YavoZina

YavoZina

Share

Coiffeuse
Esthéticienne
Astuce
Tuto
vlog

30/10/2025

🌸 Ataovy veloma ny tarehy maina! 🌸

✨ Masque voajanahary mora atao an-trano ✨
👉 1 sotro tantely
👉 1 sotro yaourt nature

Afangaro tsara dia apetaho amin’ny tarehy mandritra ny 15 minitra.
Sasao amin’ny rano mafanafana dia fafana moramora amin’ny servieta madio 💦

💫 Vokany?
🌿 Manalefaka ny hoditra
💧 Manome hamandoana lalina
🌸 Mahatanira hoditra
😌 Mampihemotra ny fisihan'ny ride

Avereno indroa isan-kerinandro dia ho hitanao ny fiovana! 🌼

30/10/2025

🥰🥰🥰

30/10/2025

Ma spécialité ❤️❤️

27/10/2025

🖤🩶🤍

27/10/2025
24/10/2025

Aza kivy 😃😊

Photos from YavoZina's post 24/10/2025

💚💚💚

23/10/2025

Olona kely maro maro miasa ao anaty tanako 🤗🤗🥰🥰

23/10/2025

👁️Des cils qui parlent d'eux même 🤗

Photos from YavoZina's post 20/10/2025

Salama E 😊
astuce natoraly sady mora vidy indray no zaraina androany

🌿 Clou de girofle + Romarin = pousse magique !

Ireo akora roa ireo dia manaitra ny hodi-doha 💆‍♀️, manamafy ny fakambolo 💪 ary manampy ny volo hitombo haingana 🌱

Andrahoy 10 minitra ireo akora roa ireo, avela hangatsiaka, dia afafazo(mampiasa pchit pchit raha misy 😁) amin’ny hodi-doha in-2 isan-kerinandro.

✨ Vokany : volo lava, matanjaka, mamirapiratra !

Want your business to be the top-listed Hair Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Website

Address

Antananarivo
TANA101