Longrich business Madagascar by Manoro
Distributeur agréé de Longrich
11/08/2021
Miarahaba antsika rehetra indray e
Vaovao be indray no hoetin'ny longrich ho antsika ann😁😁
Produit vaovao be tonga eto an-toerana sady be mpitady mihintsy tsy inona izany fa le manimanimatra e😂😂😁
Misy ho an'ny lehilahy tahaka izany koa ny hoan'i vehivavy koa aza misalasala manantona mp na miantsoa ny 0331970665 raha mahaliana anao ireo e
03/07/2021
Heeyyy akory abyy ela2 zay tsy nizara tato amin'ny page fa sahirana kely kanefa ny business mitohy foana an😁
Tandremo ry reto ty ahh😯😯
Rehefa mapiasa an'ilay shampooing anti-pelliculaire nareo le au thé blanc de tandremo tsara fa tena manala angandrano tokoa lo ilay izy e 😍 fa lasa maniry b volonao vo mapiasa aniny enaooo😂😂😂
Hoanareo tovovavy moa dia tena mety be izy ity raha te hanalava volo fa hoanay lehilahy lasa miety volo indroa isambolana😂
Koa raha mahaliana anao ary dia aza misalasala manantona MP na antsoy ny 0331970665
08/06/2021
salama ee
ity indray ny produit atsika androany
fanampitsakafo izy ity ary tena tsara tokoa hoan'ny probleme amin'ny articulations
afaka manantona mp raha mahaliana anao izany na antsoy ny 0331970665
Arthro Supreviver
-Complément alimentaire efficace pour les articulations.
-Il fournit les éléments nutritifs essentiels pour soutenir et favoriser le confort des articulations
-Récupèrent le cartilage endommagé et le tissu conjonctif de l’articulation
-Stimulent la mobilité des articulations
👉Utilisation
3 comprimés deux fois par jour
👉Précaution
Garder hors de portée des enfants
Ne convient pas aux enfants et aux femmes enceintes
Vous pouvez commander chez notre Stockistes
Longrich meilleure vie,meilleur futur
13/04/2021
Amin'izao fiparitahan'ny covid19 zao tena ilaina tokoa ny mampitombo ny hery fiarovana hoan'ny tenanao
Ity misy produits iray tena tsara dia tsy inona fa ny calcium vokarin'ny longrich izay tena mety tokoa hampitombona hery fiarovana mba hisoroana ny covid.
Misy zinc+magnesium+fer izy io ary hoanina otran'ny bonbon ☺️
Koa manantona ara mp raha mahalina anao na miantso ny laharana 0331970665
06/04/2021
Salama oo!!
Maromaro ihany nareo niandry présentation zay kanefa noho i Covid🥺 de lasa matahotra anatrika any amin'ny siege.
Ho anao liana amin'ilay business longrich, opportunité iray ity ahafahanao mahazo fanazavana bebe kokoa momba ilay izy no sady tsotra kokoa satria dia présentation en ligne izy ity.
Koa raha liana ny amin'izany enao de midira mp amin'ny page ara fa miandry anao ny business
30/03/2021
Eoooh !!! Vaovao mahafinaritra be !! Miala any ary ny power bank longrich ann 😍😍
⚡ Maharitra ary mafy tsara izy
⚡ Capacité 10500mA
⚡ Misy entrée roa samihafa
⚡misy sortie anakiroa ihany koa ka afaka micharge téléphone roa miaraka
⚡ Affichage LED
Eo ihany koa ny cable 3 en 1 izay afaka ampiasaina miaraka aminy
Produit longrich avokoa ireo ary tena tsara raha qualité no resahina
Aza misalasala ary manotany mp na miantso raha mahaliana anao ireo tolotra ireo
Ho anay izay te hiara hiasa aminay koa dia mbola afaka miresaka anaty mp
Koa aza tara ary fa sao dia tapahana Jirama eo ny jiro nefa ny téléphone low bat😂😅
27/03/2021
Owaayy ee!! Be dia be mintsy ny retour azo tamin'ny ireo olona zay nampiasa ny savon noir longrich na hoan'ny tarehy izany na hoan'ny vatana fa hoe tena efficace leizy 😍😍
Ieny tokoa an!! ho anao izay mbola tsy nanandrana nampiasa dia mbola misy izy ato ary misy promotion mihintsy mba ahazoanao azy kanefa efa vitsivitsy izy sisa no ato koa aza tara ary ann!!
Eo ihany koa nefa ny savon vert hoantsika izay manana peau sensible dia ity indray no mety hoanareo raha hampiasa azy amin'ny tarehy ianareo ary mitovy fiasa amin'ny savon noir koa izy an😊😊
Ho anao izay misimisy mony sy tache amin'ny tarehy na ho anao misy vergeture amin'ny vatana tena mety be ho anao ireto savon longrich iretoo😊😊
Alefaso ary ny sera anaty mp e!!
Mirarh tontolo andro mafinaritra hoantsika rehetra oo
Click here to claim your Sponsored Listing.
