Soa beauty

Soa beauty

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Soa beauty, Antananarivo, Antananarivo.

Photos from Soa beauty's post 04/05/2026

Zany ndray retour avy tamin'ny client oo🥰😻
Misaotra indrindra ❤️ ny amin'ny fatokisana 🤗
Faly izahay mahafantatra fa afa-po ianao, izany no hery manosika anay hanome ny tsara indrindra hatrany ✨
Satry Ny fahafaham-ponao no laharam-pahameha ho anay ❤️
Aza misalasala ho manadrana ny vokatray 🥰
Page Soa beauty

24/04/2026

✨ CRÈME HIBISCUS + Vitamine E ✨
Ny tsara indrindra foana no omena anao ❤️
Te hanana volo malama, mamirapiratra ary salama?
Ity no vahaolana ho anao! 💆‍♀️
🌺 Mampalama sy mampangirana
🌺 Mampaniry sy manalefaka
🌺 Manala angahidrano sy vakivaky
🌺 Mampijanona ny volo mihongotra
🌺 Manome hamandoana ho an’ny volo maina
🌺 Mitsabo ny volo simba
⚡ Résultat hita ao anatin’ny 7 andro
✅ Mety amin’ny karazam-bolo rehetra
💰 Vidiny: 18.000Ar (200ml)
🚚 Livraison GRATUIT (eny e, maimaim-poana!)
📦 Mandefa manerana ny province
📞 Antsoy: 034 20 726 35 na mandefa MP
👉 Andramo dieny izao, ho hitanao ny fiovana! ✨

Photos from Soa beauty's post 20/04/2026

Témoignage crème hibiscus
🥰 Misaotra betsaka amin’ny hafatra sy ny fahatokisana 🙏
Faly izahay fa nahafaly anao ilay crème hibiscus 🌺❤️
Ny fahafaham-ponareo mpanjifa no tena zava-dehibe aminay 💖
Manantena izahay fa mbola hitohy atrany ny vokatra
Aza misalasala ieay mbola tsy nandray anjara 🥰

Photos from Soa beauty's post 13/04/2026

Ty ndray aza retour☺️❤️ ho anareo ze mataotra sy mametraka question fona hoe mety ve ? Mandaitra ve?
Aza misaraka amin'ny crème hibiscus 🥰 aza misalasala. Ho anareo izay mbola tsy nampiasa

Photos from Soa beauty's post 07/04/2026

tena we waooh 🙀 🥰
misaotra tompoko tamin'ny confiance
tena mafinaritra mizara azy
témoignage crème mélange hibiscus ❤️🌺

Photos from Soa beauty's post 03/04/2026

Misaotra indrindra amin’ny confiance 😊
Faly izahay mahita fa nahafa-po anao ilay crème hibiscus 💖
Tena we mafinaritra
Tongasoa foana ianao, ❣️

Photos from Soa beauty's post 03/04/2026

Témoignage 🙀📣
Misaotra betsaka❣️❣️❣️ amin’ny retour 😊
Izay mihitsy no effet an’ilay crème hibiscus ✨
Ho an’izay mbola misalasala, ity misy preuve réel 😍
Afaka mandefa commande aminay mivantana ianao 💌”

Photos from Soa beauty's post 03/04/2026

❤️waooh reto 🙀🥰. Témoignage keli crème hibiscus 🌺
Tena we “Wow 😍
Tena mahafaly anay ny mahita fa nahita résultat tsara nareo client ✨
Izany indrindra no tanjonay: volo salama sy malefaka 💖
Tongasoa foana, 🥰

05/03/2026

Gratuit !! Oui gratuit oa ny frais de livraison rehefa mividy crème ❤️
Ny tsara indrindra fona no omena anao ❤️
✨ CRÈME HIBISCUS + Vitamine E ✨
- Mampalama volo sy mampangirana ✨
- Mampaniry sy manalefaka ✨
- Manala angahidrano sy vakivaky ✨
- Mampijanona ny volo mihongotra ✨
- Manome hamandona ny volo maina ✨
- Mitsabo ny volo simba ny fer ✨
Résultats tsara indrindra mampiasa 7 Andro
Mety amin'ny karazam-bolo rehetra io anh
VIDINY : 18.000AR 200ml
Frais de livraison gratuit !! Oui gratuit oa
Mandefa province ihany koa
Afaka miantso 034 20 726 35 ou Mp

Photos from Soa beauty's post 18/05/2021

Ho anao izay te ho lava sy ho tsara volo 😊
Efa natao daholo ve izay fika rehetra fa tsy nety nisy vokany mihitsy 😪
Izahay dia manana vahaolana ho anao 😊
MASQUE INDIENNE 5 melanges 😉
Avocat, multanie, karite, aloe, cacao...
➡️ Manalava volo vetivety 😜
➡ ️Mitsabo sy manasitrana aingana ireo volo simba, toy ny tapatapaka, vakivaky sy ireo volo simban' ny Fer sy ny Lissage 😁
➡️ Mampijanona ny volo miongotra sy mihintsana anatin'ny andro vitsivitsy 😄
➡️ Manala angadrano ary mampaniry ny faritra sola koa 😉
✳️ Tsy mifidy volo fa mety @ karazam- bolo rehetra 💁
👉 Produit naturel 100% 🌿 ary tena EFFICACE 😱 😍
Mp avy hatrany izay mila sy liana
Manao livraison Tana na any @ faritra izahay ✔️
Prix: 15000Ar ny 250ml 👍
Afaka miantso ny 0347937708 📞 ihany koa ianao
Misaotra tompoko...

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Telephone

Website

Address

Antananarivo
Antananarivo

Opening Hours

Monday 05:00 - 21:00
Tuesday 05:00 - 21:00
Wednesday 05:00 - 21:00
Thursday 05:00 - 21:00
Friday 05:00 - 21:00
Saturday 05:00 - 21:00
Sunday 05:00 - 21:00