Cabinet de Conseil de Conception et de Réalisation - Madagascar
Cabinet de conseil spécialisé en conception, réalisation et immobilier.
De la réflexion stratégique à la réalisation, nous transformons vos projets en valeurs durables. 🇲🇬
Depuis 1977
03/11/2025
🇲🇬 🏡✨ TANINDIA MADAGASCAR — NY TRANO SY TANY, NY FIADANANAO
Manana trano, tany na fiara amidy sa hofaina ve ianao ?
TANINDIA hitantana izany ho anao ! 🌿
Izahay no Agence Immobilière et Patrimoniale vaovao, manampy anao amin’ny varotra, fanofana, na fitantanana fananana.
🤝 Antony tokony hifampitokisana aminay :
✅ Manampy anao amin’ny fampahafantarana sy fanatsarana ny entanao (sary, famaritana, fanaparitahana)
✅ Mivarotra sy manofa amim-pahitsiana sy mangarahara
✅ Manaraka anao amin’ny dingana rehetra hatramin’ny fifanarahana
✅ Manolotra fandrafetana sy fanamboarana trano, ary fitantanana lova sy fananana
💡 Tanjonay :
Hanandratra ny harenan’i Madagasikara, hanavao ny sehatry ny trano sy tany,
ary hanolotra vahaolana azo itokisana, maoderina ary mora idirana ho an’ny rehetra.
📍 Na aiza na aiza misy anao eto Madagasikara,
TANINDIA no mpiara-miasa azonao itokisana amin’ny fivarotana, fanofana, na fanorenana.
📞 WhatsApp : 037 75 400 56
📲 Facebook : Tanindia Madagascar
TANINDIA — Eto no maniry ny tetikasanao. 🌱
🇫🇷 🏡✨ TANINDIA MADAGASCAR — L’IMMOBILIER AUTREMENT
Vous avez un terrain, une maison ou un véhicule à vendre ou à louer ?
Confiez-le à TANINDIA, votre agence immobilière et patrimoniale en ligne 🇲🇬
🌍 Pourquoi nous faire confiance ?
✅ Valorisation professionnelle de vos biens (photos, description, diffusion)
✅ Vente et location en toute transparence et sécurité
✅ Accompagnement complet jusqu’à la signature
✅ Conception de maisons, suivi de construction et gestion de patrimoine
💡 Notre mission
Mettre en valeur les richesses de Madagascar, moderniser le secteur immobilier,
et offrir une solution simple, digitale et fiable à chaque propriétaire.
📍 Où que vous soyez à Madagascar,
TANINDIA devient votre partenaire de confiance pour vendre, louer ou bâtir sereinement.
📞 WhatsApp : 037 75 400 56
📲 Facebook : Tanindia Madagascar
TANINDIA — Là où vos projets prennent racine. 🌱
Click here to claim your Sponsored Listing.
Contact the business
Telephone
Website
Address
Antananarivo
101
