Mpanety Academy
Contact : +261 34 89 022 50 (formation coupe Homme et barber)
‼️‼️Hoe aona tsara a ‼️‼️
Bye-bye Madagascar an, amin heritaona indray an😎 lasa tampoka fa ilainy olona ilay mpampianatra 💈🇲🇬
12/04/2026
✂️💈 MASTER CLASS BARBER – INSCRIPTION OUVERTE ! 💈✂️
📅 Date : 4 Mai 2026
📍 Lieu : Ambohijanahary Antehiroka
🔥 Tu veux maîtriser l’art du barbering au plus haut niveau ?
Cette Master Class est faite pour TOI !
✅ Au programme :
✂️ Techniques de coupe professionnelle
💈 Dégradés & finitions parfaites
💡 Astuces & secrets des meilleurs barbers
🎯 Que tu sois débutant ou confirmé, cette formation va booster tes compétences et ta carrière !
📩 Inscriptions ouvertes maintenant !
‼️‼️⏳ Places limitées – Ne tardez pas !‼️‼️
☎️0348902250
💈 Devenez le Barber que tout le monde recherche ! 💈
#
11/04/2026
‼️‼️‼️Ny marina ‼️‼️‼️
Betsaka isika malagasy no mihevitra fa asa fanetezana dia asa ho any olona tsy nandalo fianarana , asa ambany , asa tsy hazahona vola be , asa ho any olona tsy manana diploma …. Sns betsaka ireo filaza ny fiarahamonina manodidina antsika amin’izany asa Mpanety zany .
🥰Ankehitriny anefa dia hiarahana mahita fa mivotra tsikelikely ireo mpanety rehetra eto Madagascar , ary olona manana ny fahaizany avoko izy ireo.
Tao anatiny taona maromary no nisiny Mpanety Academy , tsy mitsahatra hampivotra ity sehatra iray ity eto Madagascar .
✅Conseil : ho anao izay hiditra anaty ito sehatra io dia mila mianatra voloany indridra , ary asa tsy ho any olona kamo ito fanetezana ito ☺️
☎️0348902250
10/04/2026
☺️Avy any VANGAINDRANO ito ranamana tsika ito, efa tamin taona 2021 izy no nanana fanirina ny hianatra hanety ka tanteraka izy izao☺️
Tongava amin tanjona hirina lesy frera 😎☺️
☎️contact : 0348902250
07/04/2026
‼️‼️‼️Tantara kely mafinaritra ‼️‼️‼️‼️
Betsaka nareo miteny hoe nareo ve tsy mampianatra manety vevavy na ihany koa mampianatra volom-behivavy
Valiny : tsia tompoko, tsy mampianatra izahay fa raha misy exceptionnel kosa dia mety manao ihany ☺️
☺️Anisany mampiavaka ny Mpanety Academy rehefa makany ivelany dia ny “hair up” ireo sary hitatsika reto dia olona nanao mariage ny akamarony .
Sationany amin asa tanana , mety gaga zao nareo toa somary mikorotana , zay mihitsy no tadiaviny zareo somary mikorotana ilay style 😅
☎️Contact : 0348902250
06/04/2026
‼️‼️💈 OFFRE SPÉCIALE : BOOSTEZ VOTRE SALON EN 2 JOURS ! 💈‼️‼️
🥰Vous voulez passer au niveau supérieur et perfectionner les techniques de votre équipe ?
☺️Je propose une formation "Coupe Homme Spécial Salon" ultra-intensive directement chez vous.
😎Pas de chichis, on va droit au but :
de la pratique, des dégradés propres et des finitions impeccables pour satisfaire vos clients les plus exigeants.
Pourquoi réserver ?
• ✅Durée : 2 jours de coaching intensif.
• ✅Flexibilité : Je me déplace dans votre établissement.
• ✅Prix Unique : Seulement 800.000AR pour la session complète.
• ✅Le petit + : Le prix reste le même, peu importe le nombre de collaborateurs présents dans votre salon ! C’est le moment d'en profiter pour former toute votre équipe d'un coup.
« Investissez dans votre talent, c'est ce qui fait la différence. 📈 »
☎️Appelez-moi directement pour fixer vos dates : 0️⃣3️⃣4️⃣8️⃣9️⃣0️⃣2️⃣2️⃣5️⃣0️⃣
(Places limitées selon les disponibilités du planning)
06/04/2026
« Peut importe la situation … il faut avancer »
Vita indray ny Master Class an💈☺️ na olona avy any atsimo avaratra andrefana antsinanana tonga daholo💈
Misaotra Zalah vitatsika tamin fianarana manety ny paque tsika 💈🙏🏻🎉🎉
🙏🏻🙏🏻Mankasitraka e 🎉🎉🎉
☎️Contact 0348902250
In progress
Mpanety avy any Ambovombe Androy 🙏🏻😎
Click here to claim your Sponsored Listing.
