Nivo Rakotoarisoa

Nivo Rakotoarisoa

Share

💕💕J'ai toujours Ă©tĂ© fascinĂ©e par le monde de la nouvelle technologie dans le domaine de l'esthĂ©tique. Je vous partage tout đŸ„°đŸ„°

Lors de mes nombreux voyages, j'ai découvert que prendre soin de soi ne se limitait pas au soin du visage et au maquillage.

12/06/2026

Nilaza zahay hoe hanao pack maromaro mba hafahanareo manandrana sy mahazo vokatra foana na scéance vitsy na scéance maro no ataonao.

Ity ary ny pack Duo Anti-Âge & DĂ©tente :

Lifting visage par radiofréquence (45 min)
Mampiasa ondes manokana izahay mba hanentanana ny production naturelle de collagĂšne ao anaty hoditra. Mba :
✹hanamafy ny hoditra
✹hampihena tsikelikely ireo ridules
✹hanome Ă©clat ny visage
Ho hitanao fa lasa madio sy mamirapiratra kokoa ny tarehy rehefa vita ny soin.

Massage pied (20 min)
Ny massage pied dia manampy :
✹hanamaivana ny tongotra
✹hanatsara ny circulation
✹hampihena ny tension sy ny stress

Amin'ny maha pack dĂ©couverte azy dia sĂ©ance 1 avy no tafiditra ao anatiny, efa nosafidiana manokana mba hahafahanao mahita sy mahatsapa ny tombontsoan'ireo soins ireo.😍
đŸ“©Midira message privĂ© raha te haka rendez-vous na te hahafantatra bebe kokoa.

11/06/2026

“Ny rĂ©sultat tsy avy amin’ny sĂ©ance ihany
 fa avy amin’ny suivi koa.”

Ity no tsy hitan’ny olona matetika.
Ao ambadik’ity soin ity dia misy :
📄 fiche de suivi
📏 mensurations isaky ny sĂ©ance
🧠 protocole arakaraka ny vatana

Tsy atao hasard ny traitement.
👉 jerena ny Ă©volution
👉 ahitsy isaky ny sĂ©ance ny rĂ©glage
👉 arahina akaiky ny rĂ©sultat

Satria ny vatana tsirairay tsy mitovy.
Izay no mahatonga ny lipocavitation eto Zah Belle
tsy sĂ©ance fotsiny
 fa tena accompagnement complet đŸ€

đŸ“© Midira message privĂ© raha te hanomboka ny suivi-nao.

05/06/2026
05/06/2026

Rehefa vita iny ny journée : asa, ankizy, fivezivezena

mavesatra be ny tongotra ny hariva.

Ireto misy rituel kely fanaoko :
✔ Esorina ny kiraro
✔ Sasao amin’ny rano mangatsiaka kely ny tongotra
✔ Apetraho ambony coussin mandritra ny 5–10 min
✔ Ahetsiketsika moramora (rotation cheville)
✔ Faranana amin’ny massage kely avy any ambany miakatra

Simple
 fa tena manampy amin'ny circulation an'rà, ary manena ilay fahatsapana mavesatra teo.

Sinon, mandalova aty amin'ny salon fa karakarainay Tsara.
Izahay ato amin’ny Zah Belle koa manao pĂ©dicure.
Midira message privé raha te haka rendez-vous.

Ps: mila mahatanty chatouille fa raha tsy izany tena miomehy foana mandrapa-vita ny scĂ©ance😅

31/05/2026

Ho an’ny maman rehetra đŸ€

Tsy mora ny mitondra ny andraikitra rehetra isan’andro.
Mikarakara, mihevitra ny rehetra, mijoro foana na dia reraka aza.

Amin’ity fĂȘte des mĂšres ity, mirary anareo hahita fitiavana, fahasalamana ary fahasambarana amin’ity andro manokana ity 🌾

Bonne fĂȘte des mĂšres Ă  vous toutes đŸ€

19/05/2026

Avy narary
nanao traitement medicamenteux lourd

dia nihintsana be ny volo, lasa misy sola. đŸ˜Ș

Rehefa natao ny diagnostic, misy croissance ihany
fa tsy misy repousse hita mihitsy.

Manana traitement vaovao izahay eto amin’ny Zah Belle : Hairneedling.😍

“Inona indray izany hairneedling izany ?”🧐
Ny Hairneedling dia tsy soin fotsiny fa:
‱ Mamorona “micro-chemins” amin’ny hodi-doha (izany hoe lalana kely tena madinika), ahafahan’ny soin miditra lalina kokoa, tonga mivantana any amin’ny fakan’ny volo (bulbe).

Izany no manampy :
👉 hanentana ilay bulbe “matory”
👉 ary hanampy ny volo hanao repousse indray

Dingana tsikelikely izy io
fa rehefa tafiditra tsara ny soin, dia manomboka miverina tsikelikely ny repousse đŸ€

đŸ“© Mandefasa message privĂ© raha te haka rendez-vous.

18/05/2026

Efa betsaka ianareo no niandry ity offre mini pack pour tout les services ity, dia araho tsy tapaka ny page fa ho alefanay eto daholo ny offres rehetra. đŸ˜đŸ€©

Restez connectĂ©eđŸ„ł

15/05/2026

Indraindray, tsy graisse akory ilay cellulite
 fa rano mijanona fotsiny.

Matetika izy io dia :

👉 faritra tsy mihetsika loatra
👉 tsy ampy circulation
👉 tsy ampy oxygùne

Izany hoe : tsy tavy loatra ilay izy

fa misy “stagnation” ao amin’ny vatana.

Izay no mahatonga antsika indraindray na manao régime ary dia tsy misy miova akory amin'ilay faritra.

Ato amin’ny Zah Belle,

👉 Ny lipocavitation manampy manala ny graisses
👉 Ny radiofrĂ©quence manampy manamafy ny hoditra

Miasa miaraka izy ireo :

👉 manampy “manala” izay mitangorona
👉 ary manampy ny hoditra hiverina ho mafy

đŸ“© Afaka miditra message privĂ© raha te hafantatra be be kokoa momban’ny lipocavitation sy ny radiofrĂ©quence.

12/05/2026

Le salon est prĂȘt. Il ne manque plus que toi. 🌾

Izahay dia misokatra ny talata hatramin’ny sabotsy,
(tsy misokatra ny lundi sy dimanche)

🕒 Du 7h30 à 18h.

đŸ“© Envoie-moi un message privĂ© pour rĂ©server ton soin. On s’occupe de toi
 đŸ€

08/05/2026

“Fa maninona ary miverimberina foana ilay mony e
”

Rehefa be stress, miova ny hormones, reraka ny vatana
dia miseho amin’ny peau ilay izy.

Ary indraindray, tsy ny boutons ihany no mijanona
fa misy traces, marques, lasa tsy mitovy ny teint.

Ato amin’ny Zah Belle,
Ny microneedling dia tsy hoe soin esthétique fotsiny fa :
👉 Manampy ny peau hiverina amin’ny laoniny
👉 Manampy hanala tsikelikely ireo marques
Manome “nouveau dĂ©part” ny peau.

đŸ“© Miandry anao aty amin’ny salon izahay.
Sur rendez-vous foana ny microneedling antsika.

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Telephone

Website

Address

Ankorondrano
Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 08:00 - 16:00
Tuesday 08:00 - 16:00
Wednesday 08:00 - 16:00
Thursday 08:00 - 16:00
Friday 08:00 - 16:00
Saturday 08:00 - 16:00
Sunday 08:00 - 16:00