Tantely pur Niaouli

Tantely pur Niaouli

Share

Mivarotra vokatra momba ny tantely,
Tsy mifangaro laro hafa fa pure
Azo antoka
Mora vidy

07/07/2023

Ialana tsiny ho an'ireo tsy nahazo.
Amin'ny manaraka indray ary ô

27/06/2023

🌼🌼Tantely pur-Miel de Niaouli avy any Manakara 🌼🌼
👉16.000 Ariary ny litre.
👉Toerana: Andranonahoatra Itaosy fa afaka manao livraison ihany koa
👉Tel: 0345430504 na 0348527453

26/06/2023

Ny pejy Tantely pur Niaouli dia miarahaba antsika nahatratra ny Asaramanitra 2023.
Manaova fety sambatra daholo 🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬🥳🥳🎉🎉

Photos from Association Fanantenana's post 25/06/2023

🎉🎉Mirary fety sambatra ho an'ny vahoaka Malagasy,🇲🇬🇲🇬 indrindra ny ankizy 🤗🤗
❤❤Ankoatra ny varotra dia manao asa sosialy ihany koa ny pejy ☺☺
💚Ity no asa sosialy voalohany nataonay, niarahana nifarimbona tamin'ny 💚Association Fanantenana 💚 🤝✊
🇲🇬🇲🇬🇲🇬Manaova fety sambatra daholo 🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬

18/06/2023

Mirary soa ho an'ny Ray rehetra 🥳🥳

15/06/2023

🗣Ôôoiiiiiôôô, ndeha hianatra izahay 🙋‍♀️🙋‍♂️
📣📣Anisan'ny zo fototry ny ankizy ny fampianarana sy ny fanomezana fahalalana azy ireo😊
✅Amin'izao fankalazana ny iray volan'ny ankizy izao dia manao hetsika ho an'ny ankizy ny eto amin'ny pejy "Tantely pure".
✅Hanampy, hizara fitaovam-pianarana ho an'ireo ankizy any amin'ny toerana niavian'ny tantely pur no hatao amin'izany😊😊
✅Ndao hiara-hientana aminay ary🙂
✅Mividy tantely pure 1 litre=manome 1000ar hividianana fitaovam-pianarana ho an'ireo ankizy ireo🥰🥰🥰
💚💛Mandefasa MP na miantso ny 0345430504 na 0348527453.
✅Prix:16.000ar/litre

Zarao raha sitrakao
👇👇👇👇👇👇

05/06/2023

📣📣5 Jona, andro maneran-tany ho an'ny tontolo iainana 🌏 🌍
🆘️👇👇👇👇👇
⚠️⚠️Eo amin'ny 1️⃣1️⃣ millions taonina ny fako plastika miparitaka any anaty ranomasina isan-taona ary mety hitombo avo telo heny izany hatrany amin'ny 2040 raha tsy misy ny fandraisana andraikitra manoloana izany.
🤝Manana adidy manoloana izany ihany koa ny pejy "Tantely pure"🤝
Inona no hatao???
✅✅Ho antsika efa mpanjifa ato amin'ny tantely pure ka manana ilay tavoahangy plastika iny:
♻️♻️Mbola azontsika ampiasaina indray ny tavoahangy rehefa lany ny tantely, ohatra hoe asiana rano, asiana menaka🍶🥛
🪴🪴Na ihany koa, raha tsy manana tany malalaka ianao nefa tia mamboly voninkazo na legioma 🥕🥔🍅, afaka atao tavim-boninkazo ihany koa ny tavoahangy plastika 😊😊.
✅Fa indrindra?
👉👉Rehefa mividy tantely ianao amin'ny manaraka dia afaka atakalo ny tavoahangy, ary amin'izay fotoana izay dia lasa 1️⃣5️⃣5️⃣0️⃣0️⃣ ar/ litre ny vidin'ny tantelinao....

04/06/2023

Mirary fety sambatra ho an'ny reny rehetra 🥰🥰🥰

03/06/2023

Ôôoiiiiiôôô, ndeha hianatra izahay 🙋‍♀️🙋‍♀️🙋‍♂️🙋‍♂️
📣📣Anisan'ny zo fototry ny ankizy ny fampianarana sy ny fanomezana fahalalana azy ireo😊
✅Amin'izao fankalazana ny iray volan'ny ankizy izao dia manao hetsika ho an'ny ankizy ny eto amin'ny pejy "Tantely pure".
✅Hanampy, hizara fitaovam-pianarana ho an'ireo ankizy any amin'ny toerana niavian'ny tantely pur no hatao amin'izany😊😊
✅Ndao hiara-hientana aminay ary🙂
✅Mividy tantely pure 1 litre=manome 1000ar hividianana fitaovam-pianarana ho an'ireo ankizy ireo🥰🥰🥰
💚💛Mandefasa MP na miantso ny 0345430504 na 0348527453.
✅Prix:16.000ar/litre

Zarao raha sitrakao
👇👇👇👇👇👇

31/05/2023

Hey😃
Misy foana ny tantely ato aminay 😉😉



👉Afaka mi test vao mandoa vola 🙂

Efa akaiky tokoa ny fetin'ny reny🤗🤗
Ndao mba atao tantely pur indray ny fanomezana ho azy e🥰🥰 . Sa ahoana???
🍯Tantely azo avy amin'ny Niaouli 🌼🌼
👉16.000 Ariary monja ny litre🍯🍯
📩📩MP ary

27/05/2023

Efa akaiky tokoa ny fetin'ny reny🤗🤗
Ndao mba atao tantely pur indray ny fanomezana ho azy e🥰🥰 . Sa ahoana???
🍯Tantely azo avy amin'ny Niaouli 🌼🌼
👉16.000 Ariary monja ny litre🍯🍯
📩📩MP ary

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Telephone

Website

Address

Itaosy
Antananarivo
102

Opening Hours

Monday 09:00 - 17:00
Tuesday 09:00 - 17:00
Wednesday 09:00 - 17:00
Thursday 09:00 - 17:00
Friday 09:00 - 17:00
Saturday 09:00 - 17:00