Formation call center en-ligne

Formation call center en-ligne

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Formation call center en-ligne, Health/Beauty, Antananarivo.

03/02/2026

👉Ho antsika débutants rehetra na te hiditra @ Center tena tsara karama 💰💰💰😍

Formation en Ligne izy ity 😍

👉Midira ary Mp haingana ( aoka izay mba tena vonona hivaotra sy hiasa no handefa mp @ nay tompoko )

Mankasitraka anareo mialoha dia mahobiaza daholo 🙏🙏🙏

01/06/2023

👉Ho antsika débutants rehetra na te hiditra @ Center tena tsara karama 💰💰💰😍

Midira mp fa :
-Apidirinay anaty groupes call center en ligne ianao dia ao tsika mifanampy 👍
-Atoronay anao ao ko ny call center à domicile , tchat clavier, E-mailing sy ny asa maro samy hafa 💼

Sarany fidirana @ groupes : 5000Ar

👉Midira ary Mp haingana ( aoka izay mba tena vonona hivaotra sy hiasa no handefa mp @ nay tompoko )

Mankasitraka anareo mialoha dia mahobiaza daholo 🙏🙏🙏

13/02/2023

👉 Vaovao be ity : FORMATION CALL CENTER en-ligne 😍

👉Ho anao tanora te hiditra hiasa amin’ny call center na centre d’appel maro be ireny.

Kanefa tsy afaka mi-déplace fa lavitra toerana na any amin’ny faritra Natao ho anao ity.😍

Fataro fa efa 500.000AR à 1.000.000AR ny salaire de base any @ call center ankehitriny 😮
👉Ho itanareo ao anatin’ny formation :
PDF :
• Entrentien d’Embauche any @ Société rehetra ( ahafahanao ho tafiditra @ société)
• Astuce Karazana Test écrit misy any @ Société
• Simulation d’appel entrant et appel Sortant
• Hatoro anareo daholo ny karazana Société misy eto Tana sy any amin’ny faritra
• DOCUMENT hianarana FRANḈAIS parlé et écrit
• Video call center + video français
• Document fianarana INFORMATIQUE BUREAUTIQUE

👌Bonus : -Call Center à domicile ( Ahafahanao miasa à domicile na manangana société kely )
-Tchat clavier ( Ahafahanao miasa à domicile na manangana société kely )

👉Frais de formation : 40.000AR

Raha mahaliana anao ary tompoko dia manasa anao handefa message mp avy hatrany na miantso ny laharana 034 45 833 43. Misaotra sy Mankasitraka mialoha @ fahatokisana anay tompoko! Mirary anao ho tafiditra miasa sahady izahay.Tsy maintsy tafita ianao tompoko, Que Dieu vous bénisse!🙏🙏🙏

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Telephone

Website

Address

Antananarivo