Longrich Solidary Group
Ny fahasalamana no voalohan-karena
20/01/2023
✋Efa tonga indray ny arrivage vaovao an✋..VIGOR BOOST...
▶️manangeza sy manalava Balita
▶️mitazona tsirinaina tsy ho tonga aloha loatra
▶️mitazona ny Balita tsy ho faty an-davaka
▶️mampatanjaka
▶️manatsara ny qualité sy ny famokarana tsirinaina (manampy amin'ny fahazoana taranaka)
▶️misoroka ny aretin'ny prostate sy ny marary valahana
▶️manatsara ny endrika ety ivelany (mampatanora hoditra)
★Vidiny mirary
★Manao livraison à domicile eto tanà
★Mandefa amin'ny faritra rehetra manerana an'i Madagasikara
👉Tongava mp
22/11/2022
HIRESAKA ASA INDRAY ARY ISIKA IZAO E!
▶️ Ho anao izay mitady vadin'asa na asa fototra
▶️ Te hanana fahaleovan-tena ara-bola
▶️ Te hanana fidiram-bola maharitra
▶️ Te hiala amin'ny tsy fahampiana
👉 Izahay ato amin'ny SOCIETÉ LONGRICH dia mandray olona lahy na vavy vonona ny ho mpiara-miasa aminay hatramin'ny volana desambra 2022!
Tsy hanavahana sokajin'olona
👉 Omena fampihofanana maimaimpoana (formation gratuit) ianao ka izany dia atao isaky ny zoma manomboka ny 25 novambra 2022 hatramin'ny 16 desambra 2022.
👉 Tongava mp avy hatrany na miantso mivantana 034 02 048 02 / 033 82 482 62
19/11/2022
TE HAMPIHENA VATANA ?
SA TE HAMPIHENA KIBO FOTSINY ?
:
▶️ Natao hampihenàna kibo fotsiny
▶️ Misoroka amin'ny fiakaran'ny tosi-drà
▶️ Miaro amin'ny diabeta
▶️ Manala ny cholestérol ratsy anaty rà
▶️ Manatsara ny fikorian'ny rà
▶️ Manala ny loto rehetra any anaty
▶️ Manala fanaintainana mandritra ny fadimbolana...
:
▶️ Manena vatana manontolo
▶️ Mampazoto homana
▶️ Manatsara ny fikorian'ny rà
▶️ Manala ny loto rehetra any anaty
▶️ Mampihena ny risque hahazoana AVC
▶️ Manao livraison à domicile eto Tanà
▶️Mandefa amin'ny faritra rehetra manerana an'i Madagasikara
👉 Vidiny tokana (prix fixe) : 54 000ar
👉Tongava mp avy hatrany na miantso mivantana 034 02 048 02 / 033 82 482 62
NB : Tsy mamaly commentaire
05/09/2022
★Tapitra hatreo ny fetran'ny areti-mitaiza miaraka amin'ity ity★
▶️Homamiadana (cancer) asma, diabeta, androbe, aretim-po...
▶️Aretina hafa toy ny : Varis, sinusite, migraine, maux de tête, hernie, goute rhumatisme, arthrite, sns
▶️mamadika ny rano ho alcalin
▶️manala ny asidra rehetra amin'ny vatana izay nanamora ny fidiran'ny aretina maro
▶️manatsara ny : volo, fahitana, hoditra
▶️manamora ny fiparitahan'ny mineraly sy ny otrik'aina ilain'ny vatana
▶️manala poizina toy ny : alcool, drogue sns
▶️manatsara ny angovo sy ny fandevonan-kanina
▶️mampatanjaka sy mahasalama💪
▶️mety ho an'ny olona rehetra indrindra ny BE ANTITRA SY NY MAREFO ARA-PAHASALAMANA ...
▶️Manao livraison à domicile eto Tanà
▶️Mandefa amin'ny faritra rehetra manerana an'i Madagasikara
▶️Mp avy hatrany izay liana tompoko
23/07/2022
DESTOCKAGE
!
▶️ manala mony, panda , tasitasy mainty sy izay tsy metimety amin'ny tarehinao rehetra ...
▶️ mamelona ny hoditra
▶️ manala angadrano
▶️ manala hidihidy
▶️ Azo atao crème ihany koa
20 000ar ny iray raha tokony 30 000ar
40 000ar ny telo (03)
100 000ar ny folo (10)
▶️ Manao livraison à domicile eto Tanà
▶️ Mandefa amin'ny faritra rehetra manerana an'i Madagasikara
▶️ Tongava mp fa fanararaotana izao raha te hampiasa produit 1èr qualité
📞 034 02 048 02 na 033 82 482 62
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Contact the business
Website
Address
Antananarivo
Opening Hours
| Monday | 09:00 - 12:30 |
| Tuesday | 09:00 - 12:30 |
| Wednesday | 09:00 - 12:30 |
| Thursday | 09:00 - 12:30 |
| Friday | 09:00 - 12:30 |
| Saturday | 09:00 - 12:30 |
