Elisa Herman
TikTok : elzahrm
Varegny am isika da adigno tsika ity hiran’i Soa Rova ity 😍 Tratry ne fitadiava da rerelava 🥰
11/05/2026
Izay nianatry tao Université de Fianarantsoa Andrainjato agamba tsy misy tsy mahafantatra an’i Pr FULGENCE 🙏🏾 ino ahatsiarovanareo anazy ?
Ce fut un plaisir Professeur 🙏🏾
03/05/2026
Rehefa maheno hoe : « MPANAO GAZETY », dia inona no tonga ao an-tsainao voalohany ?😅
Miarahaba ny namana mpanao gazety rehetra amin’ity andro iraisam-pirenena ho an’ny fahalalan’ny asa fanaovan-gazety ity ♥️
Tenue de présentation du jour: SAKALAVAN’I MENABE😍
Habillée et coiffée par Mbola Enimpitiavana
23/04/2026
Encore mes félicitations madame le Directeur 😉
🔺 Araky ny tatitry ny Filankevitry ny Minisitra natao ny 23 aprily dia voatendry ho Tale vaovao an'ny Dépêche Informative Taratra (Minisiteran'ny Serasera sy ny Kolontsaina) I Razafijaonimanana Finoana.
Aleo ny hendry hangina
BARAVAVY sa tsy BARAVAVY ?🥰
Coiffure emblématique de la région Ihorombe ♥️ tsara e?!
05/04/2026
Joyeuses Pâques à tous 🎉❤️
Mamboara présent eky izay Sud Est amtoato 📣🥰 tsy Sud est anao laha mbola tsy naharegny ndre raiky am reo hira reo 😅❤️
Extrait: BANANY 2026 FI.ZAA
29/03/2026
🗣️: Avy aiza ianao ilay manao fitenim-paritra rehefa manolotra vaovao io?
Isaky ny mamaly ity fanontaniana ity aho dia misy tsy mahazo foana😅 Averiko indray mandea, « ZAFISORO » iaho. Izany foko zafisoro izany ao amin’ny distrikan’i Farafangana, faritra Atsimo atsinana. Mankasitra anareo mpanaraka hatrany🙏🏾
Sary: fifampiarabahana tratrin’ny taona ny fikambanana FI.ZAA
Click here to claim your Sponsored Listing.
