Long haïr efficace

Long haïr efficace

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Long haïr efficace, Health/Beauty, Millane beauty 67ha, Antananarivo.

Photos from Long haïr efficace's post 21/02/2023

Inona ky manakana anao tsy ikarakara volo mba ho salama ,ho mora lava ,tsy hiongotra sy vakivaky intsony ity vahaolana tsy pub ny anay fa manandrana dia mahita vokatra
👉🏻Long hair Efficace soins et traitements miaro manasitrana manalava haingana ary ho salama ny volonao a base cire d abeille miampy huile karazany 7 coco ,argan,olive , hibiscus, fenugrec,baobab,nigelle vahona ary ny secret izay mampiavaka azy ,jifao ary ny bocal de 50 ml raha 15000ar teo aloha dia natzo 13000ar ho fanandramanao sy hiverenanao ny hatsarany tongava volo mafatifaty daholo ary miaraka Amin ny creme bain long hair efficace 😍 afaka atao creme coiffante ko mp pour votre commande

Photos from Long haïr efficace's post 11/02/2023

Elaa zanyy miverina ho anao ilay bain creme miracle a base cire d abeille miampy menaka karazany 7,vahona, ny secret kely izay tena manalava,miaro,manala vakivaky ,mitsabo ny volo simba ny bain creme Long Hair Efficace amin endriny vaovao nohatsaraina mba ho créme malefadefaka nohony teo aloha jifao fa tsy mitory tsy misy porofo izahay vidiny ho fanandramanao azy raha teo aloha 15000ar ny 50 ml ,dia ataotsika 13000ar izy amty tsara oaa raha tsy manandrana tsy mahita vokatra ,volo salama antoky ny hatsarana mp ary commande na 0346238347

Photos from Long haïr efficace's post 06/02/2020

dia menaka vita amin ny cire d abeille na savoka tantely ahitana fangaro vahona,huile coco,fenugrec,baobab ,argan ,olive ,hibiscus ,nigelle,ricin ylang ylang ,crème coiffante azo atao bain ihany koa hosorana ny odidoha arahina massage ary ny pointe vakivaky ,soins et traitement izy ary tena manasitran n'y volo simba ny fer sy ny appareil mamay rehetra famerenana ny volo ho natoraly sy ho salama ny tanjon ity long haïr efficace ity ary kely fa dada ny vokatra avoakany😊 efa nampiasa enao?? Sa mba te hanadrana oe otrany aona izy ty zahay de afaka manao livraison vidiny tokana amin ny bocal 50ml izay promotion 12000ar tsy pub ny anay fa manandrana Enao de mahita vokatra arakin ny anarany dia tena manalava volo haingana tokoa izy 0346238347

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Telephone

Website

Address

Millane Beauty 67ha
Antananarivo
TANA101