Authentic scents

Authentic scents

Share

vente en ligne

02/06/2025
Photos from Authentic scents's post 03/12/2023

‼️Ao amin commentaire avokoa ny asany sy fapesana azy‼️
⚠️Gamme Aloe (shampoing masque serum) 17 000ar
⚠️Gamme Anti Acne (savon. Creme) 15 000 ar
⚠️Gamme amincissant (savon. Creme) 15 000ar
👉Tonga dia Mp izay liana tompoko
Manao livraison Tana
Mandefa amin faritra
📞0345385252

Photos from Authentic scents's post 28/11/2023

‼️ : Savon 135G sy Creme 30 Gr( manala mony, tasy navelan mony point noir...)

‼️ : Savon 100 gr sy creme 30 g ( manala tasy navelan arerinaty, hidihidy, eczema....)
👉Samy efficace avy ireo

Manao livraison.
Mandefa amin faritra rehetra.

Photos from Authentic scents's post 24/11/2023

👉Iza mety amitsika .
‼️Sary 1: Bande Epilatoire
‼️Sary 2: Savon sy Creme Manala mony
‼️Sary 3 : Savon sy Lotion manala hao
‼️Sary 4: Serum manafotsy tanana

☑️Bande épilatoire 20 anaty paquet 1
👉Manala ifotony ny volo manelingelina
👉Mora ampiasaina
👉Ela indray vao maniry ny volo.
🔸Mavo peau sensible misy fangaro aloe Vera sy Vitamine E
🔸Maitso peau sèche misy fangaro beurre de karité sy huile d'argan
🔸Mavokely peau normal misy fangaro concombre

☑️Savon 135 Gr sy Creme anti acné 20 Gr
👋Ataovy veloma hatreo ny tarehy misy Mony
😊Efa vita test no sady mbola cacheter
🔸Manala ireo Mony sy point noir
🔸Manala tasy sy cicatrice navelan'ny Mony
🔸Manakana ny fitsirin 'ny Mony.
🔸Mampalandina sy manazava ny tarehy.
🔸Tsy mifidy fa afaka mampiasa azy avokoa na lehilahy na vehivavy.

☑️Savon 100 Gr sy Lotion 120 ml manala hao efa miaraka amin fihogo
🔸Tonga dia mamono hatramin'ny atodiny
🔸Mandaitra sy Aingam-piasa
🔸Misy fanorona azy amin boiteny
🔸Kely fotsiny dia efa mety .
🔸Tsy mifidy hoditra

☑️Serum manafotsy tanana 30 ml
🔸 manjamanja sy mafatifaty tananao rehefa mapiasa azy
🔸Manafotsy, manalefaka, mamala ny kentrona

Manao livraison Tana. MADEFA amin faritra
📞: 0386917778

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Telephone

Website

Address

Antananarivo
Antananarivo