Coiffure DIRA
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Coiffure DIRA, Beauty, cosmetic & personal care, Ambohipo, Antananarivo.
Miarahaba😍😍😍
Izahay dia manao asa momban'ny volo Tompoko 🤗mikarakara marriage👩❤️👨fiancaille💑tsy mombany ny volo ihany fa mise en beauté rehetra 😍onglerie, Makeup, coupe, coloration, chignon sns😍
Afaka manantona anay Mivantana ianao raha liana na koa mandefa hafatra miafina, na ihany koa miantso
034 52 867 92 na ny 034 24 320 61
Tongava fa ho afapo ianao🤗🤗🤗
Ny misy anay dia eto Ambohipo ampitan'ny collège privée Clémence vavahady grenat,
Afaka manantona anao ihany koa izahay a, zany hoe mikarakara anao any antrano,,
Afaka mampianatra anao momban'ny taovolo rehetra sy ny tarehy (makeup) A à Z ihany koa aminy sarany mirary, tsy lafo anefa ahaizanao zavatra maro ❤️
Mirary soa e
24/05/2023
Coucou
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Website
Address
Ambohipo
Antananarivo
