Paky Sweet Shop
Ny entana ato aminay dia entana vaovao avy any Allemagne daholo
Jereo izay mety aminao
🤳0346717499
22/12/2025
🎅🏼🎅🏼🎅🏼Manana ireto arrivage marobe avy any Allemagne ireto izahay🎅🏼🎅🏼🎅🏼🎅🏼
🎄Aza Tara ary afaka mandefa mp raha misy mahaliana
🎄Afaka mandefa mp na niantso ny laharana eo @ page
🎄Misy taille sy loko izay ilaintsika rehetra
🎄Marque : Zara ,H&M, Esprit, Anzug ,Tailoring the standars, Move Digel ,Thomas Nash, Giorgio, Wiper,Manguun, Sir of Sweden, Mexx ,Lord &Taylor, Dressmann, Van Gils,Mango ,C&A ,Stones …………
🎄Marobe ny marque tsy ho voatanisa fa afaka manontany isika izay liana
🎄Manao livraison izahay
🎄Mbola afaka entina @ fetin‘ny farany taona🥂🍾
12/07/2025
🥳🥳Efa Tonga ny arrivagetsika @ ireto kiraro ireto a
Ka alefaso ary ny Commande ho an‘izay Liana e😊
09/07/2025
🥳🥳Tonga indray ary ny arrivage tsika ho an‘izay nitady ity Noir ity
🥳Dispo ny pointure 36,37,38
Afaka mandefa mp fona na miantso raha mila ny mahaliana anao
13/03/2025
🤠👉Mahazo remise 20% izay manao Commande amin‘ireto izay tonga Mada après 2 mois eo izy ireo 🥳🥳
🔜Avy any Allemagne daoly ny entatsika🇩🇪
Afaka mandefa mp fona raha hanao Commande a✅
17/12/2024
🍾🍾🍾🍾🍾🍾🍾🍾
Champagne avy any Allemagne🇩🇪🇩🇪🇩🇪
Itsenana ny taona vaovao 2025.
Maromaro izy ato fa ataovy ny commande 🥂🥂🥂🍾🍾🍾🍾🍾
10/10/2024
Aminilay manjabe fona sady tsara kalitao hatrany a🥳🥳🥳🥳
Pointure 37 sy 38no dispo aminio
Avy any Allemagne daoly ny entantsika a
05/10/2024
🥳🥳🥳Hallo les queens 🥳🥳🥳
Dispo indray ity kiraro manjakely ity a
Marque: RAID
Avy any Allemagne Daily fona ny entana rehetra ato aminay
Afaka miantso avy hatrany na mandefa no Raja toa ka misy ny mahaliana🤙🤙
26/09/2024
Hello les Queens👑👑👠👠
👟Tennis tsarabe rose mbola anaty carton
👟Marque ADIDAS
👟Made in INDONESIA
👟Pointure 38
Vaovao avy any Allemagne 🇩🇪🇩🇪daholo ny entana ato aminay
Afaka miantso na mandefa Message avy hatrany raha toa ka misy mahaliana🥰
05/09/2024
📣📣kiraro Tenisy taarabe sady matanjaka tsara ôô👌
🥾Marque LANDROVER
🥾Pointure 37,38 no disponibile aminio
🥾araraoty fa qualité tsara fona ny antsika
🇩🇪🇩🇪Avy any Allemagne daoly ny antsika ny entana ka aza misalasala raha misy ny mahaliana🤙
04/08/2024
Hello les queens🥳🥳🥳👑👑👑👑
Ito kiraro tsarabe ito indray ary no atolotray anareo.
🩵Pointure 38 sy 39 no dispo aminio
🩵marque Truffle collection
🩵Avy any Allemagne🇩🇪 daoly ny entana a
Aza misalasala ary ny mandefa message na miantso raha miay mahaliana anareo.
16/07/2024
😮😮🥳🥳WOOWWW pour vous les Queens👑
👠Chaussure fleurie manjabe💐💐
👠Marque: ASOS DESIGN
👠Pointure dispo: 38
🇩🇪Avy any Allemagne daoly ny entatsika a🇩🇪
Raha misy mahaliana afaka mandefa mp na miantso anay @ laharana 0346717499🤙🤙🤙
Click here to claim your Sponsored Listing.
Telephone
Website
Address
Antananarivo
101AMBOHIPO,ANTANANARIVO
