Mendrika Nail Artist

Mendrika Nail Artist

Share

Andao tohanantsika ny vita Malagasy

05/11/2025

❤️❤️

Merciii Mendrika Nail Artist 🥰
On a trop hâte de te revoir très bientôt ✨

Et vous aussi les Beautilux Girls ✨
Envoyez-nous vos jolies photos de poses, on adore les partager sur notre page 😍

Photos from Mendrika Nail Artist's post 29/10/2025

Gainage tsotra natao tamin'ny produit beautilux🥰 amin'ny manaraka indray aloha ny nail art hihi (tsy afaka manalava hoho fa mianatra mitendry guitare☺️)
Ny étape rehetra
- Désinfection
- Matification
- Deshydrator
- Primer
- Base
- Top coat💅

Photos from Madagascar NAIL TALK's post 13/09/2025

❤️❤️❤️❤️

30/08/2025

Alefa Barea💥🎉🎉 Nail Art VSP

07/04/2025
22/03/2025

Les oiseaux de Madagascar, parés de mille couleurs, chantent la richesse et la splendeur d’une île unique au monde🥰🎨

🌿"Voromena"
Oeuvre 3D sur panneau entoilé 30cm
Médium: acrylique, air dry clay, pâte magique
🎬Video sur youtube et tiktok .is.creating

Photos from Mendrika is creating's post 07/03/2025

❤️

12/10/2024

Nail Art bijoux✨️🥰 vita tamin'ny gel sy poudre chrome doré🤗 miala kely amin'ny mahazatra💅🎨 tianareo ve?

29/09/2024

Iza no tia café?😍 Nail Art 3D natao tamin'ny gel builder sy VSP💅🎨 tianareo ve?
🌿Amin'ny masterclass 25 octobre indray tsika mihaona miaraka amin'ny Madagascar NAIL TALK ✅️❤️

24/09/2024

✅️

NAILTECHS!💅HOW MUCH SHOULD THEY CHARGE ??💵💶💰
🇲🇬Hello NAILfan, Salama hoho tsara daholo vé ? miteraka resa-be ny momban'ity "Grille tarifaire" ity ary tsy vao androany Akory , indrindra fa resaka "Prestation de service" , "main d'oeuvre" (na asa tanana), resaka Taohoho ny lohahevitra mazava ho azy dia mitodika manokana aminareo mpankafy ny tontolon'ny taohoho (onglerie) ity fizaràna androany ity , mipetraha Kely mihitsy aloha dia mangalà popcorn 🍿fa ho lava² indray izy ity (izay Liana ihany moa izany no ahavita hamaky satria izay foana ny sivana fampiasanay 😉)
Tsy hampianatra ny fomba fanaovana ny saran'ny Prestation Aho eto na tarif/grille tarifaire hoy isika, any amin'ny formation no tena alalinina izany fa ny famantarana hoe LAFO TOKOA Vé sa tsia ny Prestation iray!!!!
Nomeko anareo ao amin'ny kaomantera ireo karazana investissement & charges na "fampiasam-bola" tsy maintsy ataon'ireo mpanaohoho matihanina alohan'ny ahafahany miasa .
Ary ho azavaiko eto tsirairay ireo ambaratonga rehetra ireo, NDAO ARY🔥
Mila jerena ireto rehetra ireto: 👇👇👇

1▶️ Ny fiofanana narahiny , zava-dehibe ny fiofanana satria miainga avy amin'iny avokoa ny fahalalan'ilay matihanina mikirakira amin'ny tokony ho izy ireo Fitaovana, vokatra sy kanokanona maro isan-karazany arakaraky ny olona manoloana azy.
Tsy maimaim-poana raha tsy hoe nataon'olona fanomezana satria tsy mora ny saram-piofanana, tsotra ny antony fahaizana hoentinao rahatrizay iny ary ho ataonao antom-pivelomana ,resaka hoho ranoray no resahiko eto aloha fa tsy Ilay fiofanana manatambatra taranja maro amin'ny esthétique akory
"l'onglerie est un métier à part entière" izany hoe tsy voatery hiaraka amin'ny make-up, coiffure, extension cils sns fa manana ny mahaizy azy manokana , ny polyvalence tsy ferana ary raha esthéticienne ianao mila maka spécialisation mitokana amin'ny onglerie ...
Raha atao amin'ny Ariary dia eo amin'ny 300.000ar no ambany indrindra (base) hatramin'ny 2.000.000Ar ny fiofanana eto Madagasikara ary 700€ hatramin'ny 4.000€ raha any ivelany (na en ligne io na mivantana )
Ary matetika tsy ampy raha fiofanana iray ihany satria mivoatra isan'andro ny tontolon'ny taohoho dia tsy mitsaha-miofana ireo matihanina mba aharaka ireo karazana teknika maro vaovao mba hiakatra amin'ny ambaratonga ambony kokoa ary hanatsara ny fomba fiasa , izay no mahatonga anareo mahita ireny karazana mari-pahaizana maromaro mirantina eny amin'ny rindrina eny ohatra, Olona nahafoy vola , nanangona ary mbola manangom-bola satria mahatsapa ny lanjan'ny fiofanana.
👉fehiny ,Ilay 1 - 2ora andraisany anao = fiofanana + traikefa aman-taonany ,asa fivelomany Ilay izy mazava ho azy ary mifanaraka amin'izay ihany koa ny sarany

2▶️ Faharoa , efa samy mahalala isika fa na inona na inona sehatr'asa dia tsy maintsy mampiasa vola , vola ihany no misarika vola (l'argent appelle l'argent )
na mpiasa tena ianao, na mpandraharaha tsy maintsy mandoa vola amin'ny resaka Fitaovana matihanina entinao miasa , tsy mora anefa izany raha tsy hoe 'ahazo famatsiam-bola ianao na fanomezana tamin'ny namana, ny Fitaovana andraisan'ny mpanao hoho matihanina anareo dia fitaovana manaraka ny fenitra takiana amin'ny mahamatihanina, (lampe UV/led , poupinel, ultrason , ponceuse électrique, objectif macro, lampe de table ,table , chaise , ring light, pose main sns) mifanaraka amin'ny thème-ny
tsy vitan'izany fa mbola maro dia maro ireo karazana haingo préfabriqués sy ireo "consommables" tsy maintsy ho vidiana , manarak'izay ireo accessoires jetables rehetra toy ny cache bouche , gant , lime , lingette, feuille de coton sns ... Ary ireo produits liquide et poudre aman-jatony ilaina ho fanomezana fahafaham-po anareo mpanjifany.
•raha Prothèsiste ongulaire en freelance izy dia manodidina ny 4.000.000Ar eo ho eo no efa nampiasainy
👉Mifanaraka amin'izay koa ny sarany mazava ho azy .

•Raha salon d'onglerie manaraka ny fenitra izy dia nandany Téo amin'ny 10.000.000Ar farafahakeliny hatramin'ny 40.000.000Ar

3▶️ Manarak'izay ny resaka fanaovana taratasy ara-panjakana arakaraky ny tanjony
sy ireo faktiora mila aloha isam-bolana, toy ny jirama, hofan-trano, ny WiFi , ny karaman'ireo mpiaramiasa raha misy sns ...
Arakaraky ny maharaitra azy no mahamaro ny vola mivoaka aminy isam-bolana.
👉Dia mazava ho azy fa mifanaraka amin'izay koa ny sarany

4▶️Farany ireo kanokanona marosamihafa momban'ny orinasany ,sy dokambarotra sy ireo haingo na fomba fandraisana (accessoires personnalisées , pub, décoration, service d'accueil)
serviette , tablier , oriflamme, bâche , Rollup, carte de visite , grille tarifaire,carte de fidélité , fiche client, boisson chaude ou froide, photobooth etc...
👉dia rariny raha mifanaraka amin'izay koa ny sarany.

Raha namaky hatreto ianao dia mahalala ny fehiny fa tsy misy maimaim-poana ny ambaratonga rehetra nodiavina vao lasa mpanao hoho matihanina ny olona iray, ary asa mahaleo tena tanteraka ny taohoho fa tsy voatery hifangaro amin'ny sehatra hafa, manana ny lanjany ary tokony ho jifaina amin'ny vidiny tena izy ✅
ny Mpanjifa ho faly amin'ny hakanton'ny hohony , ho voakarakara tsara araka ny tokony ho izy sy ho voaaro amin'ny karazan'aretina , Etsy andaniny ny mpanao hoho voatohana tsara sy hazoto hanome izay tsara rehetra azony atao ho fanomezana fahafaham-po ny mpanjifany

⚠️⚠️Raha tsy mbola nanaraka ireo ambaratonga tsy maintsy arahina amin'ny mahamatihanina nefa mametraka sarany mitovy na ambony noho ireo tena matihanina nolazaina eo ambony ireo DIA IZAY VAO AZO LAZAINA HOE LAFO SY MANARARAOTRA ILAY OLONA

⚠️Ny Fitaovana haute qualité mbola tsy maninona raha tsy hananany fa ny fahadiovana sy fiarovana ny Mpanjifa TSY MAINTSY ataony vao tokony handray olona izy .
Efa nomena anareo mpankafy daholo ny fomba fanavahana ny VRAI PRO , amin'ny PSEUDO PRO alors maintenant à vous de jouer NailFAN 😉

ho anareo nahavita namaky hatramin'ny farany ataovy partage en mode public ity publication ity ary asio hashtag " "
hanao fisarihana Kely indray aloha isika en guise de récompense aux abonnés qui soutiennent les valeurs de la page 🔥❤️

NB: tsy voatery hanana 3 na 5.000.000ar ianao raha manonofy ny ho lasa matihanina , ary tsy ho vita indray mipoaka ireo raha olona tsy manana fahefana amin'izany fa manangona tsikelikely mividy fitaovana matihanina tsikelikely rehefa avy nanaraka fiofanana matihanina manoro anao ny tokony atao rehetra, tsy miandry vola bé vao afaka hiasa nefa azo atao tsara ny manomboka amin'ny Kely (ho anay manokana dia manampy ireo mpiofana rehetra hantrarany ny tanjony n'inona² sarangany)
erikerika mahatondra-drano hoy ny fiteny🔥

Mirary soa antsika rehetra,

Madagascar NAIL TALK ✍️©®

PRENEZ SOIN DE VOS PRÉCIEUX ONGLES 💅

Photos from Madagascar NAIL TALK's post 15/09/2024

Merci madagascar Nail Talk de m'avoir proposer cette collaboration❤️ ça me fera beaucoup plaisir de partager mes connaissances en Art dans l'univers de l'onglerie💅🎨

Want your business to be the top-listed Nail Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Telephone

Website

Address

Sabotsy Namehana
Antananarivo
103