Luna shop

Luna shop

Share

Vente produit bio et divers articles
0340853458

09/05/2026

Huile de coco pressé à froid
🥥vokatra 100% natoraly
🌴mety ho an'ny volo,vatana ,tarehy ary tsara ampiasaina amin'ny zazakely ihany koa
Dispo 1L,500ML,250ML,200ML,100ML

07/05/2026

Ny tanjonay dia hanome ny tsara hatrany
🥥vokatra 100% natoraly 🌴huile de coco pressé à froid🌴
Mety ho an'ny rehetra🌿
Dispo 1L,500ML,250ML,200ML,100ML

04/05/2026
04/05/2026

Ny 🌴huile de coco pressé à froid🌴 dia tena ilaina indrindra rehefa mangatsiaka Ny andro
🥥afaka hisoroana aretina maro
🥥miaro ny volo tsy tapatapaka ary ny tarehy tsy ho vakivaky indrindra ny hoditra tsy ho komavoka

01/05/2026

Aza misalasala manjifa ny vokatra malagasy
🌴huile de coco pressé à froid🌴
Dispo 1L,500ML,250ML,200ML,100ML

28/04/2026

Huile de coco pressé à froid

28/04/2026

Huile de coco pressé à froid
🥥raha maniry hanana volo salama sady maniry tsara dia misalasala manjafa
🥥raha mila hoditra malandina tsara
🥥raha maniry hanana tarehy madio
Dispo 1L,500ML,250ML,200ML,100ML

27/04/2026

Efa tena mangatsiaka ny andro
Ny 🌴huile de coco pressé à froid🌴 dia hiala indrindra rehefa mangatsiaka ny andro
🥥misoroka ny fahavakisan'ny volo,tarehy,ary manala ilay hoditra mavoka be ,aza misalasala manjifa

23/04/2026

🌴ity sakaiza tsy mahafoy
🥥huile de coco pressé à froid
Tena namana amin'izao andro mangatsiaka izao
🌴miaro ny hoditra tsy ho vakivakivy
🌴miaro ny volo tsy ho tapatapaka
🌴manala rivotra ihany koa
Dispo 1L,500ML,250ML,200ML,100ML

20/04/2026

Huile vierge de noix de coco
🌴tsy nandalo afo 100% bio
🥥mety ho anao manana zazakely ,mety ho an'ny volo,vatana ,tarehy
Dispo 1L,500ML,250ML,200ML,100ML

17/04/2026

Raha mila vokatra tsara sy azo antoka
🌴ato aminay ny vokatra huile de coco pressé à froid🌴 dia vokatra malagasy 100%
🥥tsara ho anao manana zazakely
🥥indrindra efa hanmboka mangatsiaka miarao amin'ny vakivaky na tarehy na ny volo
Dispo 1L,500ML,250ML,200ML,100ML

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Telephone

Address

Talatamaty
Antananarivo
105