Thé Mahomby

Thé Mahomby

Share

votre satisfaction c'est notre priorité

29/06/2025

Miarahaba antsika rehetra eto amin'ny pejy.

Ety am-piandohana aloha dia maneho ny fialantsiny izahay raha toa ka ni désactiver ny page nanomboka tamin'ny 19 juin lasa teto nohon'ny antony manokana izay nisy teto amin'ny pejy.

Faharoa, nisy nanao partage témoignage nataony tamin'ny avril 2024, (izay marahina fa tsy mbola izahay no tompon'ny THE MAHOMBY tamin'izany.)
Ny nahagaga fotsiny dia 12 juin 2025 izy no nanao contre témoignage (izany hoe 1an après). Ny antony izay efa azonay an-tsaina ihany.
Fa tsy any loatra ilay olana fa talohan'izay izahay nahatsikaritra zavatra hafahafa izay nitranga taty ambadika dia avy eo moa nisy izay partage izay dia nanapa-kevitra ny hampiato ny fivarotana sy ni désactiver page izahay nanomboka 19juin sady nanao fanadihadiana sy nandinika ny zava-nisy. (izany hoe raha nisy livraison an'ny produit THE MAHOMBY taorian'io date io dia tsy izahay velively.
Ka rehefa nanadiady sy nandinika ny zava-nisy marina izahay dia nanapa-kevitra izahay ny ⚠️HANAJANONA TANTERAKA⚠️ ny fivarotana ny vokatra manomboka androany 29/06/2025.
Ka noho izany, raha sanatria mbola misy mivarotra "THE MAHOMBY" any aminareo aorian'ity filazàna ity ⚠️DIA TSY IZAHAY INTSONY ARY TSY ITY PEJY ITY INTSONY IZANY⚠️ ary tsy tompon'andraikitra amin'izay zava-miseho any ambadika any momba ny vokatra THE MAHOMBY intsony izahay.

Misaotra antsika rehetra.

12/06/2025

Faly izahay rehefa afa-po ianareo.

Nampiasa THE MAHOMBY izy dia nahita voka-tsoa aann!!

Aza tara ary mandefa commande..

Merci steeven 🥰🥰

11/06/2025

⭐️⭐️Promotion Fête des pères⭐️⭐️
Ho antsika ray rehetra izay mividy THE MAHOMBY manomboka androany hatramin'ny Alahady 15 jona ho avy izao dia mahazo fihenam-bidy beeeee :

✅10.000ar au lieu de 15.000ar ny bouteille
✅ 20.000ar au lieu de 25.000ar ny infusion

Koa araraoty ary fa mandalo ihany ny tolotra aaah!!!
Ho antsika izay mbola tsy mahafantatra ny voka-tsoa azo avy amin'ny THE MAHOMBY dia manasa anao hiditra ato amin'ity lien ity :

👉Infusette : https://www.facebook.com/photo/?fbid=581135588127912&set=a.500007266240745
👉 Bouteille : https://www.facebook.com/photo/?fbid=578290548412416&set=a.101191042789038

Contact : 0386010119 - 0321840989

́minceur ́ductions

Thé Mahomby votre satisfaction c'est notre priorité

22/05/2025

⭐️⭐️Promotion Fête des mères⭐️⭐️

Ho antsika reny rehetra izay mividy THE MAHOMBY mandritry ny 23 - 24 - 25 mai ho avy izao dia mahazo fihenam-bidy beeeee :

✅10.000ar au lieu de 15.000ar ny bouteille
✅ 20.000ar au lieu de 25.000ar ny infusion

Koa araraoty ary fa mandalo ihany ny tolotra aaah!!!

Ho antsika izay mbola tsy mahafantatra ny voka-tsoa azo avy amin'ny THE MAHOMBY dia manasa anao hiditra ato amin'ity lien ity :

👉Infusette : https://www.facebook.com/photo/?fbid=581135588127912&set=a.500007266240745

👉 Bouteille : https://www.facebook.com/photo/?fbid=578290548412416&set=a.101191042789038

Contact : 0386010119 - 0321840989

08/05/2025

Ho anao izay te hikarakara vatana mba ho salama, hanena vatana, hanala tavy izay mety hiteraka aretina, andamina tosi-drà.

Ity no vahaolana ho anao.

Misy ihany koa ny en bouteille sy savon.

Tongava mp raha mila fanazavàna fanampiny sy hanao commande

Mandefa amin'ny faritra izahay

05/05/2025

Salama daholo ee..

Elaela kely tsy tato fa sahirana kely nikarakara ny livraison antsika fa be dia be izy tato zay.
Efa tonga daholo ny commande'nareo ?

Tantarao kely hoe ny vokany ho antsika izay vao nanomboka nampiasa

14/04/2025

🥚✨PROMOTION SPÉCIALE PÂCQUES✨🥚

Fihenam-bidy be no atolotray anareo izay :
✅Te hanena vatana
✅Hanala tavy izay tsy mahasalama ny vatana (cholestérol sns)
✅Handamina tosi-drà
✅Hanadio ny any anaty rehetra any
Sns...

🔥THÉ MAHOMBY dia vokatra natoraly 100% ary hanampy anao amin'ny fitsinjovana ny fahasalaman'ny vatanao.

Efa ho avy izao ny fety dia tsy maintsy hoe hihinana be indray 😁 ka aleo arahina THÉ MAHOMBY mahomby mba hilamina tsara foana e😁

🌟THÉ MAHOMBY en bouteille : 15.000ar > mividy 4 dia mahazo kadoa 1
🌟THÉ MAHOMBY infusion (boîte de 15 infusettes) : 25.000ar
🌟Savon THÉ MAHOMBY : 20.000ar

Raha mila toro-hevitra dia afaka miditra mp avy hatrany

10/04/2025

Efa ho avy indray zao ny fety dia dieny izao dia ndao hikarakara vatana.

Ho antsika eto Antananarivo sy any amin'ny faritra, mitohy foana ny livraison antsika.

Mitohy koa ny fandraisana commande.

Photos from Thé Mahomby 's post 29/03/2025

Ho antsika eto TAMATAVE

Mbola mitohy ny vente-expo PROMOTION miaraka alin'ny THÉ MAHOMBY an !
Eto Ambolomadinika ampitany route pavé, akaikiny quincaillerie Zandry kely no misy anay hatramin'ny Alahady 30 mars.

Afaka manantona anay avy hatrany raha mila fanazavàna fanampiny

Photos from Thé Mahomby 's post 27/03/2025

Ao ve TAMATAVE ?

Efa ety an-toerana ny équipe THÉ MAHOMBY amin'izao fotoana izao miaraka amin'ireo vokatra mahasalàma rehetra aah.

Ety Ambolomadinika ampitany route pavé, akaikiny quincaillerie Zandry kely no misy anay.

TONGAVA MARO

25/03/2025

📣📣ALLÔ ALLÔ TAMATAVE

Tour'ntsika indray izao.
Ho anao izay :
✅Te hanena vatana
✅Hanala tavy izay tsy mahasalama ny vatana (cholestérol sns)
✅Handamina tosi-drà
✅Hanadio ny any anaty rehetra any

🌟ARARAOTY ITY FOTOANA ITY🌟

🔥THÉ MAHOMBY dia vokatra natoraly 100% ary hanampy anao amin'ny fitsinjovana ny fahasalaman'ny vatanao.
Efa ho avy izao ny fety dia tsy maintsy hoe hihinana be indray 😁 ka aleo arahina THÉ MAHOMBY mahomby mba hilamina tsara foana e😁

Ny 27 hatramin'ny 30 mars ho avy izao ao
👉 Ambolomadinika ampitany route pavé, akaikiny quincaillerie Zandry kely

Hisy vente-exposition ary azahoanao ireo karazana toro-hevitra rehetra momba ny produits.
🌟THÉ MAHOMBY en bouteille : 15.000ar > mividy 4 dia mahazo kadoa 1
🌟THÉ MAHOMBY infusion (boîte de 15 infusettes) : 25.000ar
🌟Savon THÉ MAHOMBY : 20.000ar

Tongava maro ary

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Telephone

Website

Address

Antananarivo
Antananarivo
101