I KialaSoa.mg
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from I KialaSoa.mg, Health/Beauty, Antananarivo.
28/04/2026
👋Coucouuuuu les Kialasoa 😍
Tena elaela izay tsy hita teto ry malala fa hiverina miaraka am vaovao mahafinaritra be ho anareo indray izahay atsy ho atsy🥳
Inona ary ozizy nareo hoe raha mahita ny sary ianareo?😉
✨Zava-baovao be mintsy io atolotra anareo io 😍
👉Fa araho tsy tapaka fotsiny ny page😉🎁
Oroka mamy be💋❤️
17/07/2025
Tena misy olana ry zareo le liven tsika ato amin fb ah🥺fa afindran tsika any am tiktok ny live tonga dia mitohy any zao ihany🥰❤️io ambany io ny compte TikTok anaovan tsika live anh🥹🥰
Miandry anareo ao zah💋😻
17/07/2025
Elaela izay ry Kialasoa anh🥺
👋Coucouuuu daholy ndray lony nareo😍❤️
Elaela kely isika tsy hita teto fa efa hiverina amzay tsika zao raha mbola vonona ianareo🥹🥰
Tonga dia asin tsika bodysuit manitra be lony😻
‼️LIVE BODYSUIT À 18h‼️
Prix tena atao faran'izay mora lony anombohan tsika azy😋miaraka am fizarana cadeau be🎁
À partir 7.000 ar ary tsy miotran 20.000 ar 😱
ZARA-FOREVER21-PRETTYLITTLETHING...
Mbola betsaka fa patiny fotsiny ihany ireto😋😍
Rariva zany ny fotoana anh ❤️
Oroka mamy be😘💋
30/05/2025
👋Bonjour vao maraindraina ki Kialasoa anh😍
Ireto ndray mafanafana amin'ilay couleur tena hoe mamay be😍🤤❤️❤️
Pas plus de 35.000 ar indray ireto fa mp aingana rah hiresaka💬
Photo réelle ✅
💬Mp pour plus de détails
📞0326270795 / 0347471660
🛵 Livraison Tana à partir de 3.000 ar
🚐 Mandefa any am faritra
29/05/2025
😍Ireto couleur mahafatifaty kely ireto no anombohan tsika azy ary😍🩷🩷🩷
Midira mp aingana fa prix négociable tsara😋
Pas plus de 35.000 ar😍
Photo réelle ✅
💬Mp pour plus de détails
📞0326270795 / 0347471660
🛵 Livraison Tana à partir de 3.000 ar
🚐 Mandefa any am faritra
29/05/2025
👋Bonjour daholyyyy ry kialasoa ako😍
Tena ela izay ry zareo anh🥹
Salama daholo ianareo ve lony?😍
Tena efa mangatsiaka ilay andro ry reto anh🥶aleo manao mafana fona rehefa hivoka fa tena tsy misangy ilay hatsiaka🤧
👉Misy arrivage tsara be tena ilaina amzao andro mangatsiaka izao ato😋
Ho alefako pub misesy eto aveo amzay mahita daholy fa aza miala lavitra anh😘
Oroka mamy be💋❤️
(Sary tsisy hidirany indray ity fa tiko kely fotsiny dia aleo mba ho eo kely lony😉😍😂)
17/05/2025
👋Coucouuuuu ndray ry Kialasoa😍
Tena ela izay ry reto eh🥺nangingina kely tsika tato ato izay fa efa hiverina amzay anh🥰
Fa efa tena mangatsika ny andro ry zareo ah🥶ndao haka pull amzay fa efa atao mora be😋
👉Ampiarahana amin'ilay 00ar bedebe ilay efa noresahako tato ihany 🎁🎁🎁
📢ATAO 17h NY LIVE ANDROANY📢
👇Ao am commentaire ny fanazavana tsara ny fandehan live rariva 🥳🎁
Oroka mamy be dia rariva anh💋❤️
(Malahelo an'le andro mafana sahady zah io😭😂)
01/05/2025
👋Coucouuuuu les malalakou😍
Elaela tsy ni live live niaraka tsika eh?🥺🥰😂
Otran efa manomboka mangatsika ko ilay andro ry zareo anh🥶🤧
Tsy hiandry anio tena angatsika be ko tsika fa tonga dia napôkako tato ty dia tairin tsika rariva ihany😋😍😂sady hiresadresaka tsara an'ilay Live 00ar ranoray tsika ao anaty live🥳🎁🎁🎁
Jerenareo reto izy ne eh😱🤩😍couleur tsy couleur fa ao anaty live mahita azy fa tsy azo sary daholy😍
‼️LIVE PULL À 17h‼️
Prix mora be fona fa aza mataotra sady maro stylé izy ato😘✅
Rariva zany anh😍
Oroka mamy be💋❤️
28/04/2025
👋Coucouuuu les manjakely😍
Elaela tsy nisy resaka tato fa tonga dia hitondra zavatra mahafinaritra be ho anareo zah androany🥰ity ilay resaka nolazaiko anareo🎁❤️
Mino zah fa mety maro nareo no liana anh😃
👉METY MISY AMINAREO ATO NO TE HITADITADY VOLA KELY NA KOA HOE TE ANAO ZAVATRA FA KELIKELY VOLA ?
Mba ho fifanohanan tsika dia niheritreritra ny anao LIVE TOUT À 00 ar izahay atsy ho atsy 🤗🎁tena hoe 00 ar ranoray no ao😋
Teneno ao am commentaire fotsiny rah liana ianareo fa rah betsaka no liana dia ho ataon tsika tsy ho ela izy io🥳
🎉Raha tonga 2K ny page tsika tonga dia alefako io😋🎁🎁🎁inviteo ny namana aingana anaraka ny page dia alefaso ny partage🎉
Oroka mamy💋❤️
👋Coucouuuuu daholy ndrayyyy😍
Elaela ry reto vao vita ny tirage fa nisy tsy nety kely fa azafady anh🥰
Félicitations Kya Noums Kely fa izy no nahazo an'ilay huile avy tao amin'i M.Merida hair 🥳🎁
Mp aingana fa maika hitsabo volo vita fety😋😉😂
👉Araho fona ny page fa misy resaka manitra be efa miandry anareo ndray ato🎁🎁🎁
(Izay mahay anzay resaka zay omeko bonbon ndray😋resaka efa nataoko tao anaty live io ho an'izay naharaka😉)
💋❤️
Click here to claim your Sponsored Listing.
