Ma Santé
Ny fahasalamana no voalohan-karena ka aleo tsinjovina. Tsidio ny pejy ahitanao produits ara-pahasala
24/11/2025
Ndao amzay e😋💯😂
[FESTIVAL]
Ity ilay daty vavao iarahana amin'ny Fou hehy ry zareo an !!!
Jôkôsô - Festival du Rire miaraka amin'ny Gasy Stand Uppers
Aty amin'ny Alliance Française Andavamamba ny fotoanantsika amin'ny sabotsy 29 novambra ho avy izao amin'ny 10 ora miaraka amin'ny Eric sy Honorat
👉 Resadresaka mahafinaritra sy tokiky
❌ Tsy misy vidim-pidirana ❌
🙏🎉😘🎊
13/03/2024
Andao hanao karatra 😆
Eeeeeny. Efa nampianarina namboly hatramin'ny kely aho ary namboly foana .
Na eto Antananarivo aza ao dia manana zaridaina kely misy voankazo Sy legioma
Dia efa manomboka mamboly voly ho amidy amin'izay aho fa tsy hoe hohanina fotsiny
Aty Antananarivo dia Any Ambatolampy ☺️
Alefanay ao amin'ny Ma Santé ny vokatra afaka fotoana vitsy 😉
31/05/2023
Salama daholo o .tsy nikatona akory izahay Raha nangina elaela fa niova fomba fiasa.
Lasa miara-miasa amin'ny mpivarotra sy ny restaurants izahay ka any no ahitanareo ny entanay
Ireto izao ny vokatra vaovao ato aminay
Hitanareo ao Amin'ny MAEVA Mandroseza
Aza misalasala mandefa mp Raha te hiara-hiasa aminay
09/10/2022
Et au final, il y a aussi de la banane séchée en lamelle
100 g/4500 ar
08/10/2022
07/10/2022
ll y a aussi du kaki séché
100 g/ 4500 ar
05/10/2022
Le pok pok séché est actuellement disponible dans nos rayons
100 g/4500 ar
03/10/2022
inona no vaovao any ? elaela zany !
resaika voankazo maina indray no hataontsika @ ity herinandro ity :
- ny soa entiny
- ny afaika hanaovana azy
sns
30/09/2022
Ma Santé
représentant
5.000 ar/btl
Livraison possible
Contact : 03401070030
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Telephone
Website
Address
Antananarivo
101
Opening Hours
| Monday | 07:00 - 20:00 |
| Tuesday | 07:00 - 20:00 |
| Wednesday | 07:00 - 20:00 |
| Thursday | 07:00 - 20:00 |
| Friday | 07:00 - 18:00 |
| Saturday | 18:00 - 20:00 |
