Ireo mah'Soa
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Ireo mah'Soa, Antananarivo.
04/05/2026
Mahalasa eritreritra!
REHEFA MAHIRATRA NY JAMBA,
NY ATSIPINY VOALOHANY DIA NY TEHINA NITONDRA AZY NAMAKIVAKY NY HAIZINA
REHEFA MANGATAKA FANAMPIANA AMAN‘OLONA IANAO DIA NY FAHORNAO IHANY NO HITANAO.
METY MITALAHO IANAO VAO MAHAZO…
MANOME ILAY OLONA DIA FALY FOTSINY IANAO FA NAHAZO.
>>> MITENY NY VAVANAO VAVANAO HOE MISAOTRA NANOME FA SAINGY TSY SAINONAO NY ANTONY ANOMEZANY: FITIAVANA ANAO ANEFS NO ATONY ANOMEZANY
LAZAINAO FA MANAM-BE IZY KA TSY OLANA AMINY ZE MANOME KELY ANAO …
TAKATRAO VE FA TIANY IANAO?
MIOMANA NY HAMALY FITIA VE IANAO?
SA MIOMANA NY HANGATAKA INDRAY?
>>> REHEFA MAHAZO MATETIKA NY JAMBA FANAHY KA VOAVAHANY NY OLANY DIA FIRANY NY NANAMPY AZY … SATRIA NY FAHORIANY IHANY NO HAINY FA NY HOE HAMALY FITIA TSY HAINY.
Ny masony no nahiratra fa ny fanahiny Jamba foana.
SAO MBA MANAO IZANY IANAO???
24/01/2026
Sahia miavaka!
atolotra antsika ny firavaka mampisongadina anao @ maro.
miavaka tsy
afaka entina , sy ny fa mandravaka tanteraka ny malagasy ihany koa.
Ao @ sary ny vidiny.
02/01/2026
Miarahaba antsika rehetra nahatratra ny taona vaovao.
Mirary fahasalamana sy fahombiazana ho antsika eo ambany fiarovan'Ilay Nahary
Miarahaba an'ireo mpanaraka ny pejy.
Tonga ny fotoam-pambolena 🌱, hapetraho ny fanontaniaina 🤔afahana mifanampy hananantsika zaridaina mahafinaritra.🌿🌺☘️🪴
Pascaline
Rakoto
A vos lombricomposteur
03/10/2025
🚨Fotoanan'ny lombricompostage Izao satria miakatra ny fako amin'ny fiahin'ny orana🚨
Ho antsika izay te hisehatra amin'ny fanodinanana ny fako ho zezika biolojika dia indro misy tolotra avy aty aminay. Ny lombricomposte dia ahafahana manodina ireo poti-javamaniry sy fakon-dakozia isankarazany ho lasa zezika.
✨Offre vaovao be✨
•100g de lombric à 20.000ar
+150g de substrat offert🌱⭐
🚨Tolotra voafetra ka araraoty🚨
032 96 425 52
01/04/2025
Manasa antsika hanjifa ity vokatra ity eny @ tranombarotra U Analakely, Ivandry ary Talatamaty ho fanohanana ireo "mère célibataire" ao amin'ny centre "Restaurer des vies".
Mbola ho avy ny any amin'ny tranombarotra hafa.
Alefa ry namako isany.
́
16/03/2025
Raikitra indray ny sakafo miaraka @ crevettes
Aza misalasala miantso na mandefa mp
15/03/2025
25/08/2024
Vokatra vaovao
Click here to claim your Sponsored Listing.
