Hair Ash

Hair Ash

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Hair Ash, Antananarivo.

Hello curly queen😁
Envie de boucles bien définies & de coiffage sans galère ?😉
Découvre nos must-haves 👉 : Sèche cheveux, diffuseur, brosses, soins , et bien plus
Commande au 034 26 411 85
Suis-nous sur TikTok 📱: https://www.tiktok.com/@hai_rash.mg

07/03/2026

Cheveux qui ne poussent pas ?
💆‍♀️ Stimule ton cuir chevelu avec ce masseur électrique
✔ Pousse plus rapide et plus forte
✔ Réduit la chute
✔ Relaxation instantanée tête, visage et cou
⏱ Quelques minutes par jour suffisent 🤏
📩 Mp pour commander ou ☎️034 26 411 85 -032 92 562 80
Livraison partout à Madagascar

Photos from Hair Ash's post 07/03/2026

Ohatran'ny hoe tsy mitombo mihitsy sa miadana be ny fitomboan’ny volonao ?👉Matetika izany dia avy amin’ny rà tsy mikoriana tsara ao amin’ny hodi-doha.
💆‍♀️ Ity masseur de tête électrique à 4 tête chargeable ity dia manampy fikorinan'ny rà amin’ny hodi-doha, ka manampy ny volo hitombo haingana kokoa, ho matanjaka ary ho salama kokoa:
✔ Manampy amin’ny fitomboan’ny volo
✔ Manampy mampihena ny fihintsanan’ny volo
✔ Afaka anorana ny loha, ny tarehy, ny hatoka ary ny vatana ka manala havizanana
Afaka miditra mp raha anao commande na koa mila fanazavana fanampiny
☎️ 034 26 411 85 / 032 92 562 80
🚚 Livraison manomboka amin’ny 3000 Ar – Mandefa faritra

28/02/2026

Large choix de sèche-cheveux avec diffuseur 👌
Pour des boucles définies, volumineuses et pleines de vie 🔥
Mp pour commander ou obtenir plus d’infos :
Livraison à Tana et partout à Madagascar possible 🚚
Contact : ☎️ 034 26 411 85 / 032 92 562 80
WhatsApp : +261 34 26 411 85

21/02/2026

Rehefa ilay ndri kamo be iny anazava no sady efa fantatra fa tsy hoataony akory le zavatra ho tantaraina 🤧😂



Photos from Hair Ash's post 20/02/2026

Disponible amin'ny vidiny mirary daholo ireto sèche cheveux/brushing avec diffuseur ireto an
🟣Mampivoaka tsara ny boucles ny volo
🟣mampisy volume ny volo
🟣mampihena frisottis sy ahazoana résultats naturel kokoa
🟣manampy amin'ny fanamainana vetivety ary volo
Livraison Tana manomboka @ 3000ar / Mandefa faritra
mp na koa ☎️034 26 411 85 / 032 92 562 80
Watsapp : 034 26 411 85

13/02/2026

Technique facile pour des boucles au lisseur 👌😉

13/02/2026

Iza ilay tsy mahay miboucler volo amin'ny fer à lisser iny mihitsy, ity misy fika kely ary ehh👇😉


Photos from Hair Ash's post 12/02/2026

ARRIVAGE manjakely daholo 👌
Sady mety atao Cadeau Saint Valentin an🎁❤️
Jereo izay mety ary😉
Livraison Tana manomboka @ 3000ar / Mandefa faritra
mp na koa ☎️034 26 411 85 / 032 92 562 80
Watsapp : 034 26 411 85

Photos from Hair Ash's post 11/02/2026

Brushing pro avec diffuseur, brosse curly, fer à lisser, fer à curly 9mm, fer à boucler, chauffe-cire, bigoudis, applicateur d’huile, brosse soufflante…🔥
Disponible ato amin'ny Hair Ash
Jereo izay mety aminao ary😉
Afaka miditra mp raha misy mahaliana anao😊
Livraison Tana manomboka @ 3000ar/ mandefa faritra
☎️034 26 411 85 / 032 92 562 80
Watsapp : 034 26 411 85


Photos from Hair Ash's post 10/02/2026

Cette coupe papillon qu’on adore tant 🦋 Volume, mouvement, pure perfection 😉🔥👌
Abonnez-vous à Hair Ash poir plus d'inspo

Photos from Hair Ash's post 09/02/2026

Sèche cheveux/ Brushing avec diffuseur disponible ato aminay
Jereo izay mety ary😍
🔻Mampivoaka tsara ny boucles ny volo
🔻mampisy volume ny volo
🔻mampihena frisottis sy ahazoana résultats naturel kokoa
🔻manampy amin'ny fanamainana vetivety ary volo
Livraison Tana manomboka @ 3000ar / Mandefa faritra
mp na koa ☎️034 26 411 85 / 032 92 562 80
Watsapp : 034 26 411 85

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Website

Address

Antananarivo