Mias'aminao
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Mias'aminao, Health/Beauty, soavimasoandro, Antananarivo.
27/03/2026
40.000Ar oui 40.000Ar monja nefa 150 pcs be izao, GOUPILLE D'ATTELAGE, ARRET, ET CISAILLEMENT,tena miasa sy ilainao be @ fitaritana remorque kely na caravane, arret de boullon (transmission,rotul pivot, biellette, sns...),antijeux poulie sy axe poulie, sns....Misy mety amin'ny karazana boullon sy axe sy tube rehetra manomboka @ M8 - M30
Afaka mampiasa azy daholo na mecanicien na ouvrage metalique na bois na bricoleur na olon tsotra aza
27/03/2026
45.000ar oui 45.000ar monja nefa 300pcs be izao CIRCLIPS 300pcs oa,extérieur(ivelany) sady misy karazany 9 samy hafa anie manomboka (1,5mm hatraminy 22mm)miasa sy ilainao be aminy fanaovana blocage extérieur(ivelany) @ karazana axe toy ny,enduits,alternateur,démarreur,poulie,
Mety hoan'ny rehetra mihitsy na mécanicien,olon-tsotra,bricoleur,dépanneur machine industriel, sns,,,,
Manao livraison Zahay/Mandefa faritra koa
Aza tara fa vitsy ihany sisa
Mp ou0348688177
26/03/2026
45.000ar oui 45.000ar monja nefa 285pcs be izao CIRCLIPS 285pcs oa,sady misy 18karazany samy hafa anie manomboka ny(M6 hatraminy M32 misy ao daholo)miasa sy ilainao be anie anaovana,arrêt sy blockage anatiny(interne)axe piston,central de frein,boite de vitesse,moteur,axe poulie mety hoan'ny rehetra mihitsy na fiara,na moto,groupe,machine industrielle,mampiasa azy daholo anie,na mécanicien na olon-tsotra na bricolage,confection,sns,,,
Mp ou 0348688177
Manao livraison Zahay/Mandefa faritra rehetra koa
24/03/2026
ENTONNOIR avec TAMIS prix:15.000ar oui 15.000ar,miasa sy ilainao be anie, andrarahana gasoil,essence,menaka, rehefa zavatra fluide rehetra mety aminy avokoa,sady efa misy tamis kely ao anatiny,tsy atahorana hisy loto ho lasa mihitsy,
mp ou 0348688177
Manao livraison Zahay/Mandefa faritra koa;NB:livraison gratuit en ville et au alentours/livraison périphérie 2000ar
22/03/2026
PROJECTEUR LED DEVYL'S EYES(jiro kely mamoka sary maso)12V-36V qualite tena TOP sady disctret,mihaja be,jereo anie ohatrany forme camera kely izy, fa rehefa mitaratra dia sary maso no avoakany,mety hoan'ny fiara sy moto rehetra mihintsy,sady afaka ataratra aminy tany,no afka atao lunnette arriere,pare-brise,plaque moto sns,,couleur:rouge,bleu,blanc,jaune,NB=video ao commentaire
Mp ou 0348688177
Manao livraison zahay/mandefa faritra rehetra
11/03/2026
11/03/2026
40.000ar oui 40.000ar monja PISTOLET à SOUDER electrique 220V/80Watt sady efa miaraka aminy rouleau d'étain 50g(0,8mm)be izao,1aspirateur d'etain(fanalana taimpiraka), 2pincette ireo rehetra ireo anie oa e,mety tsara hanaovana soudure composant electronic,radio,telephone,TV zay zavatra electronic vitany avokoa
Mp ou 0348688177
Manao livraison zahay, tsy misy point de recuperation aloha hatreto
Mandefa faritra rehetra
06/03/2026
PROMOTION 40.000ar oui 40.000ar monja CLÉ POLYGONE en Série de 8PCS qualité tena TOP 8-10/9-11/12-13/14-15/16-17/18-19/19-22/22-24
Clé tonga dia afaka hiasana sy mahavita ny asanao tsara,mahazaka zavatra mafy
Tsy mora tapaka,aza Tara fa vitsy ihany tompoko
Mp ou 0348688177
Manao livraison izahay/mandefa faritra koa
06/03/2026
30.000ar oui 30.000ar monja CLÉ à GOUZON(clé de roue)Télescopique qualité tena TOP assuré, mety hoan'ny fiara rehetra anie na jante alu na tôle,vitany avokoa na manify na matevina,lohany afaka misolosolo,sady efa miaraka aminy douille:17&19/21&23 afaka misolo hafa ko ny douille raha manana ianao an,clé tonga dia mahazaka serrage mafy,tsy milasy,tsy miolana,aza tara fa vitsy ihany
Manao livraison Zahay/Mandefa faritra koa
Mp ou 0348688177
20/02/2026
PROMOTION 25.000ar oui 25.000ar monja nefa qualité tena TOP,AGRAPHEUSE à bois, CLOUEUSE 3en1 efa miaraka aminy CLIPS anie,sady efa miaraka aminy agrafe 900pcs be izao,
300pcs U 8mm/300pcs Π12mm/300pcs I 10mm miasa sy ilainao be indrindra na olon-tsotra na menuisier, capitonnée sns,,matanjaka sy mahavita ny asanao tsara no sady haingana kokoa,sady efa miaraka aminy lay Clips anie ilay fanalana agraphe iny,tolotra mandalo ihany
Mp ou 0348688177
Manao livraison zahay/mandefa faritra koa
13/02/2026
Jerenareo anie e,RIDEAUX STORE ROULANTE IMPORTÉ Qualité tena TOP,sady misy dimension samy hafa anie,mety daholo zay asiana azy,couleur:noir,beige,marron, rose,bleu
Prix:60cmx1m50=50.000ar
90cmx1m50=65.000ar
1m20x1m50=80.000ar
1m50x1m50=90.0000ar
1m80x2m20:110.000ar
Couleur : Gris,noir,blanc,saumon
Tena tsara anie oa,sady mihaja be mety hoan'ny rehetra mihitsy na antrano,na bureau,na sekoly,boutique sns,,,,,jereo anie tena mihaja be
Mp ou 0348688177
Manao livraison Zahay/mandefa faritra koa
05/02/2026
Étagère à ROULETTES MULTIFONCTION 65.000ar oui 65.000ar monja 5étage be izao qualité tena Top hatrany,vitsivitsy kely sisa an,dimension H:1m30/L34cmxl25cm
Mp ou 0348688177
Manao livraison Zahay/Mandefa faritra koa
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Culinary Team
Attire
Website
Address
Antananarivo
101
