Karpety MG
Tapis vita Malagasy 🇲🇬
'Ndao hanjifa ny vita Malagasy ho tombony ho an'ny rehetra
📞034 96 783 56
29/10/2025
Miditra amin'ny vanimpotoan'ny orana isika izao🌦️⛈️ Petsapetsa avokoa izay aleha rehetra nefa tsy maintsy mivoaka miditra ny trano. Hanampy anao amin'ny fanadiovana ny trano sy ny petsapetsa ao an-trano ireo tapis vokarinay ato amin'i Karpety MG ireto🥰
Matevina tsara no sady mafy, afaka sasana, tsy mi-deforme na sasana imbetsaka aza.
Vita amin’ny lamba avokoa. Misy couleur maro afaka hisafidianana ireto amin'ny sary.
70cm*55cm ny hangezany
7 000ar ny iray
Alefaso mp ary ny commande na antsoy ny 034 96 783 56
Afaka manao livraison izahay à partir 3 500ar, raha manao commande 06 na mihoatra dia livraison gratuite .
Mandefa any amin'ny faritra.
🛑N.B: Mbola tsy manao sur commande izahay na ny couleur na ny habeany.
Toerana: Ambohitrimanjaka
23/10/2025
Rehefa ilay eo ampanaterana tapis iny aho dia misy olona diso fanantenana😊
Olona telo amin'ny olona efatra nanterako tapis izay no niteny hoe "Ary toa ngeza be kay, sady matevina be 😅 Tsy arakaraka ilay sary"
Misy feo kely ao an-tsaiko hoe " sao dia ahena kely ary izany ilay refiny fa atao 7 000ar ihany ny vidiny dia amin'izay tsy mahatsapa ho diso fanantenana ianareo😝 "
---------------------------------------
70cm*55cm anie ho'aho ilay refin'ilay tapis e. Sady matevina be no mafy.
Mbola misy hatrany ny tapis ato amin'i Karpety MG . Misy couleur afaka hisafidianana disponible an.
Tsidio ny pejy na andefaso WhatsApp izahay ao amin'ny 034 96 783 56
22/10/2025
Tapis maha te hamafa tongotra foana😍 Matevina be no sady malefaka ho an'ny tongotra. Mampazoto ny zaza hamafa tongotra fa tsy mandingana fotsiny noho izy maha te hijanona ela eo amboniny 👣
Disponible de suite ireto
Misy loko hafa afaka hisafidianana ihany koa eto amin'ny pejy. Manasa ano hitsidika ny pejy Karpety MG
Mafy tsara izy, afaka sasana no tsy mi-deforme na sasana imbetsaka aza.
Vita amin’ny lamba avokoa fa tsy ahitana sachet.
70cm*55cm ny hangezany
7 000ar ny iray
Alefaso mp ary ny commande na antsoy ny 034 96 783 56
Afaka manao livraison, raha manao commande 06 na mihoatra dia livraison gratuite
Toerana: Ambohitrimanjaka
21/10/2025
Miala amin'ny vovoka dia miditra amin'ny fotaka sy petsapetsa🌧️👣
Miditra amin'ny vanimpotoan'ny orana isika izao🌦️⛈️ Petsapetsa avokoa izay aleha rehetra nefa tsy maintsy mivoaka miditra ny trano. Hanampy anao amin'ny fanadiovana ny trano sy ny petsapetsa ao an-trano ireo tapis vokarinay ato amin'i Karpety MG ireto🥰
Matevina tsara no sady mafy, afaka sasana, tsy mi-deforme na sasana imbetsaka aza.
Vita amin’ny lamba avokoa. Misy couleur maro afaka hisafidianana ireto amin'ny sary.
70cm*55cm ny hangezany
7 000ar ny iray
Alefaso mp ary ny commande na antsoy ny 034 96 783 56
Afaka manao livraison izahay à partir 3 500ar, raha manao commande 06 na mihoatra dia livraison gratuite .
Mandefa any amin'ny faritra.
🛑N.B: Mbola tsy manao sur commande izahay na ny couleur na ny habeany.
Toerana: Ambohitrimanjaka
18/10/2025
🎁 LIVRAISON GRATUITE
Ho anao izay manao commande hatramin'ny talata 21 octobre 2025 dia livrenay gratuite ny tapis raha 2 na mihoatra 🥰🎁🎉
👉Ny alarobia ny livraison no atao
Alefaso ao amin'ny mp ary ny commande na ao amin'ny WhatsApp 034 96 783 56
Ireto amin'ny sary no afaka hisafidianana disponible avy hatrany.
🛑Tsy mbola manao sur commande izahay na couleur na refy.
Isan'ny tombony azonao amin'ny tapis vita ato amin'i Karpety MG ny hamafiny sy hateviny noho izy vita amin'ny lamba avokoa. Tsy mora mirirotra na mivaha izy rehefa sasaina 😍
Ngeza ny velarany izay mahatratra 70cm*55cm.
Azonao jifaina amin'ny vidiny 7 000ar/1
Alefaso mp ary ny commande o
034 96 783 56
10/10/2025
Rehefa tsy mandoto dia efa manadio😉
Koloy hatrany ny fahadiovana ao an-trano amin'ny alalan'ny tapis vokarinay.
Tapis dispo de suite ireto🥰 matevina tsara no be velarana. Mirefy 70cm*55cm
Tsy mora mirirotra izy rehefa sasaina an. Sady amin'ilay tsy hitan-doto ireto🙃 Loko gris.
7 000ar ny iray
Toerana: Ambohitrimanjaka
Afaka manao livraison
Afaka mandefa any amin'ny faritany.
Raha maka 05 na mihoatra dia livraison gratuite.
Alefaso mp ary ny commande
📞034 96 783 56
08/10/2025
Isan'ny tombony azonao amin'ny tapis vita amin'ny lamba tsy mirary sachet ny fahatezany, matevina tsara ihany koa. Tsy mora mirirotra na mivaha izy rehefa sasaina 😍 Hitanao ao amin'ny Karpety MG
Ngeza ny velarany izay mahatratra 70cm*55cm.
Disponible de suite daholo ireto.
Azonao jifaina amin'ny vidiny 7 000ar
Afaka manao livraison izahay na aiza na aiza eto amin'ny nosy.
Livraison gratuite raha maka +5
Alefaso mp ary ny commande o
034 96 783 56
07/10/2025
Mankasitraka indrindra o🥰
Mbola misy hatrany ny tapis loko somary mazava na loko matroka.
Manasa anao hijery eto amin'ny pejy dia alefaso mp ny commande na antsoy ny 034 96 783 56
7 000ar ny iray, 70cm*55cm
Toerana aty Ambohitrimanjaka, afaka manao livraison izahay.
06/10/2025
Mbola misy ny loko somary mazava an😍🎉
Disponible avy hatrany ireto❤️
Mafy tsara, afaka sasana no sady tsy mi-deforme na sasana imbetsaka aza.
Vita amin’ny lamba avokoa.
70cm*55cm ny hangezany
7 000ar ny iray
Alefaso mp ary ny commande na antsoy ny 034 96 783 56
Afaka manao livraison, raha manao commande 06 na mihoatra dia livraison gratuite
🛑Mbola tsy manao sur commande izahay ato ho ato
Toerana: Ambohitrimanjaka
02/10/2025
Avy ny orana🌧️ Petsapetsa avokoa izay aleha rehetra nefa tsy maintsy mivoaka miditra ny trano. Hanampy anao amin'ny fanadiovana ny trano sy ny Petsapetsa ao an-trano ireo tapis vokarinay ao amin'i Karpety MG ireto🥰
Tapis noir avec motif tia ilay loko somary matroka🥰
Tsy laitran-doto ireto an😍 Misy couleur hafa ihany koa ao amin'ny pejy.
Disponible avy hatrany❤️
Mafy tsara, afaka sasana no sady tsy mi-deforme na sasana imbetsaka aza.
Vita amin’ny lamba avokoa.
70cm*55cm ny hangezany
7 000ar ny iray
Alefaso mp ary ny commande na antsoy ny 034 96 783 56
Afaka manao livraison, raha manao commande 06 na mihoatra dia livraison gratuite
🛑Mbola tsy manao sur commande izahay ato ho ato
Toerana: Ambohitrimanjaka
24/09/2025
Tapis noir avec motif indray ho anao tia ilay loko somary matroka🥰
Tsy laitran-doto ireto an😍
Disponible avy hatrany❤️
Mafy tsara, afaka sasana no sady tsy mi-deforme na sasana imbetsaka aza.
Vita amin’ny lamba avokoa.
70cm*55cm ny hangezany
7 000ar ny iray
Alefaso mp ary ny commande na antsoy ny 034 96 783 56
Afaka manao livraison, raha manao commande 06 na mihoatra dia livraison gratuite
🛑Mbola tsy manao sur commande izahay ato ho ato
Toerana: Ambohitrimanjaka
Click here to claim your Sponsored Listing.
Telephone
Website
Address
Antananarivo
Opening Hours
| Monday | 07:00 - 12:00 |
| Sunday | 07:00 - 12:00 |