La Gentille coiffure
💖 La Gentille – la beauté avec délicatesse
Sublimez vos cheveux, vos mains et votre style ✨
📍 Beravina Itaosy | 🕖 7j/7
📲 Réservation disponible
12/07/2026
🥰 Cliente satisfaite = Izahay sambatra! 💅😄
"Tsy ny hoho ihany no miova, fa ny confiance koa!" ✨😍
🎉 PROMO FAUX ONGLES 💅 Faux ongles + vernis permanent unis : 8 000 Ar 💥 ✨ Faux ongles + vernis permanent + déco : 12 000 Ar 🎁
📍 Antsahamamy 📞 038 57 672 05
Tongava fa ny modèle tianao no ataonay... sao dia ny namanao indray no hangataka hoe: "Aiza no nanaovanao an'io?" 😉💕
08/07/2026
✨ EXTENSION GEL ✨
💖 18 000 Ar ihany!
📩 Alefaso ny modèle tianao, izahay no manatanteraka azy.
📍 La Gentille Coiffure – Ambohipo Antsahamamy
📞 038 57 672 05
📘 Facebook: La Gentille Coiffure
23/06/2026
🔥 PROMOTION MIAVAKA 🔥
💇♀️ Coloration + Soins + Brushing + Finition 💰 40 000 Ar ihany, na volo fohy na volo lava!
Tsy tafiditra ny loko gris.
📅 23, 24 ary 25 Jona ihany!
✨ Aza avela handalo fotsiny ity tolotra ity. Omeo famirapiratana sy hatsarana vaovao ny volonao amin'ny vidiny tsy fahita firy!
📍 Itaosy Beravina
📞 038 57 672 05
📱 La gentille Coiffure 💖
Soins curly= épilation sourcils gratuit 🥳🎁, andao hanao manja ☺️🥰🥰
18/06/2026
🇲🇬 PROMOTION FETIM-PIRENENA 🇲🇬
✨ Curly • Volo fohy : 8 000 Ar • Volo lava : 10 000 Ar
➡️ Sasao madio avy any an-trano ny volonao. 🧴 Fanasana loha eto amin'ny salon : +3 000 Ar
🎁 Curly = Épilation sourcils GRATUIT !
📅 20–25 Jona 📍 Itaosy Beravina
La Gentille Coiffure 📘 Facebook: La Gentille Coiffure 📞 038 57 672 05
17/06/2026
Toy izao Ary ilay promotion e🥰🥳
Mangirana tsara 🔥🔥🔥
📢6000ar ny volo fohy
📢10000ar ny lava
Itaosy beravina ✨
0385767205
13/06/2026
😍 Cat Eyes à 15 000 Ar seulement ! 😍
🌸 Afaka atao avokoa ny modely tianao sy ny loko safidinao. 💖 Manome endrika kanto, lamaody ary mahasarika ny mason'ny rehetra.
📩 Réservation ouverte izao ! 🥰 Tongava hanatsara ny hakanton'ny tananao.
12/06/2026
💅 PROMOTION 💅 ✨ Pose faux ongles + vernis permanent couleur unie : 8 000 Ar ✨ Pose faux ongles + vernis permanent avec déco stylée : à partir de 10 000 Ar
📍 Salon La Gentille – Beravina Itaosy 📞 038 57 672 05
🌸 Des ongles élégants et durables à petit prix ! 🌸
28/05/2026
Soins curly 🥰☺️☺️
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Telephone
Website
Address
Antananarivo
10
