Classy & Chic
Mode et Beauté
25/10/2025
N'y Taovolo sy ny hatsaràny no manome lanja sy fatonkisantena antsika vehivavy 😊😊 jereo anie ty coloration ty e ,tongava ary fa izay efa tato dia afa- po avokoa (sur rendez vous ny coloration)tel 0344592846 Manja Haritina .Malaho Bevalala
15/04/2025
avant/après kely aloha !! 😁
aza adino fa efa akaiky ny fety, mbola vonona foana hanome fahafam-po ho anareo. toerana Tsy mihova eto Malaho ampitan'ny écoles les bons. 😊😊 ( Tsy eny ankadivory intsony no misy anah)
0344592846
07/04/2025
❤️💜💚💛 sombin-tsombiny!!
28/03/2025
❣️❣️
0344592846 ( mardi-dimanche après midi)
😊😊
26/02/2025
Coucou 💕 ty semaine ty sisa no PROMOTION aaa. Araraoty faraparany ary! Toerana tsy mihova. 0344592846
Efa nifindra tanteraka ety Mahalo ny coiffure anay (Manja) teny ankadivory hoan'izay mbola tsy mahafantatra.
11/02/2025
coucou 🥰 efa hakaiky n'y saint Valentin aann!! mbola mitohy foana ny promotion, tongava manao manjamanja ato amin'i Manja ☺️☺️ 5000ar-7000ar.(talata hatr@ zoma) (asabotsy s'y alahady no tsy promotion fa prix normal) finition steampod
eto Malaho ampitan'ny les bons grains
0344592846
coloration sur rendez-vous hatrany.
02/02/2025
Mba mangataka réaction svp ty sarin'i zazakelinay ty😊😊 sokafana aloha izay vao asina réaction !! Mercii❣️
CONCOURS PHOTO 😍ZAZAH FENO HAFALIANA🥰
Miampita aminao ve ny hafalian'ny zazah an'i Jose Jimmy Samuel ?
🟣Raha te hanohana azy ianao ao anatin'izao fifaninanana izao dia:
1- Clikeo ilay sariny
2- Asio "reaction j'aime" io sariny io raha tianao
3- Mi's'abonneva amin'ny pejy Mianatra Mahomby mba hahatonga ny vote-nao handaitra
4- Raha te hanohana azy ianao dia partageo tsy misy fetra ny sariny mba hahatonga ny hafa hanohana azy ihany
Tsara ity sary ity 🙂
Coucou les filles😊 atao amin'izay ve Ilay promotion😊 !!??
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Telephone
Website
Address
Antananarivo
101
Opening Hours
| Monday | 08:00 - 17:00 |
| Tuesday | 08:00 - 17:00 |
| Wednesday | 08:00 - 17:00 |
| Thursday | 08:00 - 17:00 |
| Friday | 08:00 - 17:00 |
