Zazah Mi-Shop'in
Ho an'ny kely tiana indrindra ❤
"Parce que chaque enfant merite le meilleur" 🌹🥰
23/02/2026
Doudoune
Tout a ❌❌5.000ar❌❌
22/02/2026
Doudoune enfant mora be 🥰
❌❌3.000ar❌❌ fotsiny
alefaso ny jp jp o 😉
19/02/2026
⏱⏱Live doudoune, bodypress, grenouillere de 0 a 24 mois am samedi zao a 10h🥰
Article mora be de 0ar et pas plus de 8000ar
inviteo ny namana ary🫡🥳
18/02/2026
❌❌ARRIVAGE❌❌
Amle mora be foana 🥰
grenouillere, body press 0 a 24 mois
04/02/2026
🌹🌹Lot de grenouillere 0-3 mois/ 6-12 mois/ +12mois 🌹🌹
Frippe TBE 🥰
Livraison a partir de 3000ar 🛵
01/02/2026
🛑🛑CONDITION GENERAL DE VENTE de "Zazah Mi-shop'in" ❤🛑🛑
♦Jereo tsara ny entana dieny mbola eo ny livreur fa amin'iny ianao afaka mamerina raha sanatria tsy mety aminao ilay entana fa kosa 👉🏻TSY MAINTSY MANDOA FRAIS DE LIVRAISON 👈🏻 raha toa ka tsy nalainao ny entana❌
♦Commande J-1 mialohan'ny livraison ary tsy misy heure fixe
♦frais de livraison dia manomboka 🚲3000Ar (Centre ville sy colis rehetra), 4000ar semi peripherie, 5000ar peripherie
♦Livraison any amin'ny faritra: Vidin'ny entana nalainao + Frais an'ny Livreur 3000ar + frais de retrait no alefanao mobile money (orange na telma) aminay mialohan'ny andefasana ny colis anao
*Afaka atao PA kosa ny frais any coopérative izay mitondra ny entanao
❌❌Tsy manao reservation izahay❌❌
❤❤❤Mankasitraka Indrindra tompoko❤❤❤
24/03/2022
24/03/2022
Aterina an-tanana eny am Midi Madagasikara
23/03/2022
Efa misy mail eo am pub,
Sokafana ilay sary ☺
Aza mandefa mp fa raha mahafeno fepetra dia alefa ny dossier ☺
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Contact the business
Website
Address
Antananarivo
Antananarivo
