Ricah Beauté

Ricah Beauté

Share

Bonjour 😍😘
Coiffure Ricah est là pour vous faire belle 😍😘😘😘

Photos from Ricah Beauté's post 07/04/2023

bonjour .EFA VONONA HADRAY ANAO IZAHAY AMITY FETY ITY
Ka tongava maro ary .

31/03/2023

Bonjour
Spécial cours pendant 1mois
Ianarana momba ny volo
Coupe,coloration, chignons
Ny technique rehetra sy n produit tsara
Araraoty ary fa voafetra ny toerana midira MP
Fa sarany mirary ary azahoanao attestation afaka itadiavanao asa.
Mahay vao mivoka ato aminay
Misy fianarana maquillage ihany koa
Izahay miatoka fitaovana akoatran produit anaovana pratique

07/03/2023

MIARAHABA ATSIKA REHETRA
Promotion 15000ariar idray ary rapits 8mars fetitsika vehivavy ka adao hanao manja manja
Ao anatinizan volo finition boucle ou lise ou wavy plus maquillage plus pause faux ongle
Tongava maro ary .0345678241 afaka manantona anao ihany koa

Photos from Ricah Beauté's post 04/03/2023

MIARAHABA ATSIKA INDRAY
Misy idray ary NY promotion ,hanomezana atsika fahafam-po ,10mil ariar NY manao volo ato aminay miaraka up simple sy pause faux ongle
Raha manao coloration kosa dia mahazo réduction 10% Be zao . ka tongava maro fa vonona hadray manao izahay ! Afaka miatso ihany koa ary afaka manantona anao izahay
0345678241,0349941081

Photos from Ricah Beauté's post 20/01/2023

MIARAHABA ATSIKA REHETRA PANARAKA RICAH BAUTE 😘😘😘
Amizao taona vao2 izay
Dia faly izay manolotra ,cadeau ho ho anao izay mitsidika anay sy madray anjara ato aminay
Vonona foana izahay madray manao
Afaka manantona anao a domicile ihany koa , mirary
Midira MP na afaka miatso
Madray foana 7/7

Photos from Ricah Beauté's post 12/11/2022

TSARA KEL MAHAFINARITRA
Tongava fa atao manjamanja NY tanatsika
Prix mirary hatran nefa hafampo ianareo

Photos from Ricah Beauté's post 04/11/2022

Bonsoir😍
Adao dray ary isika anao manjamanja😍😍
Amizao volana novembre alohany fety izao ,raha manao volo ato aminay dia mahazo pause faux ongle gratuit 😘😘adao ary Ka tongava maro .afaka miatso ihany koa 😍

Photos from Ricah Beauté's post 29/10/2022

Tandannnn😍
Tsara kely😍😍
Asa vita tanaty promotion, aleo avoaka kely eto NY sombitsobiny afampo izahay na ianareo😘
Mapiavaka anay fona volo magirana
Aza misalasala ary 😘
Midira mp na miatso avy hatrany😍😍

24/10/2022

Bonjour
Maro be isika no mbola manontany ilay promotion😍
Ka ho toizatsika ary
Jusqu fin novembre be izao😘😘
Ka tongav maro 💕

Photos from Ricah Beauté's post 22/10/2022

Aleo asitsika promotion Kely 😍
5000ariary fotsin misitona volo😘
Na lava na foy fa plus 2000 kosa raha boucle,wavy, ondule😍
3000ariary katramin 5000ariar n maquillage😍
Zany hoe tsy miotran 10000ariar zany laninao ato baute 😘
Ndao art e😘

Photos from Ricah Beauté's post 07/10/2022

Bonjour. Afaka atao manja manja ihany koa ny tanana aaa
Madray à domicile izahay
Manicure, pédicure
Pause faux ongle
+Vernis
Afaka manantona mivatana ihany koa

06/10/2022

Ny Ricah Beauté dia mandray anao amin'ny resaka tontolo ny 😍coiffure Esthetique 😘/ 😍onglerie 😘/😍 pack mariage 😘/ 😍pack fiancaille 😘

Manasa anao iditra Mp na miantso avy ny 0345678241❤❤
Nb :afaka mandray afaka domicile

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Website

Address

Mandroseza
Antananarivo