Frip MDG
🌼Vente des articles friperies 🌼
Sacs, vêtements
17/01/2024
Bonjour ☺️
Sandale plate forme frip 🥰 mamy kely sady amle tinareo be mihintsy 😍😍
Pt 36.37.38.39
Mandefa any @ faritra 🚚
Commentaires détails
18/03/2020
🌷🌷Voici un petit lots signé T Leclerc🌷🌷
🌸🌸Fond de teint hydratant + poudre dermophile (banane argenté) et enfin anticerne🌸🌸
💕💕Le tous a 40.000 ariary💕💕
16/03/2020
🌷🌷Vernis Kiko
20.000ar le lots + vernis Sephora
Vide Ilay vernis sephora🌷🌷
❤Miarahaba anao tongasoa eto @ lf& d tout court boutique❤
⚠️⚠️Miangavy anao hamaky tsara ny condition général de vente tsika alohan'ny commande rehetra🙏🙏
👉 Izahay dia vente en ligne (izany hoe tsy misy local)
👉Mivarotra entana isankarazany direct (produit cosmétique parfumerie gift accessoires habillement etc)
👉Ny ankamaroan'ny entana rehetra dia am vidiny mirary kanefa mis ihany n'y entana afaranay avy any ivelany ra manafatra ianareo client
👉Ny produit cosmétique 🛀 sy parfum 💎ary maquillage💄 dia vaovao avokoa 💯
👉Ny entana sasany dia misy vaovao misy ny 2ème main (marihina ao anaty annonce) fa mbola tsara sy qualité daholo 💃🕺👌👍
👉 Ny sary alefa dia sary alainay ( 0 filtre , sady tsy no-retouchena ❌), miampy sary nalaina .
👉Ny commande rehetra dia any Mp na message privée😊
👉Afaka mamandrika entana ianao à condition hoe mandefa 25%ary ny ambiny omena 😘
❗❗Avance non remboursable raha miova hevitra
👉 Iangaviana ianao hanamarina tsara ny entana raisinao manoloana ny mpanatitra entana.
👉 Tandremo fa raha efa lasa ny mpanatitra entana 🏃♂️na efa lasa ianao🚶♂️ dia tsy miverina intsony ny entana.
❗❗AM LIVRAISON IHANY NO AFAKA MAMERINA ENTANA.
APRES AUCUNE RÉCLAMATION SERA PRIS EN COMPTE APRES❗❗
❎ Livraison à partir 2000Ar
🎀 Ra j+1 foana n livraison a condition hoe événement important n ilainao an le commande (mariage, anniversaire)
❎TSY MISY HEUR EXACT NY LIVRAISON❎
☝️Mety ho maraina mety ho après midi fa miantso aloha foana rehefa ho avy livreur.
☝️Ka ialana tsiny dieny mialoha raha tsy voavaly ianareo manontany hoe am firy ny ho avy sns sns.
👉Ny sarandalana na frais dia miankina misy anao.
Ohatra en ville : 2000Ar
Périphérie (Itaosy, Tanjombato, ankadindramamy,ambolokandrina sns) 3000Ar
❗❤❗Noho ny antony ara fandriampahalemana dia "1er plan" ihany no anaterana ny entana❗ ❤❗
👉Mandefa entana amin’ny faritra izahay ka ireto avy indray ny fepetra vola aloha alohan'ny andefasana entana (alefanao mvola):
☝️vidina entana
☝️Frais manatitra azy amin ny taxibrousse
☝️Frais mandefa ilay colis afaka atao PA
☝️Frais de retrait.
👉 Ny Payement dia tia sy nday na face à face, ankoatran’ny hoe entan sur commande (jereo eo ambony)👌👌
👉 Ny prix rehetra dia efa TTC daholo.
👉Alefa mora ny entana fa tsy manombana mba ahafahan olona rehetra mividy ka PRIX FIXE DAHOLO 😊 fa mis remise ra maka lots
❎Ny vidina entana na dia produit mitovy aza dia mety miova arakarakin'ny arrivage❎
Manao offre na promotion izahay arakarakan’ny stock na événement.
Merci bcp
Mise à jour Mars 2020
05/03/2020
Bjr
🎁🎁Voici quelques produit a bas prix
👉👉Cliquez sur les photo pour voir le prix
03/03/2020
👋🏻Bjr tout le monde
👉👉Lots Kely ho An maso Dray ito atolotro ho An nareo ito
🎀🎀Fard a paupières couleur Budé
🎀🎀Eyeliner shadow pigmenté tsara
🎀🎀Mascara et eyeliner MAC waterproof
💯💯Le tous a 25000 ariary
02/03/2020
🤗OFFREZ VOUS LE VRAI MASCARA
🎁🎁 MAC DOUBLE EXTENSION WATERPROOOF 2 IN 1 EYELINER AND MASCARA 🎁🎁
👉 Prix 10.000 ariary
STOCK LIMITED ⏳
01/03/2020
👋🏻Hello mars
👉Pour ce mois de décembre
💋Poudre MAC 10000 ar
💋Contouring 8000 ariary
Pinceaux estomper 8000 ariary
💋Bb crème 3500 ariary
🎆Ra alainao lots anefa Io d omeko 25000 ariary
26/02/2020
🎆🎁Satri efa ela2 ts npublier lots
👉Ito mis lots am vidiny tena mirary
🎀8 fard a paupières
🎀Contouring
🎀Mascara
🎀Fdt
🎀Blender
💯Le tous a 25000 ariary
😘
25/02/2020
🎀🎀Voici quelques vernis KIKO et 1 vernis Sephora que je vends a prix sacrifiés🎀🎀
♥️♥️Pour les vernis KIKO : 9.000 AR
♥️♥️Pour le vernis SEPHORA : 10.000 AR
👉👉Mp pour passer commande
Click here to claim your Sponsored Listing.
Telephone
Website
Address
Antananarivo
Opening Hours
| Monday | 09:00 - 21:00 |
| Tuesday | 09:00 - 21:00 |
| Wednesday | 09:00 - 21:00 |
| Thursday | 09:00 - 21:00 |
| Friday | 09:00 - 21:00 |
| Saturday | 09:00 - 21:00 |
| Sunday | 09:00 - 21:00 |
