Zatra en ligne2
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Zatra en ligne2, Health/Beauty, RN1, Antananarivo.
16/01/2023
10/11/2022
Plaque VITROCERAMIC tsy mifidy vilany
-scarlet/sovana = 105000ar promotion
-Matanjaka tsara nefa mitsitsy courant
-T°reglable 2500°vetivety dia maha-masaka,izay tinao rehetra andrahoina dia masaka tsara avokoa
-ceramic tsy vaky mihintsy,
Mp ary na 0348158172
LIVRAISON TANA/PROVINCE
Boutique antanimenakely ampitatafika ho anao te ijery mivantana azy
14/10/2022
STOP DELESTAGE,ity no vahaolana ho anao
-kit 4en1 -autonomie 15h a 40h = 95.000ar
-tsy mila courant,efa misy batterie sy panneau, mahavonjy be amin:ny délestage, mety be ho anao tsy manana jiro, sy any ambanivohitra
-POWER BANK, mahacharge android 2 isa be izao
-3led mazava be afaka miaraka mandeha izy 3
-projecteur mazava be mahazava efitra 1lehibe,
-SPEAKER, fm radio, bluetooth,carte, usb,
Tena tsara sy mora ary mateza,izay nampiasa afa-po daholo,tena tsy mijaly amin'ny jiro tapaka
-araraoty fa ny jiro mazava, ny telephone voa-charge, ary ny radio mandeha foana
Mp ary na 0389073611
Livraison TANA/PROVINCE
01/09/2022
Silver crest,cerfiEe GERMANY
MIXEUR BLENDER PROFESIONNEL = 135.000ar promo,mahatoto rehetra rehetra,mateza aman-taona maro be
Luxe be,authentique,mafy sy mateza ary matanjaka be,angrenage vy matevina be
-double caraffe,plastique matevina be ,
Mahatoto hena,voamaina,legume,fruit,café ,voanjo,sy izay mafy2 totoina rehetra sns...sady misy ilay zanany
Mp ary 0348158172
Magasin: Antanimenakely anosizato
Livraison TANA/PROVINCE
01/09/2022
MIXEUR BLINDER PRO
16/08/2022
MIXEUR 2en1 mande 12v -batterie
80.000ar monja promotion
-mahatoto zavatra maro,ary afaka itotoana voanjo na sakay ihany koa
-matanjaka sy mateza tsara
Mp ary na 0348158172
Boutique antanimenakely ampitan gastro
Livraison TANA/PROVINCE
04/08/2022
MIXEUR 12v Mandeha batterie
95.000ar promotion
-mahatoto voanjo, café,fruit,légume
-4vitesse Matanjaka bé
-mora ampiasaina
Mp Ary 0348158172
Boutique : antanimenakely ampitan la gastronomie pizza
22/07/2022
Cookwares 13piece 70.000ar
-mety amin'ny fatana rehetra na induction aza,en ceramic, tsy mampiraiktra ary tsy mandany menaka raha anendasana, couleur bleu ihany
Livraison TANA/PROVINCE
BOUTIQUE :antanimenakely ampitan la gastronomie pizza 0345377729
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Telephone
Website
Address
Antananarivo
102
