Secrets de beauté

Secrets de beauté

Share

Ventes de produits de beauté

28/05/2026

Bye bye volo ngita = tsy mila fer ☺️
1sotro fotsiny de efa malama volonao
🌿🌿 Masque camellia 🌸 no omeko anao :
-Malama sy mangirana volo mampiasa azy
-hogoina de malama otrinn'ny volona sinoa
Tsy vitan'ny malama fa Sady manalava volo bé koa izy io an
Mety amin'ny volo rehetra fa vokatra natoraly
Afaka mampiasa daholo volo rehetra indrindra enao manana volo ngita
Mp aingana ary
☎️038 58 849 31

28/05/2026

“Fikarakarana mahagaga amin’ny café”
Ny masque amin’ny café dia tsy vitan’ny manome famirapiratana be ny volo ihany, fa manampy amin’ny fampitomboana ny volo koa.
Akora ilaina:
Rano 3 ka hatramin’ny 4 sotro lehibe
Café 1 sotro lehibe
Menaka oliva extra vierge 1 sotro lehibe
Masque après-shampoing 1 sotro lehibe izay tianao ampiasaina
Fomba fanamboarana: Afanaina ao anaty micro-ondes mandritra ny 30 segondra ny rano sy café dia avela hangatsiaka. Avy eo ampiana ireo akora hafa ary hosorana amin’ny volo manomboka amin’ny halavany ka hatrany amin’ny tendrony. Avela hipetraka 30 minitra. Sasana toy ny mahazatra ny volo.
Vokany: Volo tena mamirapiratra sy malefaka.

fans

27/05/2026

🌿🌿Tena oe 3 Andro de mihena 🌿🌿
Aingam-piasa be mintsy ity Savon pamplemousse au gingembre ity
-manafisaka kibo Sady manala roro
-mampihena faritra tinao hiena
-mitroka tavy Sady manala rivotra anaty kibo
Mety hoan'ny mampinono na atao OC , mety aminao izay tsy afaka manao régime na sport an !!
Mp aingana ze mila fa valinay atrany ianareo fa 💯 % naturel
Prix : 14000ar
☎️ 038 58 849 31

27/05/2026

manageza 5jours ♥️
aza tara fa atao anangeza vatana miaraka aminay ,, ao anatiny 5jours de efa maita fiovana vé enao mampiasa ity huile ity an !!
tongava mp avy atrany fa omenay ianareo 038 58 849 31

26/05/2026

Iza koa le te anala tavy be am Kibo s'y vergeture ato 😍 midira mp fa omeko crème mifanaraka aminy enao tena efficace b mintsy io sady efa bdb naita a ,ao anatiny 5 andro enao mapiasa azy de efa maita vokatra tsara 038 58 849 31

25/05/2026

🌺 5andro de Afaka panda sy ride🌺
CRÈME AU COCO + RIZ ilay nampiasaina teto , Tena vo nampiasa de io nadio be io ilay tarehy
-manafotsy,manala tache rehetra
-manala miketrona ,menamena
-manala mainty Amin’ny vatana rehetra ( tenda,lohalika,tanana,helika,sns…)
Mety Amin’ny tarehy rehetra fa vokatra naturel
Mp avy atrany izay lina sy mila
☎️038 58 849 31

22/05/2026

🟨 Atody isan’andro: mahasoa sa manimba? Ny valiny mety hahagaga anao!

Maro no mbola misalasala hoe: raha mihinana atody isan’andro, tsara sa ratsy? Ny marina dia miankina amin’ny habetsahana, fomba fahandro, ary toe-pahasalamana.

Ny lafy tsara amin’ny atody:
🟢 Be protéine tsara kalitao
Manampy fananganana hozatra sy fanarenana vatana.
🟢 Mampahavoky ela
Afaka manampy amin’ny fitantanana hanoanana sy lanja.
🟢 Misy vitamine sy minéraux
Toy ny vitamine B12, D, selenium, choline — ilaina amin’ny ati-doha sy vatana.
🟢 Tsara amin’ny fitadidiana sy saina 🧠
Noho ny choline ao anatiny.

Fa maninona no misy matahotra azy?

Ny atody dia misy cholestérol ao amin’ny tamenak’atody. Ho an’ny ankamaroan’ny olona salama, tsy voatery olana lehibe izany raha ao anatin’ny sakafo voalanjalanja. Fa raha manana aretina manokana, diabeta, na torohevitra manokana avy amin’ny dokotera dia mila mitandrina.

Ahoana no tsara kokoa?

🟢 Atody nandrahoina na naendy menaka kely

🟢 Aza ampiarahina amin’ny sakafo be menaka sy be sira matetika

🟢 Ampiaraho amin’ny legioma sy sakafo voalanjalanja

🟢 1 isan’andro dia mety ho mety amin’ny olona maro, arakaraka ny toe-pahasalamana

Ny tena manimba matetika tsy ny atody… fa ny fomba fihinana azy tafahoatra sy ny sakafo miaraka aminy.
Ianao kosa, mihinana atody impiry isan-kerinandro?
🟢 Isan’andro
🟢 Indraindray
🟢 Tsy dia mihinana
Lazao ny hevitrao!

20/05/2026

Tena mampitomany ilay volo simba sady tsy mety lava 😭😪 efa maro nataoko fa eee
Fa vo nampiasa ity masque mélange ity aho Tonga de salama be ilay volo sady vetivety de naniry sy lava😊
_manalava volo ; manala vakivaky, tapatapaka
_mampaniry volo sady lasa malefaka
❗Mijanona hatramin'ny fanirin'ny volofotsy mintsy rehefa mampiasa azy. Tsy mijanona mi repousse nefa ny volo an..maniry mainty tsara foana.

☎️ 038 58 849 31

19/05/2026

⏳ “Andramo mandritra ny 15 andro ity masque ovy ity… dia jereo raha tsy miova ny tarehinao.”

❓ Fantatrao ve fa ny ovy dia tsy sakafo fotsiny… fa afaka manova ny endriky ny hoditrao ihany koa?
👉 Manankarena amin’ny vitamine C sy anti-oxydants izy
👉 Manampy manalefaka tache sy pentina
👉 Mampitony hoditra misy bouton sy irritation

🧴💡 FOMBA FANAMBOARANA SY FIKARAKARAINA AN'AZY

🔸 Ovy 1 (voasana sy voasasa tsara)
🔸 Tetehina dia potehina na afangaro mixeur
🔸 Afangaroy amin’ny: ✔️ tantely 1 sotro na yaourt 1 sotro izay mety amonao
👉 Afangaro tsara mandra-pahazo pâte malefaka

🧖‍♀️✨ FOMBA FAMPIASANA AZY
1️⃣ Sasao tsara ny tarehy alohany anao an'azy
2️⃣ Hosory moramora ilay masque
3️⃣ Avelao hipetraka eo 15–20 minitra
4️⃣ Sasao amin’ny rano matimaty (tsy mafana loatra)
📅 2 à 3 fois isan-kerinandro ihany no anaovan azy
❌ Tsy atao isan’andro

⚠️ ZAVA-DEHIBE Izay mahatonga ny olona maro tsy mahita résultat
🚫 Tsy ampy indray mandeha → mila régularité
🚫 Tsy soloina crème sy soin hafa → complément ihany
🚫 Tsy maintsy madio ny tarehy alohan’ny hanaovana azy

💥 “Raha te hahita fiovana amin’ny tarehy ianao… tsy mila produit lafo foana. Indraindray, ao an-dakozia no misy solution.”
✨ Andramo ity masque ovy ity mandritra ny 2 herinandro… dia jereo ny fiovana!
👉 Raha tianao mbola hitohy ny astuce & conseil santé dia asio “Misaotra na Merci” ao amin’ny commentaire 🙏
👉 Raha vaovao ianao Abonneo ny pejy Fizarana Mahasoa azo antoka & torohevitra mahasoa
👉 Partage faran’izay betsaka 🌍

fans

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Telephone

Website

Address

Ivandry
Antananarivo