30m
🚿 Débit max : 35L/min
🔩 Entrée/Sortie : 1” x 1”
💰 Prix : 370.000Ar

✅ Pompe matanjaka sy maharitra
✅ Mety amin’ny trano, zaridaina, bassin ary réservoir
✅ Mora apetraka sady mitsitsy courant
✅ Débit tsara sy pression mahery

📞 Contact : 0340467089
🚚 Livraison Tana & province

09/05/2026

🔥🛠️ DRE MEULE MULTIFONCTION 🛠️🔥
Mety tsara ho an’ny : ✅ Fanapahana
✅ Fandavahana
✅ Fikikisana
✅ Fampilaminana & polissage
✅ Asa madinika mila précision
💪 Kit complet miaraka amin’ny accessoires maro
⚡ Vitesse réglable
🎯 Mora ampiasaina sady mahery
🏠 Mety amin’ny asa an-trano na atelier
💰 Prix : 175.000Ar
🚚 Livraison Tana & Province
📞 Contact rapide : 0340467089

08/05/2026

🔥 𝐂𝐇𝐀𝐔𝐅𝐅𝐄-𝐄𝐀𝐔 𝐄𝐋𝐄𝐂𝐓𝐑𝐈𝐐𝐔𝐄 𝐃𝐎𝐔𝐂𝐇𝐄 🔥
💦 Rano mafana ao anatin’ny 3 segondra monja !
✔️ Puissance 3500W
✔️ Hafanana azo ahitsy
✔️ Écran digital moderne
✔️ Installation mora
✔️ Mety tsara ho an’ny do**he sy salle de bain
✔️ Mitsitsy toerana sy herinaratra
📦 Tonga miaraka amin’ny : 🚿 Douchette
🔩 Flexible & accessoires complets
💰 𝐏𝐫𝐢𝐱 : 130.000Ar
🚚 Livraison gratuite Tana & Province
📞 Contact rapide : 0340467089

02/05/2026

🔥 ARRIVAGES NOUVEAUX – GROUPE ÉLECTROGÈNE SONITEC 🔥
Mitady herinaratra azo antoka sy matanjaka? Ity no vahaolana ho anao!
⚡ Disponible : 2,2KVA sy 3,5KVA
⛽ Mandeha essence – économie & performance
✅ Démarrage facile (efa misy pneu) – mora afindra, mora ampiasaina
✅ Puissance stable – miaro ny fitaovanao rehetra
✅ Consommation économique – mitsitsy carburant
✅ Fiable & robuste – natao haharitra
🎁 OFFRE SPÉCIALE : Batterie CADEAU
💰 Prix :
• 2,2KVA → 980.000 Ar
• 3,5KVA → 1.250.000 Ar
🚚 Livraison Tana & Province
📞 Contact rapide : 0340467089
⚠️ Stock limité – aza tara!

02/05/2026

🔋CONVERTISSEUR SOLAIRE HYBRIDE BEIN-T
Vahaolana maoderina ho an’ny herinaratra azo antoka sy mitsitsy!

✅ Miasa amin’ny panneau solaire + JIRAMA + batterie
✅ MPPT intelligent → mahazo herinaratra ambony indrindra
✅ Écran digital mora ampiasaina
✅ Protection complète (surtension, surcharge, court-circuit)
✅ Mety amin’ny trano, bureau, commerce



💰 PRIX DISPONIBLE :
🔹 1,5 KVA – 12V 50A MPPT → 850.000 Ar
🔹 3,6 KVA – 24V 100A MPPT → 1.300.000 Ar
🔹 5 KVA – 24V 160A MPPT → 1.700.000 Ar
🔹 6,5 KVA – 48V 120A MPPT → 1.980.000 Ar



📞 Contact : 034 04 670 89
🚚 Livraison Antananarivo

01/05/2026

⚡ STABILISATEUR SERVOMOTEUR MINGCH ⚡
👉 Vahaolana matanjaka hiarovana ny fitaovanao amin’ny fiovaovan’ny courant!

💡 Tombony lehibe :
✔️ Manitsy ho azy ny tension (automatique & ultra précis)
✔️ Courant stable sy azo antoka
✔️ Miaro amin’ny surtension, sous tension, surcharge
✔️ Performance avo ho an’ny fitaovana rehetra
✔️ Mateza sy natao haharitra ela

🏠 Mety amin’ny :

* Trano fonenana
* Bureau
* Atelier & industrie
* Fitaovana elektrika rehetra

📦 Disponible :
🔹 10 KVA — 1.300.000 Ar
🔹 20 KVA — 1.900.000 Ar
🔹 30 KVA — 3.100.000 Ar

🚚 Livraison : Tana & province (haingana sy azo antoka)

📞 Contact : 034 04 670 89



🔥 Arovy ny fitaovanao, ataovy stable ny courant anao !
👉 Safidio ny qualité, safidio MINGCH !

29/04/2026

🔥 COMPRESSEUR D’AIR HONESTPRO – PUISSANCE & PERFORMANCE 🔥

Mitady milina matanjaka sy azo itokisana ho an’ny asa rehetra? Ity no vahaolana!

✅ Puissance : 2000W – Hery ambony, miasa tsy miato
✅ Capacité : 50L – Mahazaka asa lava sy mitohy
✅ Pression : 8 Bar – Tsindry mahery ho an’ny asa rehetra
✅ Débit : 195L/min – Haingana sy mahomby
✅ Voltage : 230V – 50Hz

💪 Tena mety amin’ny :

* Gonflage pneu (voiture, moto, vélo)
* Peinture au pistolet
* Nettoyage amin’ny rivotra
* Asa atelier sy bricolage

⚙️ Tombony :
✔️ Matanjaka sy maharitra
✔️ Mora ampiasaina
✔️ Design solide sy professionnel

💰 Prix : 780.000 Ar
📞 Contact : 034 04 670 89
🚚 Livraison : Tana & province

28/04/2026

🔆 POMPE SOLAIRE DE SURFACE – MAHERY & MITSITSY 🔆

Mitady vahaolana mora sy mahomby amin’ny famatsian-drano? Ity pompe solaire ity no safidy tsara ho an’ny tokantrano sy fambolena!

✅ Tsy mila herinaratra (miasa amin’ny solaire)
✅ Mitsitsy vola sy maharitra
✅ Mahery: 180W
✅ Débit: 1.5 m³/heure
✅ Haavo (refoulement): hatramin’ny 15m
✅ Fivoahana: 1 inch
✅ Tena mety amin’ny:

* Fisotroan-drano
* Fambolena
* Fampiasana andavanandro

💰 Prix: 250.000 Ar
📞 Contact: 034 04 670 89
🚚 Livraison: Antananarivo & Province

⚡ Vahaolana maoderina sy ekonomika ho an’ny rano tsy tapaka!

26/04/2026

🔥 CHAUFFAGE ÉLECTRIQUE MULTIFONCTION 🔥

Mangatsiaka ve ny andro? Ity no vahaolana tonga lafatra ho an’ny hafanana ao an-trano!

✅ Puissance 1000W / 2000W
✅ Mafana haingana be – tsy mila miandry
✅ Réglage facile
✅ Portable & design moderne
✅ Surface ambony mafana – afaka manafana sakafo kely

💡 Mety amin’ny:
✔️ Trano
✔️ Bureau
✔️ Magasin

💰 Prix : 350.000Ar
📞 Contact : 0340467089
🚚 Livraison : Tana & province

⚠️ Stock voafetra – aza tara!

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Telephone

Website

Address

Antananarivo
101