Manja complicity beauty
Coiffure-esthétique
Promotion lissage brésilien à partir de 70000ar
08/01/2024
Coucou les manja ndao ho velomintsika kely indray ny page fa somary nangingina🥰
Aza miala alavitra Ary fa hisy loka ho zarainay aminareo amin'izao fiandohany taona izao😘
16/12/2021
Aza misalasala miditra mp na lahy na vavy fa vonona ny hanome fahafampo anao hatrany izahay hanala ny volo rehetra manelingelina 😁😜
13/10/2021
Pack mariage à partir de 100000ar
13/10/2021
Make up à partir de 10000ar
Aza misalasala mandefa mp fa sady mampianatra ihany koa izahay o😍💄💄💄
13/10/2021
Aza sodokany sary anaty internet fa ny antsika photo reelle hatrany😜😍😍😍
Araraoty fa manao promotion be izahay amzao ka manomboka amin'ny 10000ar dia tsara be ny hohonao
👉Pose vernis permanent : 10000ar
👉Pose faux ongles+V P : 15000ar
👉Pose Gel Uv+V P:35000ar(gel tsy mamay)
29/05/2021
21/05/2021
Fikafika hanadiovana ilay tongotra vaki2🥰 Voalohany matoa ny tongotra vakivaky dia tsy votery voretra ny olona iray fa na izy tsy ampy rano na ihany koa tsy mahatanty hatsika🥰
🔁Astuce hanadiovana azy ary no zaraina aminao😁
👉🏻Rano mafana izay farany zakanao atao anaty cuvette
👉🏻Sira
👉🏻Bicarbonate na karibonetra
👉🏻Vinaigre
🔁Araraka ao anatin'ilay rano mafana b teo reo rehetra reo. Atovy somary betsaka daholy izany hoe izay fatra tinao fa atao betsabetsaka ftsn. Dia iny no ilomana mandritra ny 15min, ilay rano atovy mamay izay zakanao mihitsy. Rehefa vita izay dia koseho amin'ny vato ilay tongotra amin'ny farany. Tsy votery vato b fa na vato keli2 ftsn ary fa juste ikoseana ilay vakivaky. Ary rehefa maina tsara dia osory huile de coco na huile d'oliva dia manaova Ba kiraro amin'izay🥰 Afaka ataonao isanandro io🥰
🆑⏩Dia mankasitraka antsika rehetra manaraka ny pejy dia mirary soa daholy🙏😍
01/04/2021
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Telephone
Website
Address
Andrefambohijanahary
Antananarivo
101
