Tinah Épilation

Tinah Épilation

Share

Épilation à domicile toute heure,tous moments quand vous voulez, òu vous voulez

10/07/2026

Hey😻!!!
_"Matahotra épilation ve ianao satria « maharary » ? Aza manahy ! 🙅‍♀️
-Eto aminay, technique malefaka + cire kalitao no ampiasaina mba tsy ho maharary be. Misy gel apaisant aorian’ny séance koa._
_. Ny fanaintainana voalohany ihany no tsapa kely, fa rehefa zatra ny hoditrao dia milamina be.🥰

-Tonga dia 90% ny client-nay izay natahotra tamin’ny voalohany, dia tafaverina satria « en fait, supportable be » 😍_

- Vonona hanandrana ve ianao??😻
😍Efa misokatra ny salon antsika manomboka @ 4h-20h 7j/7
😍Aza adino ihany koa anefa fa afaka manantona anao any an-trano izahay ( service à domicile) 7j/7 😻

☎️0340467264
📍Ambomirary Ampasapito

💗Épilation sans Stress
😻Premier Essai🫶🏻

04/07/2026

Hey😻!!!!!

✨“NY HODITRAO MENDRIKA TSARA INDRINDRA”✨

Na vao sambany ianao , na menatra, na efa efa zatra manao épilation 😍💗: ny tanjona iray ihany dia enao matoky tena ,madio ary lasa malama ny hoditrao😻🫶🏻. TINAH ÉPILATION dia vonona handray anao foana ary vonona ny hanampy anao ihany koa 💗😻

Koa inona ary mbola mampisalasala anao tsy iantso☎️ na mandefa Mp 📨raha te hanana hoditra malama sy madio enao ☺️🩷

🌸Aza adino fa efa misokatra ny SALON manomboka amin’ny :04h-20h 7j/7💫

Fa mbola afaka manantona anareo ihany koa anefa izahay ( service à domicile)7 j/7🚶‍♀️🥰

📍lieu : Ambohimirary Ampasapito

☎️:0340467264

27/06/2026

Tinah Épilation dia faly mirarahaba anao nahatratra ny Asaramanitra 🎉✨

Izahay dia mbola mandray hatrany ary raha hametraka RDV dia afaka miantso avy hatrany✨💗

📞0340467264
📍 Ampasapito Ambohimirary (sur place) ✨ Afaka manao sercive à domicile ihany koa ♥️

Tinah Épilation 11/06/2026

Menatra hanao épilation ve ianao?😅
Aza manahy fa maro ny vehivavy no nandalo tamin'izany fahamenarana izany tamin'ny voalohany😌. Eto aminay dia raisina amim-panajana sy am-pitandremana ny mpanjifa rehetra.😊
Ny tanjonay dia ny hampahazo aina anao sy hanampy anao hahatsapa ho matoky tena kokoa amin'ny vatanao.😁
✨ Discrétion ✨ Hygiène ✨ Confort ✨ Accueil chaleureux
Tongava am-pahatokiana fa eo izahay hanompo anao am-pitiavana sy am-pahaizana.🥰
📍 Tinah Épilation 📅 Sur rendez-vous
📞 0340467264

Tinah Épilation

04/06/2026

Hey Hey❤

🌸 Matahotra sao harary ny épilation?
Tsy ianao irery no manana izany ahiahy izany. Maro amin'ireo mpanjifanay no tonga voalohany miaraka amin'io fanontaniana io hoe : "Tena harary ve?"
Ny marina dia mety hisy fahatsapana kely mandritra ny épilation, saingy tsy araka ny eritreretin'ny olona maro akory. Ataonay amim-pitandremana sy amin'ny fomba malefaka ny fikarakarana mba hahafahanao mahazo aina araka izay tratra.
Matetika aza ireo olona natahotra indrindra no lasa mpanjifa mahatoky rehefa avy nanandrana indray mandeha. 😊
Koa aza avela hanakana anao ny tahotra. Omeo fahafahana ny tenanao hahatsapa ny fahatsaran'ny hoditra malama sy voakarakara tsara.
💖 Tongava miaraka amin'ny fahatokisana, ary avelao izahay hikarakara anao amim-pitiavana sy am-panajana.

📞0340467264

31/05/2026

Izahay eto amin ‘ ny pejy Tinah Épilation 😻 dia miarahaba manokana ny RENY rehetra💗

☺️Androany , anjaranao kosa ny mikolokolo tena , mendrika fiadanana sy hoditra malama ianao Reny💗🫶🏻👑

Aza adino fa Tinah Épilation anie 7j/7 😻 Sady efa misokatra ihany koa ny salon 🥰🏚️ Ka ireo Reny rehetra tonga androany (manao maillot) dia mahazo aisselles gratuites.🌸

Mirary fety sambatra ho an’ ny Reny rehetra🙏❤️


📍Lieu : Ambohimirary Ampasapito

☎️: 0340467264

27/05/2026

🌸✨ HEYYY, BONNE NOUVELLE LES FILLES ✨🌸

💖 **TINAH ÉPILATION ouvre officiellement son salon à Ambohimirary (Ampasampito)** 💖

Envie d’une peau douce, propre et magnifique sans stress ? 😍
C’est maintenant possible dans un cadre agréable avec un service professionnel et attentionné ✨

🕓 Nous sommes disponibles **7j/7 de 04h à 20h**
Oui oui 😍 même tôt le matin et jusqu’au soir pour mieux vous servir !

🚗💕 Et bien sûr…
👉 **Notre service d’ÉPILATION À DOMICILE est toujours disponible** pour votre confort 🏡✨

🎁🔥 OFFRE SPÉCIALE VENDREDI 🔥🎁
Toutes celles qui viennent au salon auront
✨ LES AISSELLES GRATUITES ✨

📍 Ambohimirary (Ampasampito)
📞 +261 34 04 672 64
📱 Facebook : Tinah Epilation

💆‍♀️ Venez vous faire chouchouter chez Tinah Épilation 💖

17/05/2026

Hello !!👋🏻😻
«_ Pourquoi tu hésites à faire l’épilation ? 😅
=> C’est normal d’être gênée au début ! 😊

Ne t’inquiète pas, les esthéticiennes sont professionnelles et habituées à ça.😉❤

Tu crois ? Bien sûr. Le plus important, c’est que tu te sentes à l’aise et en confiance. 😎😻

Prends ton temps !! 💋❤

👌🏻Épilation sans stress ;
Premier essai 👍🏻

📍Service à domicile
📞0340467264
⏰7j/7

25/04/2026

Hey😻!!!
_"Matahotra épilation ve ianao satria « maharary » ? Aza manahy ! 🙅‍♀️
-Eto aminay, technique malefaka + cire kalitao no ampiasaina mba tsy ho maharary be. Misy gel apaisant aorian’ny séance koa._
_. Ny fanaintainana voalohany ihany no tsapa kely, fa rehefa zatra ny hoditrao dia milamina be.🥰

-Tonga dia 90% ny client-nay izay natahotra tamin’ny voalohany, dia tafaverina satria « en fait, supportable be » 😍_

- Vonona hanandrana ve ianao ? MP aho
hiarahantsika mi-prepare 💬"_
💗Épilation sans Stress
Premier Essai🫶🏻

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Website

Address

Lot II E 9 H Ambohimirary
Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 04:00 - 20:00
Tuesday 04:00 - 20:00
Wednesday 04:00 - 20:00
Thursday 04:00 - 20:00
Friday 04:00 - 20:00
Saturday 04:00 - 20:00
Sunday 04:00 - 20:00