Rhum arrangé F&A

Rhum arrangé F&A

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Rhum arrangé F&A, Health/Beauty, Yvato, Antananarivo.

08/05/2026

Androany za MBA angataka kely aminareo client ko. misy efa amantaonanany maro niara niasa tamiko. mangataka témoignages aminareo ny rhum atsika. betsaka manko te hiara hiasa Dia aleo MBA nareo ndray no asaiko miteny🥰
asiatsika cadeaux mami kely izay meilleur commentaire an . 70cl 2 bé Zao cadeaux 🥰 alefa ary

02/05/2026

nareo any @ faritra re e🥹
averiko apetraka eto ty amzay tsika tsy mifanolana matetika.
rehefa Tonga eo @ gare routière zahay n'a eny @ fasankarana ohatra. efa apetratsika fona oe mandefa cordonnier aminao zahay. voamarinao fa voarainao chauffeur ny enatanao. eo no eo ianao Dia tokon manao payment. mandrapatonganay eny @ stationnement zany tokony MBA efa mihomana kosa nareo oe nanao commande ah Dia Mila manao payment zany fa tsy oe efa lasa le entana Zay Enao VO oe mbl hanao do**he ah Dia alefako refa miatsena 🥱
tsy mety kosa ngamba zany fa Angamba MBA asiana fanajana kely ftsn♥️
fa mali keli fona nareo 🥰

19/04/2026
18/04/2026

Ny tombotsoa ny miara miasa aminay?
tsara lotra ny tsiro sy kalitao nefa tena mbl azahoana tombony 100%
raha mbl mpanambotra aza ianao mety mbl mihotra dépenses. saingy eto zahay anome fahafampoa anareo🥰
betsaka ny miara miasa aminay efa mahatsapa anzany ka eto tsika efa amantaonany😍
fankasitrahana bediabe❤️
tsy mbl nandiso fanantenana anao ny F&A

Photos from Rhum arrangé F&A's post 25/03/2026

R A cacheté oa. ndao hiara hiasa aminay fa Enao sisa no andrasana🥰
ho anar o mpaka maro.na any @ faritra. ndao ho vatsianay fa tena mora nge
10000ar monja no maka maro 70cl
14000ar atsinjarany
tongava mp na 0376671445
na any @ faritra ataonay Tonga soamatsara any

17/02/2026

fanamarihana kely zareo a
efa nolazaiko teto Ty fa averiko kely ,
0346842979 Ilay Num anay taloha tsy mandeha tsony Mvola nge e. efa nandefa numéro tena teto fa mbola fahadisoana kely iany tsika ndraindray @ Ilay mandefa vola mialoha
0376671445 numéro atsika an
hialana tsiny @ fifiandisoana
Dia mankasitraka atsika mpiaramiasa fona

Photos from Rhum arrangé F&A's post 13/02/2026

Aiza eto Mada ki no misy anareo 🥰
ataonay Tonga soamatsara any nge oa ny entanareo fa aza mataotra e. Na any @ farany lavitra Ary 😍
aza misalasala Ary fa efa maro bé no hafapoa♥️♥️

Photos from Rhum arrangé F&A's post 10/02/2026

efa akaiky nge oa st Valentin re olona e😍

09/02/2026

Iza no Tia an ito?
ataotsika 25000ar io. mazaka fety s'y lanonana tsara Sady mihaja

Photos from Rhum arrangé F&A's post 19/01/2026

alefasina fona 🥰♥️

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Telephone

Website

Address

Yvato
Antananarivo