SAmy Salama Sabnam

SAmy Salama Sabnam

Share

Fahasalamana

16/02/2026

Samy Salama o!
Ela ela ity pagenay ity tsy nisy fizarana intsony , iverina izy fa kosa hisy ny fanovana kely. 😍
Koa dia ho Samy Salama ary …

28/07/2022

Aoka mba samy ho mailo isika amin'ity aretina ity!

26/04/2022

Mirary soa ny maman eo ampiandrasana zazah o 😍😙🖒

14/04/2022

HEMORROIDE
Isany maha mehamenatra ny olona matetika ny mitsabo azy, iandrasana efa tena ratsy vao manantona mpitsabo nefa dia azo sorohana sy mora tsabona kokoa raha vao manomboka

Fantaro ary fa ny HEMORROIDE dia fivotosan'ny lalan-drà ao @ fikakazana . (a**s ou rectume)
Misy ao anatiny (Hemorroide interne)
misy ny aty ivelany(hemorroide externe)
➡ Ny mety ho antony mahatonga azy
☞ Fitondrana vohoka
☞Fitohanana rehefa mikaka💩 na fivalanana
☞Manena mafy rehefa mikaka💩
☞Fipetrahana maharitra
☞Atavizana
☞Tsy fahampiana fibre
☞Fanaovana firaisana any am lava body.😣
☞Fitondrana zavatra mavezatra lava
☞...
➡Mila mailo raha misy ireto
☛Manaintaina ny fikakazana
☛Mangidihidy lava
☛Mivonto
☛Misy rà mande

Fisohana azy▶ Mihinana sakafo be fibre (fruits legumes🍎🍌🍋🍊🍐🍓)
▶Fahadiovana mila misasa foana na lahy na vavy...

Fitsaboana azy ➡Manantona mpitsabo fa aza manao Dokotera Tena.

10/04/2022

Mirary Alahady eo ambany fahasoavan'Andriamanitra antsika rehetra😊
Ary indrindra mirary fahasalama hoanireo izay tsy salama rehetra ihany ko.
Samy Salama aby e!😊👍

07/04/2022

Aiza ny Dokotera (mpitsabo) ho antonina?
☛Fizarana sy fampafantarana tsotra.

☞Pediatre➡ Mpitsabo manampahaizana momba ny zazakely

☞Pédopsychiatre➡ mpandinika sy mpahay ny toetra ny akizy

☞Gynecologue➡ mpitsabo manampahaizana momba ny vehivavy sy ny fananahana.

☞Psychologue➡ mitovy ny pédopsychiatre fa hoan'ny olon dehibe.

☞Neurologue➡ manampahaizana manokana momba ny ati-doha

☞Oncologue➡ manampahaizana momba ny (oncologie) homamiadana

☞Néphrologue➡mpitsabo manampahaizana momba ny aretiny voha (reins)

☞Dermatologue➡ mpandinika manampahaizana momba hoditra

☞Orthophoniste➡manampahaizana momba ny asan'ny vava sy ny fitenenana
☞...

(mbola maro be fa ho jerena am manaraka ny tohiny... afaka manampy mizaraka ko ianareo ho fanampiana ny hafa👍😊)

04/04/2022

Fantaro ny antony maha be kibo ary e 😁
Inona no tokony atao?
-Misotro rano 💧mifanaraka am habeny vantana
-Mihina sakafo arampahasalamana voankazo sy légumes betsaka 🍇🍈🍉🍊🍋🍌🍍🍎🍏🍐🍑🍒🍑🍓🍅🍆🌽🌶🌰
-Mande tongotra 🚶 sports zay vita ⚽🏀🏈🚴🏃

Photos from Soins infirmiers's post 01/04/2022

👍

18/03/2022

☞Fambara loza 7 hoan'ny vehivavy Bevoka.

1-Mifanintona
2-Marary an-doha be
3-Misy rano mandeha avy @ lalan-jaza
4-Mafana hoditra, mangovitra,misy tsiranoka mamofona vehivavy
5-Misy rà mandeha mandritra ny fitondrana vohoka na mialoha ny fietsehan-jaza
6-Mivonto ny tarehy ny tanana ny tongotra, manjavona izay jerena
7-Marary ny andohavania sy ny lamosina

=> Rehefa ireo no miseho manantona tobim-pahasalamana avy hatrany.

16/03/2022

Ny hodipotsy aretina mpahazo ny hoditry ny olona aty amin'ny tany mafana, indrindra moa rehefa mafifafy ny hafanana entin 'ny masoandro.
Inona no tokony atao ?
- Fadio ny mifampindrana akanjo
- Aza hosorana zavatra tsy azo antoka ny vatana indrindra fa ny tarehy fa mety hampidi-doza
- Raha mila fanampiana manokana dia midira mp

14/03/2022

Ny "perte" dia tsiranoka tsy mahazatra mivoaka amin'ny fivaviana, mampangidihidy 💥na /sy mamofona😷. Maro no antony mety mahatonga azy ary mety hitarika amin'ny tsy fazahoana miteraka 🐰raha toa ka tsy voatsabo ara-potoana
Raha mila toro-hevitra momba izany dia midira mp

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Telephone

Website

Address

Sabotsy Namehana
Antananarivo