Mykolo

Mykolo

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Mykolo, Health/Beauty, Antananarivo.

Photos from 2M Mode en ligne's post 16/10/2025
21/08/2023

Bonjour

Photos from Mykolo's post 12/05/2023

Ho antsika zay te hikarakara vatana ndray ary ity e❤
🌻Savon Persil sy Masque au CURCUMA: Manala panda, mony, tache tsy mety afaka, ride sy manadio tarehy
🌻Savon GIMGEMBRE: mampaniry volo aingana sy mitsabo volo, miaro ny volo tsy hotapatapaka na mihintsana, manala angadrano
🌻The Poireau: manala sy mitroka ireo tavy rehetra aminy vatanao, manatsara bika, manala cholesterol
Maro no efa nahita vokatra tsara
100% naturel et tres efficace
Manao livraison sy mandefa faritra

11/05/2023

Salama daholo
efa miverina ndray zao ny fivarotana savony eto aminy page
Afaka manao commande amizay ianareo zay hanafatra

Photos from Mykolo's post 12/09/2022

Ho anao izay te ho lava volo aingana sy te hanana volo salama tsy vakivaky na tapatapaka
Natao ho anao ny:
SAVON GIMGEMBRE 5000 Ar
Misy ihany koa ny fanadiovana tarehy, manala tasy, sy panda ary mony
SAVON PERSIL
100% natoraly ary tena efficace
Maro no efa nahita vokatra
Manao livraison Tana et Province

Photos from Mykolo's post 22/08/2022

"Volo lava, mahasarik ary tsy vakivaky."
"SAVON NATUREL GIMGEMBRE."
"SAVON NATUREL."
"Tarehy madio sy malandina."
"SAVON PERSIL."
"Maro no efa nahita vokatra."
"5 milles ar."
Rendez-vous sur messenger.

01/08/2022

"Volo lava, mahasarik ary tsy vakivaky."
"SAVON NATUREL GIMGEMBRE."
"SAVON NATUREL."
"Tarehy madio sy malandina."
"SAVON PERSIL."
"Maro no efa nahita vokatra."
"5 milles ar."
Rendez-vous sur messenger.

26/07/2022

Miarahaba e🤚🏻
Ho antsika izay te hanala tavitavy amin'ny vatana na te hanala tsatsakoatra
Efa misy ny :
✴Savon poireau 5000 AR
100% Natoraly ary tena efficace

Aza adino fa mbola ihany koa ny:
✴Savon Persil
✴Savon Gimgembre

20/07/2022

Vokatra Natoraly 100% natoraly no sady efficace ary maro no efa nahita vokatra
"Savon GIMGEMBRE: ho anao izay te ho lava volo aingana, na manana volo vakivaky sy tapatapaka ary miongotra
"Savon ANANDRANO: manala angadrano
"Savon PERSIL: Manala mony, panda, tasy navela mony , ride

5000 Ar ny vidiny Iray
Manao livraison sy mandefa faritra
Tongava MP ary raha mahaliana anao

12/07/2022

Tsara ery mahita volo lava sy salama tsara🤩🤩
Ho anao Te ho lava volo aingana , na manana volo vakivaky sy tapatapaka ary mihintsana ka tsy mety ho lava, na ihany koa volo sola
Natao ho anao ny:
🦋SAVON NATUREL GIMGEMBRE
🦋SAVON NATUREL fanalana angadrano
Misy ihany koa ny fanadiovana tarehy sy manala tasy, panda ary mony
🦋SAVON PERSIL
100% naturel ary tsy misy effet secondaire
Maro no efa nahita vokatra
Vidiny: 5000 Ar
Manao livraison Tana sy any aminy Faritra🦋❤

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Website

Address

Antananarivo