Fiti's beauté

Fiti's beauté

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Fiti's beauté, Beauty, cosmetic & personal care, Ambohimangakely près de géndarmerie lalana Betsizaraina, Antananarivo.

07/03/2025

❤️ GRAND PROMOTION pour les filles❤️
🎀A l'occasion de la journée Internationale des Droits des Femmes. 🎀🎁
Izahay ato fiti's beauté Ambohimangakely Dia manolotra promotion be mandritry ity volana mars ity,

✅ Toute longueur 10 000ar avec soin produit de gamme.

✅Vernis permanent 8000ar

Koa antsika rehetra izay manoddina Ambohimangakely Dia faly izahay mandray anareo, ka Tonga maro.
☎️ 034 21 817 48 Ambohimangakely prés gendarme route betsizaraina 😍😍

10/10/2024

coucou!!ho antsika izay hanao fahamanjana faratampony izay mipetraka eto ambohimangakely sy ny manodidina,f'efa misokatra indray ny coiffure tsika rehefa avy nanao pause kely,tongava daholy isika ry maman a!!tsy maintsy afa-po rehefa mivoka ao.produit de gamme daholy ny antsika a!!
Ambohimangakely prés gendarme (route betsizaraina)
Cont:034 21 817 48.❤️❤️❤️

ao.pr

03/10/2024

Coucou les filles!!!❤️❤️ après temps de pause,ef misokatra indray ny salon tsika a!!tsy maintsy manohana ny tsara ho anareo foana MBA samy afa-po.
Tongava raha hanao fahamanjana aty aminay fa tsy maintsy manja bé Enao mivoka eo Sady afa-po tsara.
Ambohimangakely près gendarme misokatra ho antsik rehetra.
Cont:034 21 817 48

09/02/2024

Spécial Saint-Valentin ho antsika izay hanao épilation maillot intégral,tongava Maro fa efa natao Morabe!sur rdv izay hanao.
Ambohimangakely près gendarme.(route betsizaraina).Num:0342181748

21/12/2023

Promotionb ny lissage brésilien amty fety ity raha 100000ar Téo aloha Dia ataontsika 70000ar amty de toute longeur,tsy mataotra orana,tsy miova mihitsy na tsemboka azy.tongava Maro e!!
Place illimité !!!!ambohimangakely route betsizaraina près gendarme.

20/12/2023

Manao promotion b izahay aminy Ty krismasy ity sy farany taona ity hoantsika Zay jejojejo sy Zay te manjamanja e!!!!koa tongava Maro fa voafetra ny toerana...

Photos from Fiti's beauté's post 20/12/2023
04/12/2022

Promotion be Amin Ty Noël sy farany taona Ty raha nataontsika 15000ar izy Téo aloha Dia lasa 6000ar ny vernis permanant tsika ,koa tongava ary isik Zay jejojejo manararaotra fa mora!!!!.....manome fahafaham-po ho anao izahay. Ambohimangakely prés gendarme Lalana betsizaraina

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Website

Address

Ambohimangakely Près De Géndarmerie Lalana Betsizaraina
Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 08:00 - 18:00
Tuesday 08:00 - 18:00
Wednesday 08:00 - 18:00
Thursday 08:00 - 18:00
Friday 08:00 - 18:00
Saturday 08:00 - 18:00
Sunday 08:00 - 18:00